Hiala tsy ho membres ao amin'ny SADEC intsony i Gasikara
1. HERY2
(
29/09/2009 17:06)
Araky ny vao2 renay farany dia hoe hiala tsy ho membres ao amin'ny sadec intsony isika ,voalaza aza moa fa efa notapahina izy io fa ny fampiharan'ny fanjakana azy sisa ka dia tokony hietsika isika rehetra tsy hanaiky ity fanjakana mpanao loham-poza ity , tokony ho mailo koa isika amin'ireo TGV mody mivadika TIM nefa manjono ny olona ato , toy izany ry Pikatti sy Lelimpi ary zoam izay TGV iringiriny ireo ary tena FOZAORANA mahafaty mihitsy fa mody manao comedie tsy mapme ato fotsiny ;mitandrema isika tena vrai TIM mpisera ato aminireo an !!
vive TIM GTT !!!!!!!!..............................
vive TIM GTT !!!!!!!!..............................
novalian'i pikatti ny 02/10/2009 00:00
7. Papoose
(
29/09/2009 23:16)
aleo izy mba hitanisa fa efa lany mihitsy ny andro dia alina ndray zao...efa hanaraina akory aza :-D
8. pikatti
(
29/09/2009 23:34)
TGV mody mivadika TIM nefa manjono ny olona ato
Heverin'elah fa trondro ngà l'ty ny mpisera no jonona klé,lisany sans valeur marina bainn no voajonon'ny bitrovoalavo zao :-D :-D
9. pikatti
(
29/09/2009 23:37)
Araky ny vao2 renay farany dia hoe hiala tsy ho membres ao amin'ny sadec intsony isika
o l'ty wiwi tara be elah zany bainn ,efa niala tao ry zalahy fa tsy maintsy niforitra nandeha tany foana face @ CI,ary tsy maintsy mandray ny SADC ny 06/10/2009 zao
Miseho bemokony nefa tsy alehany :-D :-D :-D
10. xxx
(
30/09/2009 08:40)
Tsy misy hatahorana @izany é,anga reo FATY n'alika ireo afaka mandray izany décision izany ,tsy misy nation mi reconnaitre azy pour le moment donc tsy manahy @izany ,ny olona VENDRANA no jonoiny @izany!!!
11. ketaka67
(
30/09/2009 09:34)
HERY2:
Araky ny vao2 renay farany dia hoe hiala tsy ho membres ao amin'ny sadec intsony isika ,voalaza aza moa fa efa notapahina izy io fa ny fampiharan'ny fanjakana azy sisa ka dia tokony hietsika isika rehetra tsy hanaiky ity fanjakana mpanao loham-poza ity , tokony ho mailo koa isika amin'ireo TGV mody mivadika TIM nefa manjono ny olona ato , toy izany ry Pikatti sy Lelimpi ary zoam izay TGV iringiriny ireo ary tena FOZAORANA mahafaty mihitsy fa mody manao comedie tsy mapme ato fotsiny ;mitandrema isika tena vrai TIM mpisera ato aminireo an !!
vive TIM GTT !!!!!!!!..............................
amin'izao fomba fitondran-dry zareo ny transition izao dia izay manaraka azy dia fopla mihitsy ary samia mailo ka samy ho mafy orina tsara ny finoana fa légalistes vrais de vrais no jerene fa izay vao miditra aty aoraiana dia fôsika! fa politique politicienne fotsiny ny an-dreny! archi-nulsssssss
12. watafon
(
30/09/2009 13:31)
Tsy efa ela v no nahenoko anzay e! fa io mou efa tsy mahataitra ahy intsony io fivadibadiky ny hevitry ny faty io! ny ahy ny mahaliana ahy zao dia hoe inona ndray no lainga holazaina rehefa tonga , raha hotonga?????
13. terrywui
(
30/09/2009 15:07)
ef renay izay ra-Herytwo a ! ary nareo aza miseho miaroaro anay Tgv ato fa tsisy ilanay anareo !!!!!
----raha misy mivadika TGV ireo akamanareo TIM ireo de raisinay antanandroa fa elaha aza miseho sarotiny amze tinay atao !! faharoa : faly mandray anlaisany ny tgv n'ny serasera ry PIKATTI , ZOAM ,OMPAMPI a ! de mahareta amin TGV hatram farany ry zalah vaovao aa! tsar rehef mahatsapa n fahadisoana hatramizay !! izay sarotra hanarina ihany no torahana otran'ny kivà !! ha ha ha !! hon hon hon !
Pikatti , ompapi , zoam :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*

14. pikatti
(
02/10/2009 00:00)
ary elah tsy tany @ Andry klé,nenjehinay nedala kay niafina tao bazarybe tao ,neveriny fa ambasady frantsay :-D :-D :-D