Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
firy taona ny zaza no tokony tsy hipipy @ fandriana intsony
21. Mirananirina
( 03/11/2009 14:51)
Ampanaovy couche culotte izy aminy alina dia vita.
Répondre
22. xxx
( 03/11/2009 15:43)
tsy hitako loatra izay mankarary saina an'i rhina @ ilay zanak'olona, reniny aza tsy rototra. Raha toa ka hoe manahirana rehefa matory any aminao izy dia aza avela matory any fotsiny dia vita . Tena tsy hitako ny hanaovana zistoara be an'ilay izy
Répondre
1
2
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0591