Mody mifanaraka @ SADC ndray Andry
1. pikatti
(
28/09/2009 08:09)
Depuis son arrivée samedi à Paris, Andry Rajoelina consulte actuellement et pas avec n’importe qui, puisqu’il a rencontré (2 fois) dans un endroit neutre, à Rueil Malmaison (la résidence de l’ambassadeur mozambicain) les médiateurs Tiebilé, Kodjo et Chissano. Didier Ratsiraka était de la partie. Aucune info cependant n’a filtré sur le contenu de ces rencontres.
sobika.com
novalian'i pikatti ny 28/09/2009 16:34
2. pikatti
(
28/09/2009 08:13)
Io manao sonia io mantsy no tena mba reveny @ le hoe "antsoy président zah" :-D
le mody ekena mba tsy hifandirana nefa refa tonga any @ tanàna de tsy manaiky ndray ny capsat de voatery manaiky koa i bitrovoalavo=homme sans valeur marina
le mody ekena mba tsy hifandirana nefa refa tonga any @ tanàna de tsy manaiky ndray ny capsat de voatery manaiky koa i bitrovoalavo=homme sans valeur marina
3. tsiafoi1
(
28/09/2009 08:37)
Mitohy ny lobbing fa may ny endim-boanjo.... Matoa aloa tsisy nipika ny resaka dia ao raha,???? Tokony ho mailo Ravalo sy ny ekipany @'ireo GIC ireo, tsy coïncidence mihitsy ny maha any Paris ireo GIC ireo, fa resaka efa mandry eo @'i Frantsa sy TGV izany.
4. diloo
(
28/09/2009 11:37)
Mety hiteny @'i JC lery hoe izaho anie pour ilay Maputo matoa nanaiky nanao sonia e. Fa i Ndefo no vato misakana te hitondra ny baolina. Nandefa commandos ra-Sarla sy i lyllison aho, fa ry zalahy ireo koa vendrana mitovy amiko ihany,tsy manana stratégie matimpaika fa dia nanao ilay coup d'état avorté an'i Mahazoarivo.
Izao aho tena voa double ny maha sans valeur ahy. Koa dia tonga aminareo roalahy miantso vonjy fa sao rava ambakan'ny Injet. Sao doran'ny vahoaka eo ny fananambeko tahaka ny nanaovako an'ny Tiko.
Izay ataonareo fa vonona sy asiako vidiny amin'izay ilay soniako iny ka.
Ne m'appelez plus président, car je reconnais maintenant que je suis effectivement sans valeur devant la Sadc , l'ONU et Ndefo. Je vous lèche le derrière mais sauver Injet et je vous laisse tranquille. :wink:

5. Mirananirina
(
28/09/2009 11:59)
zay vao may ny endim-boanjony ko.Ataonay inona izay SADC sns......,zao voa.Tiany hosoloina mafy Europe zao Madagascar an,fa tsy Afrikana intsony... :lol:
6. Bazily
(
28/09/2009 12:31)
Mody mialokaloka any indray aloha hialana wainn aty @ tanàna noho ilay toraka kapoaka be iry e!
Tsaroako tsara ilay bandy akamako izay tato niteny hoe raha vao tonga eny @ AEROPORT IVATO I Ravalo dia izaho hitoraka tavimbonikazo fa ny anareo ataovy vonikazo foana, k'hay ilay boakely nihirahirainy ity voan'ny toraka kapoaka sy daka hita maso beuhhhhhh!!!
Beurk ouzy ilay V iray izay

7. patrick2002
(
28/09/2009 12:34)
Ka izay no tsy azonareo mpiondana ny an`i CI resaka interet io ,ny anareo resaka ilay olona no tohanana ,rehefa manaiky hiaro ni interet ny SADC izay tsy iza fa ireo mpana-bola sud africain ( compagnie minier ,blanc ) Dia milamina ny afera ,eo no hisy ny olana fa ny frantsay koa tsy manaiky an`izany ary izay no mahatonga azy hampiditra an`i Ratsiraka ao anatiny ,dia io ilay gasy kely fa mifanaratsy dia hiomehezany komorianina sy ny kongole fotsiny .
Tsy mba misy resaka hevitra no ampiadiana fa bogosy sa tsy bogosy :lol: :lol:
Raha izaho dia tsy mila an`i Ravalo izaho satria tsy mamela ny operateur economique gasy hitady izy ,Tsy mahazo mi concurencer azy ny malagasy sasany ,rehefa bizna hataony dia tsy misy mahazo manao intsony izany ,izaho dia tsy hanaiky an`izany .
Ankoatr`izay ny hoe tsy mamely ny frantsay fa aleo miaraka @ anglisy dia ,tsara izany fa ny mbola ny frantsay aloha no miantoka ny 75 % ny commerce international ao madagasikara ,raha mahita nlalam-barotra hafa ny gasy maninona moa fa hatramin`izao ny chine ,Etats-unis ,Allemagne ,Russie ,Japan , Afrique du sud mbola insignifiant ny echange commercial @ madagasikara .
Ka tsara ny miteny hoe aleo miaraka @ anglophone ,fa ianao tsy ho tafavoaka rehefa Con c`est con ,misy ny anglophone tsy tafavoaka hatramin`izao ,Somalie ,Ethiopie,Afghanistan, Soudan , ka ahoana no hitovizanao malagasy @ Namibie na Kenya ,ianao malagasy sakanana tsy hiteny ny representant nao ao @ ONU dia ianao no faly fa hoe tsy hanay io ,ilay olona tohananao anefa tsy nahazo invitation akory :-D :-D , dia mahatsikaiky ,anefa ianao anie rehefa gasy dia gasy izay @ reste du monde eh ngah ireo mahafantatra hoe TGV iste ianao sah GTT iste , sahala @ hoe rehefa mahita cubain ianao dia communiste izay ,mahita israelien ianao dia sioniste izay ,

8. rafitia
(
28/09/2009 12:42)
:lol: ka ny minisitry ny raharaham-bahiny malagasy no tsy nahatafavoaka ny baolina e
9. AndriambyII
(
28/09/2009 13:25)
Izaho aloha aleoko lavitra miaraka @ i Frantsa tsy miaraka @ i sarkô fa tena manao tery vaimanta be izao ilery @ io resaka france afric io ,izany hoe situation héritée koa no azony dia tsy maintsy manao izay hampandehanana ny raharaha izy ,na dia tokony efa hanao assainissement ny relation -n'i France @ ireo ex- colonie-ny aza izy mba hampivoatra sy hanatsara izany, ary hamaha ny olana misy , comme on dit , les bons comptes font les bons amis .
8) 8)
8) 8)
10. xxx
(
28/09/2009 13:30)
Mety , mety ho aho, hisy fahamarinany izay lazain'ny pro TGV angamba , fa ilay méthode-nareo aloha tsy lasa , ça laisse à désirer ka raha izao fombanareo HAT izao tsy hi passe aminay ary tsy hiezaka ny hahazo izay tianareo hampitaina izahay , raha mbola basy sy bontolo sy loham-boto no entinareo dia mitampina ny masonay sy sofinay
11. terrywui
(
28/09/2009 14:54)
Vizan'ny ampesonin'i ra-zoam ndray ra-pikatti de midelira sy mitenten foan ato !!! iza ndray no milaza amla fa hifanaraka aminze sadec ny Fanjakana ry lety ?? hiala sy mitady zay fika rehetra hialana sy hiombon'antoka amin'ny firenena hafa ary zao no efa andalanampikarakarana ko ny anlah resaka "mipika lava ty" no mba alefa eto !! taiza ndray zao no sobika.com namoronanlah an'io eo ?? tsisy anzany ao !!!!......
12. patrick2002
(
28/09/2009 16:21)
Ny mampalahelo dia tsy fantany fa raha vao hampidirina ao ny CI dia hiverina ho zanahina izany madagasikara ,samy misy pression hataony ankolafiny avy ,na ny mpomba an`i Ravalo na ny mpomba an`i Andry ,dia ho voafatotra izy mitsam ,dia i Madagasikara indray no handohalika eo anatrehany puissance etranger ,
Raha sanatria ka hiverina eo Ravalo ,dia minoa ahy ianareo fa tsy 3 millions d`hectares no hamidy @ vahiny fa mety ho 5 millions indray ,raha hanohana an`i Andry ny France dia mino ahy fa ravana ny contrat t@ Sheriit ,ary fantatrao moa izany mandrava contrat izany misy penalisation haloa ao ,na amende .dia mbola vola tokony hampandrosoana ny toekarena nefa dia endamniser- na compagnie fotsiny .
Resaka tokony ho vita ao madagasikara hampidirana CI dia eo ianao no raisina.

13. pikatti
(
28/09/2009 16:32)
Diso be elah rapaty
Alahelon'ny Frantsay i R8 de mitady hampiditra an'i bitrovolavo @ fomba retra ry zalahy ,resaka France A (FRIC) io, tsisy afa tsy R8 no sahy nifampitsako taminy
,ary t@ R8 ihany no nandroso lavitra noho zao TGV zao i Madagasikara,
Iza zao no hisolelaka Frantsay zao raha tsy bitrovoalavo

14. pikatti
(
28/09/2009 16:34)
taiza ndray zao no sobika.com namoronanlah an'io eo ?? tsisy anzany ao !!!!......
aza moa less no ahitan'elah vaovao raha lozan'elah matory lava fotsiny klé :-D :-D