PETSA TOTAL
1. dadabe
(
27/09/2009 14:22)
Delegasionina malagasy tany ONU !! =((
novalian'i pikatti ny 28/09/2009 16:40
4. pikatti
(
27/09/2009 16:21)
Saika namindra aretina tany fa navoakan-dry zalahy haingana,tonga saina ihany ve elah dadabe :-D :-D
6. pikatti
(
27/09/2009 16:42)
Efa lazaina hoe aleo tsaboina ao @ SADEC de mbola nitsontsona tany @ ONU ha ha ha izahay kou oz ry zalahy tsy mila olona marary mahia kely hotran'ny taolan-kifafa voan'ny kohandavaren'ny capsat tony :-D :-D :-D
7. tsiafoi1
(
28/09/2009 07:42)
Za indray te hiteny ho Tratran'ny SEC be tao de faninana, ka any frantsa no miala miampanampana sy mitady fika indray
8. Mirananirina
(
28/09/2009 13:44)
PETSA TOTALaiza ary i wiwi amin'ity petsa sy maina ity.
Delegasionina malagasy tany ONU !!
10. pikatti
(
28/09/2009 16:40)
ho avy eo lery fa mbola manao re-mix vetivety !
ary hitako elah wiwi dondrona hotran'i dj ihany kou klé
:-D :-D
