SUIVRE en direct Discours Andry prévu aujourd'hui ONU

1. vatofototra ( 25/09/2009 19:36)
SUIVRE en direct Discours Andry prévu aujourd'hui ONU

Andry Rajoelina est prévu prendre la parole à l'assemblé générale de l'ONU aujourd'hui après le Viet Nam
H.E. Mr. Nguyen Minh Triet, President

C'est-à-dire 8ème position en début d'après-midi

Actuellement (22h30 Mada) c'est le 2eme prévu de l'après-midi Micronesia (Federated States of)
H.E. Mr. Emanuel Mori, President

Donc Madagascar après 6x15mn = dans 1h30 vers minuit à Madagascar et 23h en France


SUIVRE ONU en direct

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i tsiafoi1 ny 28/09/2009 07:10
2. lelimpi ( 25/09/2009 19:46)
tsy raharahanay na hiteny irery ao @ onu aza, alaivo sary dia manaova V samy ierery satria efa resy ny vahoaka malagasy
3. fijo ( 25/09/2009 19:59)
mety ahazo hiteny ihany i rainy lekely ko
4. xxx ( 25/09/2009 22:03)
faly b za tena faly b misaotra any vatofototra aloha fa d nijery tao t@ anjarany dradomelina ka tena faly za fa tsy nahazo ny teny nisy ny vôty zay natao ka d lany fa tsy mahazo miteny ingahy domelina, indrindra moa ny SADC zay nanakina mafy tokoa =D> =D> niraingiraingy nivaoka ry Ny hasina mianakavy! na d faly ary za d nahatsiaro ho menatra ihany @ nataon'ireto HAT reto satria d manala-baraka ny gasy!!
5. fijo ( 25/09/2009 22:10)
mampitondra henatra hoantsik awa ireo.ry sarla mampitondra henatra amin'ny barofo,ry hasina sy andry mampitondra henatra aminn'y diplaomasia
6. nancy ( 25/09/2009 22:15)
Hozy ndray zao i andry rehefa tafaverinaa vy any hoe tsy ilaintsika ny mikambana ao amin'ny onu.....hihihi

fijo:

mampitondra henatra hoantsik awa ireo.ry sarla mampitondra henatra amin'ny barofo,ry hasina sy andry mampitondra henatra aminn'y diplaomasia



7. fijo ( 25/09/2009 22:17)
an an,avy dia hilaza ry zalahy hoe tsy mila fihaonna izahay amin'ny 06 oktobra.
8. tsiafoi1 ( 28/09/2009 07:10)
Mbola vao fiandohany fietrena ireny, mbola aiza ny hahazo azy. "Aorian'ny fireharehana ny fietrena, fa ao amin'izay manetry tena kosa ny fisandratana"

TGV TROP ORGUEILLEUX = FILS DU DIABLE

Vive le retour glorieux de Ra8
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9889