Tsy misy maty izany eo é! raha misy ara-dàlana iray maty eo dia tokony hasiana hat iray maty koa ,fa nahoan itgvendrana ta@ra8 teo mitarika olona ankoatra ny Ambohitsorohitra tsisy mitifitra koa refa ny aradalana no manao manifestation no tifiriny lava izao ,HATAO AINA SOLON'NY AINA RANGAHY à ,raha misy arA-dalàna maty eo dia i monja sy tgv koa tokony tapahana ny lohany ,,izay jilahiboto reo foana no hatahorana lava eo ,efa hisy tanora nampanatenaina ivendrana koa ao araky ny filazan'i jentilisa ?
ZAO VAO TENA HO VAHOAKA fa tsy le 1500 tambazana bonbon anglais intsony,ary efa makadoa le resak teny Ambohitosrohitra f'efa be no nahatsikaritra fa tsy avy any ^garde présidentielle irery no nisy bala tonga teo fa tao anaty VAHOAKA KOA IZAY MERCENAIRE'NY RAMAROSAONA ,tsy possible hoe tir avy ery lavitra ery dia be ny olona voa teny @firifany ,io RAMAROSAONA IO aloha dia tena MPAMOSAVY MIHINTSY bola ho avy aminy ny tsy mety rehetra!