Vaovao farany :miaramila 3500lahy alefa eny Antsonjombe
1. stalingrad
(
25/09/2009 14:40)
Raha ny tena marina dia ny mpikarakara(organisateur) no manofa ny securité, mpitandro filamainana na civil izany ! tsy izay anefa no nataon'ny fanjakana amin'ilay hoe fivoriana ho ataon'ny GTT eo Antsonjombe fa nandefasany miaramila Capsat bojy 3500lahy hiambina ny filaminana eny ! ( Ny marimarina kokoa angamba dia hitifitra sy handringana ireo GTT tonga eny ) , mila mitandrina ary isika fa lahy tokana ny aina , ary tsy hitsitsy ry zalahy ho avy eny ireo
novalian'i fijo ny 25/09/2009 20:44
2. pikatti
(
25/09/2009 14:47)
ary lasa tgvendrana ato ndray leity elah ry HERY2 :-D :-D :-D
stalingrad=wiwi=HERY2
stalingrad=wiwi=HERY2
3. terrywui
(
25/09/2009 14:53)
Tena kofiboay mivika marina ty bandy MIPIKATY ty le !!! ze itanlah rehetr zany ka atahoranlah ny fiaingany de wuiwui daholo zay ?? maninn rah atahoranlah ry lerony rah anotaniana an'i hery fa tsy manao tombok'orona olona ts maninn anlah eo elah !!! tsy menatr akory le mipika ty de TIM ihany no fahananlah eto le !! sa efa atao hita maso mits oe TGV elah ! araka ny kozindry zalah atsy ambany de akama ony elah fa mody mba ... fotsiny !!
4. xxx
(
25/09/2009 14:55)
Efa misy miaramila mpiaro ny mpanaradalàna koa ao ry stanilingrad fa tsy taitra a,raha 3500 izany age ka tsy haharesy ny vahoaka é! fa mila manao action oa ny vahoaka ,encercler-na ny ragidro capsat dia halaina ny basy eny antanany dia ry zareo indray no tifirina fa mila finiavana be aloha ny manao izay é! vita ireo raha mitambatra ny vahoaka ,fa ela loatra izay fa mila mi-passer action @izay fa mandreraka be ,na ireo olona very as ireo aza ve dia tsyho romotra ,olona mitaky FAHAFAHANA VE DIA HOTIFIriNA EO FOTSINY ,tsisy solution afa tsy rombaina ny basy eny aminy fa ra tsy izany ,atody miady amambato LAVA EO!!!
5. pikatti
(
25/09/2009 14:59)
,encercler-na ny ragidro capsat dia halaina ny basy eny antanany dia ry zareo indray no tifirina fa mila finiavana be aloha ny manao izay é! vita ireo raha mitambatra ny vahoaka
efa tsy manaiky ny hitifitra ntsony ry zalahy reo fa miambina an'i Andry sao tsy manaraka le MputoI de mihongana koa io manongam-pajakana ty :-D :-D
6. terrywui
(
25/09/2009 15:04)
hon hon hon hon hin !! mahafinaritra le eritreritrelah ry pikatti aa! mahita kintana b elah mikozy !! io Ra-bazylou alo faizo otranle fanaovanlah azy ra- mipika io a!! hon hon hon
7. pikatti
(
25/09/2009 15:08)
bazylou efa vitamatavy iny bainn a, bandy beurrkkk ve l'ty de ahavita inona klé,fa hono hoa lesy wiwi ,aiza ndray io cyber alehan'elah tsy mety mamoaka émoticônes io :-D :-D :-D
8. terrywui
(
25/09/2009 15:10)
zany ve ??? ngah ny cyber letsy misy aty amin'ny 93 aty a! tsisy anzany aty fa any akaikinlaisany any ony ozy ra-zoam no bobaka !!
9. terrywui
(
25/09/2009 15:10)
ity ary kadO kely ho anlah !!
:evil: :evil: :^) :^) :twisted: :twisted: :evil: :evil: :-P :-P :-P
:evil: :evil: :^) :^) :twisted: :twisted: :evil: :evil: :-P :-P :-P
10. pikatti
(
25/09/2009 15:14)
aza adino le fotoana radem e bainn sao elah ho maty eto klé :-D :-D :-D
ié 9-3
ié 9-3
11. terrywui
(
25/09/2009 15:17)
elah ary ony ozy ra-zoam tsy afak rapitso ko !! sa ve handé elah e!! antsoy tsar alou lery klé!! hikorotana otran lohanlah eo kou ty progany ity ny farany !!
13. pikatti
(
25/09/2009 15:20)
elah tsy hay ozy lery le mety azahony anlah ,répondeur nelah milaza foana hoe;tsy afaka wiwi zao fa mbola mopasoka lamba, leliké ,soloy any leity io fa tsy avotra klé :-D :-D :-D
14. hery
(
25/09/2009 15:20)
Aza mampiesona e :-)
Tsy hahasahy hitifitra vahoaka milahatra eny Antsonjombe izany ny TGV. Tsy tadidiny angaha fa izay no tena nampiala an-dRavalo teo? Fantany hoe raha vao manao an'izay dia mipitika moramora :-)
Tongava daholo e. Na ny Capsat koa aza raha tonga eny mety hiova hevitra hanaraka ny ara-dalàna :-)
Tsy hahasahy hitifitra vahoaka milahatra eny Antsonjombe izany ny TGV. Tsy tadidiny angaha fa izay no tena nampiala an-dRavalo teo? Fantany hoe raha vao manao an'izay dia mipitika moramora :-)
Tongava daholo e. Na ny Capsat koa aza raha tonga eny mety hiova hevitra hanaraka ny ara-dalàna :-)
15. Rajakoo
(
25/09/2009 15:23)
Na ny Capsat koa aza raha tonga eny mety hiova hevitra hanaraka ny ara-dalàna
marina ny anao rahalahy ,efa no entiko ho any daholo ny régiments =D> =D> =D>
16. terrywui
(
25/09/2009 15:23)
ha ha ha !! eritreritry Hery manokana io rankizy fa tandremo iany a!!! izy irery no mahita anzany !! f'angah mbol adino le tifitra natao ny TGV teny A/tsorohitra ? sady hitandro filaminana anie no ahatongavandry zalah eny anlou rah ny prevu e !! fa sur fa handrangitra miaramila sy hanopanopa miaramila toy ny fanaony ny TIM de eo isika ahita azy !! Miaro tena izy amzay fa tsy mitifitifipoana !!
17. pikatti
(
25/09/2009 15:28)
marina ny anao rahalahy ,efa no entiko ho any daholo ny régiments
fa zao fotsiny aza tifirina zany re tgvendrana reo aloha fa aleo tsaraina ao @ tanàna ao ihany ,sao mitôka ry lerony nefa aty efa tsisy ntsony le Sangate fandosiran-dry zalahy Afghan ,Guatanamo efa ahidy kou,afatraro ao tsiafahy ao aloha mandrapa :-D :-D :-D
18. terrywui
(
25/09/2009 15:30)
fa iza no tifirina sy gadraina ao Tsiafahy ry Pikatti a?? ao tsara ve alou toi zany kléé ? natory tsar halina ve ?? :-D :-D :-D :-D
19. pikatti
(
25/09/2009 15:45)
ry zalahy tgv reo ihany kah elah aloh tsy tifirina é, aza matahotra fa omeko anti-balle :-D :-D :-D
fa refa misy mitifitra fotsiny de mila miteny elah hoe RANO RANO RANO :-D :-D :-D
fa refa misy mitifitra fotsiny de mila miteny elah hoe RANO RANO RANO :-D :-D :-D
20. patrick2002
(
25/09/2009 18:10)
hery:
Aza mampiesona e :-)
Tsy hahasahy hitifitra vahoaka milahatra eny Antsonjombe izany ny TGV. Tsy tadidiny angaha fa izay no tena nampiala an-dRavalo teo? Fantany hoe raha vao manao an'izay dia mipitika moramora :-)
Tongava daholo e. Na ny Capsat koa aza raha tonga eny mety hiova hevitra hanaraka ny ara-dalàna :-)
Ny hanaraka mpanakorotana ara-dalana aloha tsy misy ,ra Hery ,
Mahatsapa izany ianao fa ny fitifirana olona teny Ambohitsirohitra no nampiala an`i Ravalo ,nefa dia mitompo teny ianao fa tsy responsable Ravalo t@ iny fitifirana olona iny . :lol: :lol: :lol: mahagaga indray izany .
Ka raha izany no izy Rahery dia mandehana tarito eny @ CAPSAT soanierana ny vahoaka ara-dalana dia betsaka ny ho faty dia miala Andry TGV.
