vita ny tgv.

1. fijo ( 24/09/2009 20:48)
efa mahafantatra amin'ny fomba ofisialy izao ny be kintana fa manana solika amina miliara barika ny gasy.
ka mino aahy ianareo,fa tsy hamela intsony an'io HAT io hipetraka eo ry zareo.
raha nahatsikaritra isika,dia nanomboka nampiakatra feo amin'izay ny ambasadaory be kintana any amintsika(mbola tsy maty koa ny nanaovan'i sarlakely azy teny antanimena)efa miha mialokaloka izao i la frantsa ary mody manaraka eny sisa.
ka raha izaho no eo ,dia manomboka mitady lalana hialana aho,fa horatsy ny fiafarany.
novalian'i pikatti ny 28/09/2009 08:15
2. milamm ( 24/09/2009 21:05)
sali zokib fijo
ho avy eo njay zao bazy iantso2 oe vive tgv =)) aiza les ka na le kabary rediffuser-ny tao @ youtube iny aza anie hoax efa kabary t@ 07 nataony J.Asselborn vice PM Grand Duche de Luxembourg,nanolotsaina azy hamaky iny
http://www.gouvernement.lu/salle_presse/discours/autres_membres/2007/09septembre/24asselborn_uno_climat/index.html
3. fijo ( 24/09/2009 21:07)
ny ahy ny tena mahalasa sain ahay dia hoe"tsy mba mahalala menatra mihintsy ve ireo bandy kely ireo e???????"asa fa raha za n oamin'ny toeran'ireo,efa ela ah ono tsy tazana intsony.tena feno henatra aho rah aza no teo.
4. zama91 ( 24/09/2009 21:17)
efa nanipy gant raha hafa ny teo,
5. remahity ( 24/09/2009 21:32)
ataovy resake serieux raoke, fa tena tsy mazava amiko mihintsy

Moi non plus, j'aime pas TGV, mais explique moi par A+ B, fa ho vita izy

en effet, tes arguments sont:

1)manana solika @ miliara isika
2)tsy voan'ny ambasadoro bekintana ny nanovan'ni sarlakely azy

conclusion: VITA NY TGV

NE TROUVES-tu pas? QUE C'EST UN PEU JUST COMME ARGUMENTAIRE

ah non, t'as encore un argument imparable:
fijo:
ka mino aahy ianareo,fa tsy hamela intsony an'io HAT io hipetraka eo ry zareo


FAGEGE ARGUMENT-NAO TOY NAHODA, c'est un peu du charabia
6. zama91 ( 24/09/2009 21:36)
@ sabotsy ny demonstration ny hmpiala azy eo
7. Papoose ( 24/09/2009 21:40)
:-D
8. milamm ( 24/09/2009 22:06)
fa nisy in ry Papoose? :roll:
fijo a, saode tokony natomboka @ le oe tsy manana fifehezana ny raharaha tokatrano politika ao an-tanana,fiaraha-monina ara-politika sy sosialy ary fifandraharahana any ivelany,rafitra mazava ekeny b sy ny maro iaraha-mitantanana ny fitondrana vonjy maika.Tsy mahatoky azy ny rehetra satria saribakoly natao ampihetsehana izy fa tsy atidoha mitarika na mikaroka vahaolana oh.
9. Papoose ( 24/09/2009 22:15)
le demonstration ohatran'ny nampime ahy!m'imaginer zvt aho! :-D
10. xxx ( 24/09/2009 22:59)
inona indray no mampiomehy an i kala noue @ izany,zafady kala papoose manty e
11. Papoose ( 24/09/2009 23:02)
:-D :-D :-D :-D fa iza mihitsy no mamahana lali-manga an'i xxx any ka milaza fa izaho dia noue????? sady lany andro fotsiny mamerina an'izay no marary fo @ zany eo!!!

sady tsy idirako na zetete na tezeveeee, suis fa fanatique ry xxx a!
12. diloo ( 24/09/2009 23:18)
Mety mbola tsy vita ny tgv ka.
Lasa naka audience any amin'i Mahmoud Ahmadinejad , miampy an'i Khadafi. ary i Kim Jong-Il ny delegasiona HAT.
Izay sisa no azo atao fa kenda ankoatran'izy izy telo lahy ireo.
:wink:
13. nancy ( 25/09/2009 01:07)
ka na ianao tsy mieritreritra kosa aza ve dia ireny nataon'i sarla kely ireny dia mba mety? nefa ambasadaoro sy diplomaty izao no manatrika azy eo???
Ilay ambasadaoro aza mbola misy eritreritra hoy aho fa raha olonk-afa iny ambasadaoro amerikana iny dia efa ela ilay sarla kely sy ry tgv sy ny forongony no nipitika teo.

remahity:

ataovy resake serieux raoke, fa tena tsy mazava amiko mihintsy

Moi non plus, j'aime pas TGV, mais explique moi par A+ B, fa ho vita izy

en effet, tes arguments sont:

1)manana solika @ miliara isika
2)tsy voan'ny ambasadoro bekintana ny nanovan'ni sarlakely azy

conclusion: VITA NY TGV

NE TROUVES-tu pas? QUE C'EST UN PEU JUST COMME ARGUMENTAIRE

ah non, t'as encore un argument imparable:
fijo:
ka mino aahy ianareo,fa tsy hamela intsony an'io HAT io hipetraka eo ry zareo


FAGEGE ARGUMENT-NAO TOY NAHODA, c'est un peu du charabia



14. naritsimba ( 25/09/2009 05:05)
Izaho aloha na iza hiteny na iza, dia tsotra, tsy mila Ra8 mihitsy.
15. tlay ( 25/09/2009 05:28)
Naritsimba taraik be toi
16. hery ( 25/09/2009 06:08)
naritsimba> loll.

Nisy niteny ra8 ve teo? :-)

Rehefa tena dinihina dia blem-n'i naritsimba amin'i ra8 fotsiny no anekeny an'i Andry TGV. Ka nanao ratsy toa inona @ olona sns aza i TGV dia ekeny satria ra8 no tena tsy tiany.

Averiko foana fa hoe betsaka ny tsy tia ra8. Fa tsy izany mihitsy no hanekena izao zavatra tsy mandeha izao.
17. bazylou ( 25/09/2009 09:26)
vive tgv, raha misy be mokony noho izy dia mitsangana ry hanao aminy e, vive tgv
18. hery ( 25/09/2009 10:15)
bazylou> Ny hery tsy mahaleo ny fanahy
19. milamm ( 25/09/2009 11:34)
mangahazo atoraka ny kisoa zany ra-hery a,@ bazy/ntss de mokony no alohany rehetra,aorina kely ao jereo tsara fa lery io njay no anome tsiny an'i andry refa voapitika eo izy,firaka atakalo fa tsy misy hevitra mazava e.
20. tsimatimanota ( 25/09/2009 12:55)
ADIOS SATAN TGV
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2291