te ikombaka eny mahamasina hono i zefa albera
1. bazylou
(
24/09/2009 18:11)
pauvre ..., beurrk, koa raha tsy nevdrana ry tgv ka andany andro amin'izay anty dahy lany tsoka ary kle, beurrk, nanainona notsy nitambatra izy telo mitsamy manao smack down an'i tgv raha mahery le aza, beuurk, :-D :-D :-D
novalian'i pikatti ny 25/09/2009 12:37
4. locl
(
24/09/2009 18:46)
Salut Bazyl, ahoana aloha le tany @ ONU e! Iny aloha izao no malaza fa tsy Zafy albert.
Tena oenina be indray aloha i andry an!
Aza matahotra i bazyl fa tena ho feno tokoa i Mahamasina.
Tena oenina be indray aloha i andry an!
Aza matahotra i bazyl fa tena ho feno tokoa i Mahamasina.
5. pink
(
24/09/2009 19:21)
bazylou:
pauvre ..., beurrk, koa raha tsy nevdrana ry tgv ka andany andro amin'izay anty dahy lany tsoka ary kle, beurrk, nanainona notsy nitambatra izy telo mitsamy manao smack down an'i tgv raha mahery le aza, beuurk, :-D :-D :-D
beurk be ilay toe-tsainy bazylou. beurk
6. xxx
(
24/09/2009 19:46)
Le base lo ,basy loha ,bazylou ,le dondrina tsy mahay teny vazaha fa beurk,no ba hainy ,na ny ankizy kely 3 taona aza mba mahay hoe :ce n'est pas bon! fa izy dia resak tambawax lava @beurk,milelaka andradomelina izy ka manomboka efa leo ry reto a,izay no mahatonga azy hiteny hoe beurk,ny an'le vendrana hisolelahany aujour d'aujourd'hui ,mafy refa nofa ,vendrana ,ba mamaky teny hono rabitro le lainga b e dia @zay tsy mba hainy tsianjery akory fa dia mamaky ,tena hita hoe olona tsisy niveau ,dia any Ambohotsirohitra izy miteny irery dia lazainy fa niteny tany New-york,bola ho ela é,mandrevy lava izao fa tsy afka hiaina @réalité mihintsy RALAVA NIFY VOKY HALATRA SA karoty ,dia nitondra karoty indray sa voatabia ,TOKONY TORAHANA VOATABIA INY VAO MIDINA EO ivato.
Isakin'ny convoqué izy dia lazainy fa invité foana @mahadondrina azy!!!!
Isakin'ny convoqué izy dia lazainy fa invité foana @mahadondrina azy!!!!
7. bazylou
(
25/09/2009 09:31)
vie tgv, ho aho, mbola izy izao no prezda an'i mada, raha milay ialahy isany tsy manao trondro maty sy be menomenona fotsiny eo, asehoy raha mahery no ho i tgv; vivetgv :-P :-P :-P
8. pikatti
(
25/09/2009 12:37)
hoy basselouha
efa dans le coma zany bainn a,ary elah zany tsy mahalala n'inon'inona,tena mr BEURRRKKK marina sann'é :-D :-D :-D
asehoy raha mahery no ho i tgv; vivetgv
efa dans le coma zany bainn a,ary elah zany tsy mahalala n'inon'inona,tena mr BEURRRKKK marina sann'é :-D :-D :-D
