Minoa Fotsiny ihany
21. rakaroka
(
24/09/2009 23:20)
'ndriii anie raha vô tsy mahay mikabary dia tsy tafa na mangataka na manô politika,sns, mikombona vava aza moa fa ataon'ny oul mpiasa Bbbe ftsn avy eo, satria hoe miasa ihany no mba atao kou!!! :-D :-D :-D
23. rzakarivola
(
25/09/2009 14:59)
Hitako foana @ gazety eto Mada @izao io zavatra io, tsy mety haiko hoe inn le Sacré Coeur de Jesus. Fa rehefa namaky an'ilay izy teto aho dia nahita hoe misy prière anakiray sûrement exaucée @io : ilay phrase naverimberina.
Ny problema amin'ity dia izao, misy mangataka @ fo hoe "aoka hitsahatra ny korontana ao Mada", misy kosa ny mangataka ny mifanohitra @izay, ary raha mandaitra io fika io dia samy afaka hampiasa daholo, ka bloqué (mi-plante) le fandehan-javatra avy eo.
Ity tenin'i Jesoa ity kosa dia tena marina foana, ary hitako izany : "Na inona na inona angatahinareo amin'ny anarako dia ho azonareo izany". Izaho hangataka amin'ny anaran'i Jesoa.

24. ikaretsaka
(
25/09/2009 15:05)
soanja:
Soanja> mety ka
Ho hamasinina sy omen-kaja, shoa, sy ankalazaina sy ho tarognigna erakan zhao Tontolo Zhao mandrakizhay anie ny Fo masin-Drazezo :wink:
Siecles et des siecles= mandrakizay???? Mandrakizay zany va tsy eternite.
Ny eternite= tsy manam-pahataperana ny dikany ka
Fa le sciecles des sciecles=mandrakzay..satria rehefa hoe zay dia tapitraaaaaa de mandrapaha..zay no hoe mandrakizay
25. niryna
(
27/09/2009 04:02)
rzakarivola:
Ity tenin'i Jesoa ity kosa dia tena marina foana, ary hitako izany : "Na inona na inona angatahinareo amin'ny anarako dia ho azonareo izany". Izaho hangataka amin'ny anaran'i Jesoa.
miombonkevitra tanteraka aho ,misaotra anao nizara
:-*
26. rakapy
(
27/09/2009 18:31)
Hoy rzakarivola
Jambam-pinoana no fahitako anao na koa manaraka ilay fiteny hoe" izay tiana mitombo......"
Na i jesosy na tsy izy no niteny io teny io dia tsy mitombona velively ilay fitenenana.
Raha izay rehetra angatahina @ anarany ve dia ho azo??? Dia mino ve ianao fa mbola misy ny mahantra,ny mosarena ny ady ny fahoriana sns???
Aman'arivony maro angamba ireo olona izay nangataka t@ anarany mba tsy hisian'ny ady an-trano tany @ toerana misy azy nefa dia nisy ny ady an-trano.
Aman'arivony maro angamba ireo olona nangataka t@ anarany mba tsy hisy ny mosarena, nefa dia nisy foana ny mosarena.
Mba mangataha hoe razakarivola mba ho xana 100% i Madagasikara @ taona 2010 dia ho hitantsika izany.
Ity tenin'i Jesoa ity kosa dia tena marina foana, ary hitako izany : "Na inona na inona angatahinareo amin'ny anarako dia ho azonareo izany". Izaho hangataka amin'ny anaran'i Jesoa.
Jambam-pinoana no fahitako anao na koa manaraka ilay fiteny hoe" izay tiana mitombo......"
Na i jesosy na tsy izy no niteny io teny io dia tsy mitombona velively ilay fitenenana.
Raha izay rehetra angatahina @ anarany ve dia ho azo??? Dia mino ve ianao fa mbola misy ny mahantra,ny mosarena ny ady ny fahoriana sns???
Aman'arivony maro angamba ireo olona izay nangataka t@ anarany mba tsy hisian'ny ady an-trano tany @ toerana misy azy nefa dia nisy ny ady an-trano.
Aman'arivony maro angamba ireo olona nangataka t@ anarany mba tsy hisy ny mosarena, nefa dia nisy foana ny mosarena.
Mba mangataha hoe razakarivola mba ho xana 100% i Madagasikara @ taona 2010 dia ho hitantsika izany.
27. rakaroka
(
27/09/2009 19:27)
'za koa aloha dia nahamarika fa ny "fahamarinan'ny voalazan-dRakapy efa firifiry tokotrany izay nangataka t@ anarany izay...fa tsy tafa ny zavatra nangatahana a! Dia mba "ahoana tokotrany ny "pôzision-drizareo manoloana ny "korontana any Dago izao raha marina izany?, Tsy mbô nangataka "filaminana t@ "anarany angaha rizareo? anefa hono hoe "n'inn n'inn :roll: :roll: :roll: 8O 8O 8O :? :(
28. cutie
(
27/09/2009 23:44)
Hoy i rzakarivola:
Ity tenin'i Jesoa ity kosa dia tena marina foana, ary hitako izany : "Na inona na inona angatahinareo amin'ny anarako dia ho azonareo izany". Izaho hangataka amin'ny anaran'i Jesoa
Mba sambany za nahazo tanteraka an'le voasoratra io ambony io :)
29. niryna
(
07/10/2009 20:20)
rakaroka:
'za koa aloha dia nahamarika fa ny "fahamarinan'ny voalazan-dRakapy efa firifiry tokotrany izay nangataka t@ anarany izay...fa tsy tafa ny zavatra nangatahana a! Dia mba "ahoana tokotrany ny "pôzision-drizareo manoloana ny "korontana any Dago izao raha marina izany?, Tsy mbô nangataka "filaminana t@ "anarany angaha rizareo? anefa hono hoe "n'inn n'inn :roll: :roll: :roll: 8O 8O 8O :? :(
ny valiny ? hianao manao azy ho ratsy fa Atra manao azy ho tsara noho ny voninahiny,ny antony ? mbola maro ny olona tsy mino azy ary dia ho asehony ny voninahiny raha mitady azy ny oloNy
Raha ity oloko mahantra ity no anatona ahy ka hifona amiko dia hihaino azy aho ary ho sitraniko ny taniny raha miaraka mivavaka avokoa ny vahoaka rehetra dia amaly Atra ,nahoana no mbola mikorontana ny tany ? ny fitiavantena no betsaka ,ny fizahoana no betsaka,ka raha tsy manova ny fontsika isika rehetra ,izay mbola lavitra ezaka izany raha tsy mino azy dia tsy hisy fiovana ny firenena.Raha mivavaka ireo mpitondra ireo kosa ny olona fa tsy manozona azy ,mangataka amin'Atra mba hirotsaka ao amindry zareo amin'izay ny herin'ilay Ray dia ho tonga tokoa izany,tsy ho tonga anefa io raha tsy misy fifamelankeloka ao fa tsy manompa na manozona ilay olona ary dia mamela azy ireo tokoa fa tsy fantany izay ataony.Raha mbola ao anatin'ny maizina foana izay mitondra dia tsy ho afaka izany raha tsy mifampivavaka azy isika e ,hevitro io
30. ikaretsaka
(
08/10/2009 17:10)
de tsy maintsy @ zavatra ratsy miova zavatra tsara foana ve vao miseho ny antom-boninahitra?
hoe misy raha milamina de mivadika gidragodra be miverina milamina de...oeeeee vobinahitr'Atra ... tenisany tsary mivavaka no anton'ilay gidradidra? tssss

31. indro
(
20/12/2012 10:35)
rakaroka:
8O 8O 8O MARINA hoe....Misaotra nizara :-* :-* :-* Andraso ary andramana.
:roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$
Na dia hoe " Atsaharo ny korontana any Dago, dia ataovy tany Manankarena sy sambatra @ izay io Nosy io" , ary raha io ny prière excausées ve?....
Andraso aza andramana e!... :) :) :)
Remerciements pour faveur obtenu,
Que le sacré cÅ“ur de Jésus sois loué, adoré et glorifié, pour des siècles et des siècles. Amen !
Dites cette prière 06 fois par jours pendant 09 jours et vos vÅ“ux sera exaucé, avec promesse de publication quand la faveur sois obtenu.
R. N. Andréa
Que le
32. indro
(
20/12/2012 10:40)

lol