Minoa Fotsiny ihany

1. rijah ( 23/09/2009 06:23)
Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen!
Dite cette prière 6 fois/jour pendant 9 jours et vos prières seront excausées méme si cela semble impossible. N'oubliez pas de remercier le Sacré Coeur avec promesse de publication quand la faveur sera obtenue.

Remerciement au Sacré Coeur pour faveur obtenu.
RAKOTON. Rijah
novalian'i indro ny 20/12/2012 10:40
2. rakaroka ( 23/09/2009 15:10)
8O 8O 8O MARINA hoe....Misaotra nizara :-* :-* :-* Andraso ary andramana.
:roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$
Na dia hoe " Atsaharo ny korontana any Dago, dia ataovy tany Manankarena sy sambatra @ izay io Nosy io" , ary raha io ny prière excausées ve?....
Andraso aza andramana e!... :) :) :)
3. ikaretsaka ( 23/09/2009 15:43)
Aza misikim-ponitra tsotry rakaroka fa ilaozy misalaka tanana an
4. rakaroka ( 23/09/2009 18:09)
8O :oops: :oops: :oops: driiiiyyy Ika koh ou!!! :oops: :oops: koa mbô miala nenina @ "irika rehetra koh, iza n mahita?..." . Rehefa tsa mamely anie dia lazaina eto ihany, fa mbô andramana aloha koa :
1-Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen
2-Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen
3-Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen
4-Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen
5-Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen
6-Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen
:@ :@ :@ :@ :@ :@
5. cutie ( 23/09/2009 21:09)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 23-09-2009 17:10:59
Lohateny : Re : Minoa Fotsiny ihany
MARINA hoe....Misaotra nizara Andraso ary andramana.

Na dia hoe " Atsaharo ny korontana any Dago, dia ataovy tany Manankarena sy sambatra @ izay io Nosy io" , ary raha io ny prière excausées ve?....
Andraso aza andramana e!...
:-D :-D :-D :-D
6. soanja ( 24/09/2009 02:56)
Ndeha koa zah mba hanadrana sao mba hanjary ihany ny raharaha ao Mada atsy ho atsy. Mila vavaka ny firenentsika. Misaotra an'i Rijah nizara. :-* :-* :-*
7. majesty ( 24/09/2009 04:37)
Ahatsiarovako ny " MANTRA " fanaonay fahiny niaraka t@ le SIFU-nay izay io :)

fa zao efa tsy izany ntsony
8. nathie86 ( 24/09/2009 12:05)
1-Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen
2-Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen
3-Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen
4-Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen
5-Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen
6-Que le Sacre coeur de Jesus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles. Amen

9. ni81 ( 24/09/2009 12:47)
HS: nathie a! tadidiko taloha rehefa tsy mahay lesona dia voasazy tany am-pianarana dia mamerina be dia be toy izao :-P :D
10. rakaroka ( 24/09/2009 15:52)
cutie:



Na dia hoe " Atsaharo ny korontana any Dago, dia ataovy tany Manankarena sy sambatra @ izay io Nosy io" , ary raha io ny prière excausées ve?....
Andraso aza andramana e!...
:-D :-D :-D :-D
[/quote]


8O 'ndry koa ry kala piso ity tokony mamerina io in'6 fa tsy ilaozan-dry mivangoritika mimé eo ftsn :twisted: @ izay mba miakatra ny puissance de prière raha maro ny participant!...
Soanja < Izay mihitsy e! ...Eny e marina fa toa mbola somary anaty korontana ihany hono fa k'inn aza no azontsika atao lavitra aty?
Eny e "arahana finoana koa hono! " Ah! la!la! Mino eeeee , Yessss !!!! :roll: :roll: :-w :-w :-$ sa ahoana ry Ika :?: :roll: 8)
11. soanja ( 24/09/2009 16:38)
Ka izy io izany tsy maintsy amin'io teny frantsay sa mety ho mety raha atao amin'ny teninay betsla. Dia ahoana ny hanaovana azy sao mba misy mahalala. Soratana ve no mahamety azy tsara sa tononina mazava? Misaotra mialoha ary ry namako tiako e!
12. ikaretsaka ( 24/09/2009 16:49)
Soanja> mety ka
Ho hamasinina sy omen-kaja, shoa, sy ankalazaina sy ho tarognigna erakan zhao Tontolo Zhao mandrakizhay anie ny Fo masin-Drazezo :wink:
13. cutie ( 24/09/2009 17:39)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 24-09-2009 17:52:50
Lohateny : Re : Minoa Fotsiny ihany
Hoy i cutie:



Na dia hoe " Atsaharo ny korontana any Dago, dia ataovy tany Manankarena sy sambatra @ izay io Nosy io" , ary raha io ny prière excausées ve?....
Andraso aza andramana e!...




'ndry koa ry kala piso ity tokony mamerina io in'6 fa tsy ilaozan-dry mivangoritika mimé eo ftsn @ izay mba miakatra ny puissance de prière raha maro ny participant!...
Soanja < Izay mihitsy e! ...Eny e marina fa toa mbola somary anaty korontana ihany hono fa k'inn aza no azontsika atao lavitra aty?
Eny e "arahana finoana koa hono! " Ah! la!la! Mino eeeee , Yessss !!!! sa ahoana ry Ika [/quote]
non za tsy handany andro @ zany fa mazotoa nareo e :-D
14. rakaroka ( 24/09/2009 19:30)
Tssss Cutie :o dia raha tsy tafa 'lé izy , dia satria tsy ampy ny présencen-dry fa ataovy moa kouuu!!!!!! :-D :-D :-D
15. soanja ( 24/09/2009 19:33)
ikaretsaka:

Soanja> mety ka
Ho hamasinina sy omen-kaja, shoa, sy ankalazaina sy ho tarognigna erakan zhao Tontolo Zhao mandrakizhay anie ny Fo masin-Drazezo :wink:


Siecles et des siecles= mandrakizay???? Mandrakizay zany va tsy eternite.


16. cutie ( 24/09/2009 19:46)
13. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 24-09-2009 21:30:54
Lohateny : Re : Minoa Fotsiny ihany
Tssss Cutie dia raha tsy tafa 'lé izy , dia satria tsy ampy ny présencen-dry fa ataovy moa kouuu!!!!!!

ka asa fa tsy kabary fa mazotoa nareo wa :-D
17. rakaroka ( 24/09/2009 23:11)
Sady miasa no mikabary ka :-D :-D :-D
18. cutie ( 24/09/2009 23:14)
:-D :-D :-D :-D
za tsy hikabary alou e
19. rakaroka ( 24/09/2009 23:16)
Ny saka no tena mikabary koa :-D :-D :-D raha tsy izany tsy mahazo sakafo!
20. cutie ( 24/09/2009 23:19)
mahita saka aiza njy io zao :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1414