Pikatti mpihatsara ivelatsihy ianao ,mamitaka ny mpitolona

1. HERY2 ( 21/09/2009 14:42)
voafitakao amin'ny resaka tsara lahatra sy ny vazaha mody miady ny Mpiara-mitolona rehetra ry Pikatti fa efa fantatray ihany fa hevitra avoakanao eto dia mitongilana any amin'ny TGV , noho izany dia mandroaka anao izahay fikambanan'ny Mpisera TIM ato ary manome fampitansremana anao fa raha mbola manao dinika mamely ampitaka ny TIM ianao dia tsy mila anao intsony izahay mpandala ny ara-dalana ato amin'ny serasera !


tsiky dia ampy 2!
novalian'i pikatti ny 23/09/2009 16:30
2. pikatti ( 21/09/2009 15:04)
:-D :-D :-D :-D :-D
mitafy akanjo TIM ndray ry tgvfopla zany klé
:-D :-D :-D :-D :-D
raisina an-tanan-droa ny tgv retra diso fanantenana sy ny Malagasy nataony tohatra fiakarana mba hiaraka handrodana ty fanjakana halatra ity
Masina ny Tanindrazana
3. HERY2 ( 21/09/2009 15:07)
aza sarontsaronanao amin'izany ny resaka e , isaky ny misy hadalana ataonao zany dia saronanao amin'ny valiteny kiboribory foana ? tsy tokony hanohana ny TIM sy ny GTT ianao fa mihatsara ivelatsihy fotsiny , ianao sy wuiwui no mitovy izao ,
4. pikatti ( 21/09/2009 15:12)
isaky ny misy hadalana ataonao zany dia saronanao amin'ny valiteny kiboribory foana ?

i wiwi efa vitamatavy e, de ty ndray zany no PS n'elah vaovao ve, mboila jojopila nefa efa milaza fa maharaka ve , wiwi klé :-D :-D :-D :-D
5. HERY2 ( 21/09/2009 15:15)
izany ve no famalianao ahy ,ato amin'"ny admin aho raha tianao ho fantatra ary vehivavy ! maharikoriko ahy na lay fiteninao mody manohana io aza ,hita be fa mody amboarina fa TGV ianao
6. pikatti ( 21/09/2009 15:18)
:-D :-D :-D :-D de ahoana zany asan'ny admin zany lesy wiwi,nahazo rubrique inona zany elah ao
7. HERY2 ( 21/09/2009 15:18)
Izay olona rehetra mananatra anao izany na eto na any atranonareo any dia ataonao valy boribory daholo fa tsy mba saininao ny fahamarinany ? izany ihany no tena fanaonareo TGV itony ! ianao anie tsy TGV nivadika TIM fa efa TGV hatraminizay e
8. pikatti ( 21/09/2009 15:21)
ary lasa GTT koa angah wiwi , tongasoa zany elah , inona no sotroan'elah fa efa nanomana mafana i dadabe atsy :-D :-D :-D :-D
9. HERY2 ( 21/09/2009 15:24)
aza miteniteny foana ianao fa maharikoriko ahy e ! zany iany no mba famalinao ,tsisy saina ianao e, tsy tiako be ,
Hiangaviakao ianao Pikatti mba tsy hisarika ankolaka na mivantana ny ankizy TIM ato amin'ny serasera amin'ny fahaizanao miresaka fa tazony izay tena antoko misy anao fa tsy mahamenatra akory ny ilazanao fa TGV ianao ! mitandrema isika mpisera fa mitohy ny tolona ,mbola betsaka ireo mpivadika na mpandainga na mpanohana TGV mody manao TIM ato no hapoitra tsikelikely eto mba ho fantatry ny be sy ny maro
10. tlay ( 21/09/2009 15:26)
:cry:
11. HERY2 ( 21/09/2009 15:27)
hita amin'ireo karazana dinika natsangan'i Pikatti fa TGV hiringiriny izy fa ny fahaizany mampiresaka no entiny handotoana ny tolona efa mande ,
Ho ela velona ny TIM !

vive TIM !..... vive TIM !.....



tsiky dia ampy !
12. pikatti ( 21/09/2009 15:28)
ary lasa GTT koa angah wiwi , tongasoa zany elah , inona no sotroan'elah fa efa nanomana mafana i dadabe atsy
13. xxx ( 21/09/2009 15:42)
misy bandy be fika vao nanokatra PS indray ato zany? mody lasa tampoka TIM, dia avy dia mamely be??
14. pikatti ( 21/09/2009 15:50)
tratra i wiwi klé,elah anie tsy mahay manao an'reny e i rapaty zao no nanandrana nanao fa tonaga tany an-kady ha ha ha,sao nareo mifandray @ io eo fa io fika poza reny :-D :-D :-D
15. xxx ( 22/09/2009 11:51)
Sao dia mila esorina ny tsiparifary a@vary ato ry topon'andraikitra ô ,fomban'ny tgvendrana alou ny mody tim fa hitsikilo no tena hataony ,ka ba esory reo vato isakana ireo ary ry topon'adraikitra ô,sady maharatsy ny adi-hevitra ato ,fa raha mety re dia halao hadeha any é!
16. pikatti ( 22/09/2009 15:14)
Ary nitaraina taty amiko hono elah ry wiwi, azafady lesy fa tsy hitako a,manomboka androany ihany de asoriko i pikatti =)) =)) =))
Tsy zakan'lisany tgvendrana mintsy ve le faizin'ny pikatti e,zah anie leity manala fotsiny fa tsy mamono fa lisany zany tena vizana be daholo
17. fijo ( 22/09/2009 22:25)
avelao izy haneo izay heviny fa tsy hoe roahina satria tsy mitovy fijery aminao ,aza manimba ny fomba fijerinn'y hafa,fa ny anao tohanana
18. HERY2 ( 23/09/2009 15:16)
Sao dia mila esorina ny tsiparifary a@vary ato ry topon'andraikitra ô ,fomban'ny tgvendrana alou ny mody tim fa hitsikilo no tena hataony ,ka ba esory reo vato isakana ireo ary ry topon'adraikitra ô,sady maharatsy ny adi-hevitra ato ,fa raha mety re dia halao hadeha any é!


aza be konetaka ianao ry Pikatti fa ianao mihitsy no tsiparifary ato a,, impiry koa ianao no hitako manao teny ankolaka manaratsy ny GTT indrindra tamin'ireny tao amin'ny Ambassade paris ireny , haratsianao be mihitsy ny GTT na ankolaka aza ka ianao no mody be gorera eo , ereto fa sitraponao izany e, tratra ianao izao Pikatti fa hay TGV be fa mitady hivarotra ny TIM ampitsanganana ato ,,Iza moa ay tompkn'andraikitra hitomanianao io iza? izaho ihany ve ?



tsiky dia ampy !
19. pikatti ( 23/09/2009 16:30)
ny tgv leity no tena be taraina ato bainn a, elah ve pahina é :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0518