Mba nanahoana tokoa ary ny fiainan'ny zanak'olombelona raha tsy nisy ny baiboly. Angamba tsy hay eritreretina ny zavatra nataon'ny olombelona,izao ary efa manao izay tratry ny heriny ireo mpitory ny asan'Andriamanitra nefa mbola tahaka ny inona ny fandikana miseho?
Mampalahelo ny olombelona satria minia tsy mahita ny fefy nataon'Andriamanitra ary fitiavana no nanaovan'Andriamanitra olona afaka namorona sy nanoratra ny baiboly mba tsy ny rehetra no ho very fa ireo izay minia ho jamba.
Miala any ny sekta hoy I bazy.
Tsia lesy zandry,katolika no miresaka aminao ary tsy diso rubrique fa nisafidy izay maromaro hevitra sy manamanana basy sy tafondro hapoaka.