tsy i roindefo ihany no miala fa i tgv koa

1. zama91 ( 19/09/2009 14:58)
SORTIE DE CRISE : Les pères systèmes au sein de l’armée qui se sont réunis hier à Betongolo auraient fixé un ultimatum de 72 heures à Monja Roindefo pour céder le poste de premier ministre à une personnalité de consensus reconnue par toutes les mouvances. - 19/09/09

orange.mg
dia ny president ny transition ihany koa mila neutre
novalian'i milamm ny 20/09/2009 22:47
2. xxx ( 19/09/2009 15:01)
aleo i tgv any lasa any ivelany io dia roindefo no atao president ny transition sa ahoana hoy ianareo satria mantsy iny efa nahazo ny benediction an'i ra8 tany maputo
3. tlay ( 19/09/2009 15:06)
Zama91 ok ok ok
4. terrywui ( 19/09/2009 16:48)
salut lets zama !! ela zany le ! arahabaina letsy nitsangana tam maty aa!! nanahoana ny tany ankoatra tany ??
--tsy mitombina kou letsy ry batista zany teninlah zany kah !!
---ozy elah hoe : ""tsy Roindefo ihany no miala fa tgv koa ??"""
f'angah lety oul zany tgv zany fa antoko a! tokony hovainlah io !! angamb zao no tianlah tenenina oe tsy roindefo ihany no miala fa Andry Rajoelina koa !! fa mety niparitaka kely elah teo na tsy natory halina !!?? .....na novizanin'i kala iry !! ha ha ha ha !! hon hon hon hon !! (io le fihomehinlah ra-batista a!!)
5. xxx ( 19/09/2009 16:58)
aleo tgv koa haka retraitny fa tsy mbola misy hain'iny @ resaka politika
6. terrywui ( 19/09/2009 17:18)
dondrona !!! tsy tgv zany oa ny anaran'iny ry le mitapy fa Andry Rajoelina a!! ny tgv zany anarana antoko politika na fitambaran'ny oul ao amin'ny antoko !! leee ,, vesa kou ty bandy ty .....!!!! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
7. fijo ( 19/09/2009 19:22)
hay misy an'izany vaovao izany indray????
8. zama91 ( 19/09/2009 20:57)
na hiala aza i roindefo izahay tsy maintsy migrevy sy manao izay tsy ahazoana reconnaissance international an'io fitondrana io izany,tant que tsy olona neutre no mitondra ny transition.Any @ ra8 ny lacle ka na hifanaiky aza ny 3 mouvance tsy problem .I madagasikara tsy ho atoan'ny firenena afrikana ohatra rasty @ resaka fanaovana coup d'etat
9. tlay ( 19/09/2009 22:54)
Terrywui. Lasa mapime sisa elah fa tsy mahatezitra tsony. Vaky angambany tany anjanamasina tany De be ny adala mandede :-D :-D :-D :-D
10. milamm ( 20/09/2009 00:42)
za de mihevitra fa tsy reconnaissance internationale tsony no olana fa ireto betrony politika malagasy reto,nahoana ? i andry aza nasainy S.G ny ONU ofisialy any N.Y ary efa lasa nanidina any androany hariva hamonjy ilay fikaonan-doha @ fiarovana ny tontolo sy fihazakazahany fihafanany tany(22/10 ka atr@ 29/10),tetika io satria raha tompon'andraikitra marina izy tsy izy tsy hivoaboaka any ivelany nefa ny lehibeny governemantany misy manala,karatra niaraka niakatra taminy t@ fanonganam-panjakana...ireto vondrona sivily antsoina oe inteligentsia nasionaly moa dia ol avy @ ratsy iraka sy ravalo ihany miaraka @ ireo manamboninahitra voavidy nangataka ny fialany roindefo,dia lazaina fa fiovana izany,indrisy fa ataon'izy 4-dahy kilalao ny fianam-pirenena
11. ndotofetsy ( 20/09/2009 00:59)
Marenina nareo fa tsy miala izany i ndefo fa i tgv esorina de i ndefo filoha. Sady lery mbola tsy ampy taona sady mbola virja ny vinodiny ka tokony omena an'i pikatty sy trrywui ary i andrywui aloha pehany

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. milamm ( 20/09/2009 01:05)
ny map =)) @ le kozinla de donto ela fa tsy fetsy ka miteniteny foana =))
13. dadabe ( 20/09/2009 01:46)
:-D lindinakika be zany kozy izany leuleu :-D
14. milamm ( 20/09/2009 22:22)
ary ela zany nay @ tem ra iteny ratsy ry bdada , refa kobokoboiny marina a =))
15. milamm ( 20/09/2009 22:47)
...saingy tsy aleo v le resaka fetsy @ hevitra mahasoa no atao masaka!
milamm za de manipy sopapa tsy apadonto anla,ra fetsy ela tonga de maka ze mahasoa anla @ ty kozy ty :-D samy manala dolidoly ny bobaka,fa mba misy kozy tiany zama91 ampitaina anjoany resaka lindinakika no navokan'ela :-D
nap :-D @ lafiny hafa fa tsisy ventikevitra nifanjay @ lohahevitra,mila fivoarana kely les fa aza manaiky ho donto a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4749