Fanendrena PM vaovao ao anatin'Ny 48 ka tr@ 72.

1. tlay ( 19/09/2009 06:41)
Ela ny ela ka ny filoalindahy ndray no mifidy ny PM iaraka iasa @ing DJ Andry. Ô ry malagasy tsivakivolo ahazo PM vaovao tsika ao anatiny 48 katra@72 ora.
novalian'i milamm ny 20/09/2009 00:15
2. ravatorano ( 19/09/2009 07:53)
mbola sarotra izany ary mino aho fa tsy hanaiky fotsiny an'izany ingahy monja roindefo sy ny FDC izay ivondronan'ireo goaika antitra mpi-polifika rehetra ireo
fa enga anie enga anie ka hilamina tokoa ny lomba izany satria tsy ho sanatria ka olona anakiray no hampihisatra ny fampivoarana eto amin'ny firenena !
3. menalamba ( 19/09/2009 08:03)
Na tsy hanaiky aza izy moa hanao inona ?Tsy dia manana lanja firy izy eo anoloan'ny tafika,moa ny herin'ilay folo miliara naparitaka efa io hita io sahady,I roindefo koa tsisy sôsy hanambazana miaramila,fa ny sékiny saika hividianana fiara aza vola baoritra,koa miaramila iza no hanao vy very aminy eo.. :roll:
4. tlay ( 19/09/2009 08:03)
Vatirano, enganie toko, fa tena tsara alo @ko. Kanefany raha miala eo @toerana misy azy ve i Monja Dia mety mba anaraka ny fifanarahana efa vita sonia tany MAPUTO ve ry HAT reo sa mety mbola iziriziry @heviny?
5. ntss ( 19/09/2009 08:35)
Vous n'avez rien compris encore!!!

Les militaires, les TGV, tout le monde sauf vous ont compris que "Vaut mieux gérer le mécontentement des légalistes que de gérer la colère des TGV"
Tsy hiditra am zany ny miaramila fa manantenà tai-tsikona. :roll:
6. terrywui ( 19/09/2009 09:37)
Rah miala Roiandefo defa 1/2 manilan'ny Maputo mihitsy alou zany no tanteraka !! zany oe tokony ts hila vaniny sy hidongidongy tsony ny GTT sy ny Arema sy ny CRN na de tsy izy aza no niakatra PM teo ! efa fanovana zay !

--Ravato a! sur fa miala Roindefo kah ! tsy mivilana zany io rah mbola te hanarak hatram farany anity lalao ty ka tsy te ahazo carte rouge !
7. tlay ( 19/09/2009 09:40)
Ntss: ka efa vava navokany anie colonel anie io e! andrasatsika mo io 48-72H de oita eo ny toiny
8. terrywui ( 19/09/2009 09:46)
Tlay a! mbola zaza elah fa aza miteny be ! tsy fantatrelah ny ao ambadika sy ny ampitso fa ze itanlah iany no analysé nlah ampitoerana eo ! ekeo fotsiny ze lazaiko raha te ahafantatra ny marina elah ! fa resaka secret sy tsy azo tenenina no betsaka manomboka zao ka hatraminze farany eo !!
9. xxx ( 19/09/2009 09:49)
pikatti indray izany tlay izany sa rahery e
10. terrywui ( 19/09/2009 09:58)
tlay ! rah resaky ny gazety kely reny de very nareo oa rah miantehitr be aminireo ! fa mitadiava source na news tsaratsra koko !
11. hery ( 19/09/2009 10:35)
Ahoana no hahafahana mino fa hiala i Roindefo?

Ary raha toa ka ao anatin'ny 72 h dia manendry an'i Roindefo ho PM ny miaramila? Mety tetika goavana io hilazana hoe Concensus i Roindefo kanefa hita be izao hoe unilateral.
12. tlay ( 19/09/2009 10:44)
Aleo fa oitantsika miadana eo iany io e. Aleo miandry zay hataony miaramila alo ok!
13. xxx ( 19/09/2009 10:47)
tsy hilamina mihitsy io raha mbola maimbomaimbo mpanao coup d'etat eo
14. ntss ( 19/09/2009 10:50)
Ary raha toa ka ao anatin'ny 72 h dia manendry an'i Roindefo ho PM ny miaramila? Mety tetika goavana io


Reveko be zany analyse zany rahery a! ay ela mahatakatra tsara!! tokony mivadika TGV otran'i Alain Randriamiseza elà fa diso lalàna any am légaliste any--

Ay moa efa niova ho Maputoiste lol :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. xxx ( 19/09/2009 11:01)
i wiwi sy alain mitady seza atao minisitry ny jono eo rano masay :-D :-D :-D
dia avy eo atao minisitry jono eo anasy ,au moins aloha mba lasa minisitry e
16. dadabe ( 19/09/2009 12:10)
hahaha minisitry ny pelaka leaza a hahahaha :-D
17. lelimpi ( 19/09/2009 12:54)
dia ahoana indray io ultimatum io methode na terroriste anie izany e
18. ntss ( 19/09/2009 12:58)
:roll:
19. fijo ( 19/09/2009 19:37)
vaovao mahaliana aloha ity lazainareo ity e
20. milamm ( 20/09/2009 00:15)
ka izay le tanjona Maputo 2,3 ny hozatra (ireo manamboninahitra voavidy ndray no mibako ny atidoha tsy miasa(hat) ,i andry aloha de aorina kely ny anjarany fa i roindefo(toerany P.M ho an'ny ol-ndratsy iraka sy ny antenimierampirena,antenimieran-doholona no tarigetran-dravalo),dia alefa ny mpitolona tsy mahatsiaro saina hatao sorona ary ho avy @ zay ireo andiatafika nandefa fampitandremana haka ny primature
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0654