Ny adala no tsy miova hevitra

21. tsiafoi1 ( 18/09/2009 13:59)
Asehoy ary aloa hotombanana le olom-baovaon \\\'i toi. Fa anay aloa de tsa mahatoky ny akanga tsara soratra intsony fa fay t@\\\'Ikelifingotra. Aleonay ihany ny akoho taman-trano sady mba za-draharaha no efa hita ny zvt vitany fa sady nampandroso no nandratra avo an\\\'i Gasikara e!

Ravalo ihany aloa hatreto, fa raha misy tena milay kosa moa ve ny candidatn\\\'i Andrywui? pourkoi pas ozy ny vozah????
22. terrywui ( 18/09/2009 14:13)
ary toa publiƩnlah hatrany amin'ny facebook letsy hery io "resak'adalanlah io a! "ha ha ha !!
23. halloween ( 18/09/2009 14:29)
io less ry tsiafoi tsy tafaverina eo zany Ravalomanana fa jereo fa ratsy iraka sy zafy aza efa nivadika sahady a!!!
24. terrywui ( 18/09/2009 14:34)
tsyafoi manaratsiratsy demony eo nefa mankafy ny kilalaon'ny demony = mpandainga !! ha ha ha !!
25. fijo ( 18/09/2009 21:42)
za koa dia isan'ny mpankafy TGV talohan'ny 26 janoary,fa vao nisy iny fandrbana sy herisetra iny,dia tsapako,fa zavatra ratsy no hitranga .
naritsimba,rehefa mivavaka amin'ny alahady,aza miteny intsony hoe"mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay"
aza miteny an'io intsony fa manjary plivava le izy ka tsy misy hilana azy
26. milamm ( 19/09/2009 01:29)
Andriwui > ela ty de misy fisainana tsara ao @ ela momba ny firenena,tsy ifankahita za sy ela nefa iza no mahalala . :lol: mety ho tsara..adiny ireo olomtsotra mpanambola manao politika io,voa ela ny rehetra ko torak\'izany,ny mpiray tanindrazana leo ny fihafiana sy tsindry hazo lena ny firenena mahantra,tsy resaka ratsy iraka na ravalo na zafy na i andry fa in no mahasoa ny firenena ary iza ??????eritrereto tsara :-D
27. ravatorano ( 19/09/2009 08:00)
tywa < mba niezaka nilatsaka lehiben'ny fokotanay aho fa tsy tafa e ! ny tao antrano aza saika tsy nifidy ahy ka vao maika ka hoe hilatsaka filohan'ny Nosy
mbola tsy amin'izany mihitsy koa e ! fa ho hita eo amin'ny manaraka !
enao an !
zay ange ilay noteneiko hoe tsy d ankasitrahiko mihitsy raha mbola ireto dinozoro ireto no hilatsaka sy ho fidiana eo e nefa koa moa raha milatsaka aza ireo ka tsisy hilatsaka ilay "olom-baovao" endrasanay sy ra Andryuwi dia ho lasandry zalahy ihany ny amboara lehibe !
manahirana e ! zahay roalahy nefa raha hilatsaka tsy ho lany fa tsiss kill sady tsiss sosy hampiasana amin'izany !
sarotra less ra wui ah !
:wink:
28. dadabe ( 19/09/2009 12:22)
:roll: :roll: kiii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0668