hafatra ho an'i pokati av am wiwi

1. xxx ( 16/09/2009 08:33)
Fantatra zao fa tena le Gtt mitsy no mpamatsy vola reto mpandoro tanana reto.

D'efa ataovy veloma raha misy havan'i pokaty fa ahantonay am poto ndray reo de doranay velona!
D'efa sans pitiƩ io ry zalahy f'efa ela lotra zay nandeferantsika TGV zay e!

Andefasako mosara par mail ry fatina GTT rapitso so de lafo be ny coton any

:-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i pikatti ny 16/09/2009 19:40
2. dadabe ( 16/09/2009 08:52)
kiiii :-w :roll:
3. xxx ( 16/09/2009 12:01)
Fantatra zao fa tena le TGV mitsy no mpamatsy vola reto mpandoro tanana reto.

D'efa ataovy veloma raha misy havan'i wiwi ao @ HAT fa ahantonay am poto ndray reo de doranay velona!
D'efa sans pitiƩ io ry zalahy f'efa ela lotra zay nandeferantsika vahoaka madinika zay e!

Andefasako mosara par mail ry fatina TGV (raha mba manana koa ny sasany) rapitso so de lafo be ny coton any @ tanana iva any

Tena marina zany ry akama xxx
4. pikatti ( 16/09/2009 13:28)


Tena marina zany ry akama xxx
:-D :-D :-D
masaka ndray ny tgv ,zany no alehany refa tsy mahay miana
5. TWING ( 16/09/2009 13:46)
pikatti
miaina ve sa miana?
6. Banndi ( 16/09/2009 13:49)
sao nisy nahita ny malalako ooooooooo
wiwi JTMMMMM,de manantena @ nolazainao zany an :* :* :*
7. terrywui ( 16/09/2009 14:23)
sao nisy nahita ny malalako ooooooooo
wiwi JTMMMMM,de manantena @ nolazainao zany an


zany ve akia pikatti ?? ary ndry kou mba henjana rah hanao fitenina bandy kely an !! sady miseho ho mafy loha mamaly foana !! fa i ouiandry no tsy naha mipika andramipika !! ha ha ha!!
8. Banndi ( 16/09/2009 14:32)
io wiwikooooo avia haingana ataoko bisous,marina le lazainao tatsy iny an,hifanambandy moa tsikooo :* :* :*
9. terrywui ( 16/09/2009 14:46)
tena kozy marina fa rehefa eo Le mipikaty de io ko eo le banndi ,, fa heverindry fa mipika sy kely coco otrandry daolo angamba ny bandy TGV ato le ! soa hoa fa tsy nanisy sary tao ndry ry Pikatti fa de vizana sy nibanaka matetika angamba ny entana le !! ha ha ha ! nef mbol ho kobo iany io farany !! fa ataon'i ouiandry mifona mivelatra ndry vao avelany hono !!
10. bazylou ( 16/09/2009 14:48)
vive tgv, vive tgv :-P :-P
11. Banndi ( 16/09/2009 14:53)
Nitaraina ve malala tao ,aza ataonao an'izany izy pikatti a, tsy foika anie io vadiko io e,zahay roalahy efa nifanao voady ny hifanambady
:* :*
12. dadabe ( 16/09/2009 15:01)
hahaha " LOVER WHY " :-D
13. pikatti ( 16/09/2009 19:40)
aoka less dadabe a :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1473