Ny fomba firesaka

21. rhina ( 25/09/2009 10:56)
ikaretsaka:

Envy7:

Kelly13> reto ndray ary, le be resaka,sa be tsy miteny sa le sokirina hotra ny parasy lafirika vao iresaka.Ts tinao le avy hatrany de mivatravatra,s lay mody malefaka hay gaigy be.he he he,

Nena le pin sanrira no reveko satria za ko pin sanrira





tena tsy azoko le teneninao ina le pin sarira....
22. fahamarinana ( 25/09/2009 10:57)
:arrow: rhina : :-D :-D mila mizatra any Ika sy ny jeu de mot sns...an !
pince-rire angamba no tiany lazaina eto ! :lol: (l)
23. ikaretsaka ( 25/09/2009 17:41)
faha> hafa ihany ny efa zatra an'ika an :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4125