11 septembre a Madagascar
1. patrick2002
(
12/09/2009 09:54)
Ho fankalazana ny 11 sept tany madagasikara ,dia nanao fihantsiana ny miaramila ny Gasy Tena Terroriste ,
novalian'i pikatti ny 13/09/2009 07:25
2. terrywui
(
12/09/2009 10:02)
tohizo ra-pà a!! NEFA tsy nahavoa raha fa kely endaka !! tsy mahatanty petsa otran'ny TGV tamin'ny fotoan'androny !! tena jusk au bout miiits tamzany !! sarimbavy kely le "ara-dalana " vava fotsiny !!! vao nidoboka kely ny bombe de lasa nitsoaka niantso mama sy nanao kai !kai!kai! daholo ry papa isany !! ha ha ha ha
3. ntss
(
12/09/2009 10:40)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
hihihihihihi lol beuuuuuuuuuuuuuuuuuu
ze adala no toa an-drainy e!!!!!!!!!!!
hihihihihihi lol beuuuuuuuuuuuuuuuuuu
ze adala no toa an-drainy e!!!!!!!!!!!
5. pikatti
(
12/09/2009 12:36)
mbola tsy namely ny taray de efa mikoropaka daholo ny tgvfopla ato zany klé :-D :-D :-D
6. AndriambyII
(
12/09/2009 13:26)
Mamangy ny fahoriana ho an\' ireo traboina t@ 11 septembre 2001 ary miara ory @ fianankavian\' i Randrianaivo namoy ny rahalahiny t@ io daty io tao @ WTC New york izahay .Tsy hiantso tody na hamaly faty , fa kosa miangavy ny sasany tsy hanitatra ny fahoriana nianjady izay nangidy tokoa t@ io andro io ,ary hafatra ho an\' izay mampiara-peo @ ireo mpanao ramatahora sy mpampiorohoro fa tsy tsy nisy hidiran\' ny malagasy t@ iny raharahan\' ny ground 0 iny , toa izay lazain\' i raPatrick 2002 teo.
Tsy misy fifandraisan\' ny miaramila malagasy @ ireo silamo mpisivana hiringiriny mpanao fampiorohorona eran-tany ka miala tsiny indrindra @ fihavanana ,aoka tsy hifandoto haja sy voninahitra @ zavatra ohatr\' ireny fa manjary mahatonga zavatra hafa any aoriana any .
Ny raharaha politika ao Mada no tokony jerena ary tsy tokony hanana fijery fampitoviana @ sasany ny vahoaka malagasy mhintsy . :idea:

7. ouiandry
(
12/09/2009 14:12)
pikatti:
mbola tsy namely ny taray de efa mikoropaka daholo ny tgvfopla ato zany klé :-D :-D :-D
ny divonlah no asiako refa madio tsara elah ka tonga mandalo eny Pantin ka inn njay no mbola resahanla eto ééé :-D :-D :-D
8. patrick2002
(
12/09/2009 15:59)
AndriambyII:
Mamangy ny fahoriana ho an\' ireo traboina t@ 11 septembre 2001 ary miara ory @ fianankavian\' i Randrianaivo namoy ny rahalahiny t@ io daty io tao @ WTC New york izahay .Tsy hiantso tody na hamaly faty , fa kosa miangavy ny sasany tsy hanitatra ny fahoriana nianjady izay nangidy tokoa t@ io andro io ,ary hafatra ho an\' izay mampiara-peo @ ireo mpanao ramatahora sy mpampiorohoro fa tsy tsy nisy hidiran\' ny malagasy t@ iny raharahan\' ny ground 0 iny , toa izay lazain\' i raPatrick 2002 teo.
Tsy misy fifandraisan\' ny miaramila malagasy @ ireo silamo mpisivana hiringiriny mpanao fampiorohorona eran-tany ka miala tsiny indrindra @ fihavanana ,aoka tsy hifandoto haja sy voninahitra @ zavatra ohatr\' ireny fa manjary mahatonga zavatra hafa any aoriana any .
Ny raharaha politika ao Mada no tokony jerena ary tsy tokony hanana fijery fampitoviana @ sasany ny vahoaka malagasy mhintsy . :idea:
Dia misaotra anao Andriambyll.
@ vanin`andro toy hitony no tokony hakana lesona ,hampitaina any @ taranaka ,mba tsy hiverenany fihetsika sy ny toe-javatra sahala aminìreny .
Inona moa no nitranga t@ 11 sept dia ny fitakiana nataony terroriste @ tsy rariny hataony politika amerikanina @ vahoaka arabo (palestinianina) ,ka hanaovan`izy ireo fihetsika fampiorohorona .
Inona no mitranga hataony GTT dia ny fitakiana ny famerenana ny ara-dalana ,fandrodanana ny fitondrana mijoro t@ tolom-bahoaka ,tohanany foloalindahy malagasy ,
Ny hifandraisany dia mitady handeha @ fampiorohorona izany fitakiana izany ankehitriny ,fanapoahana baomba ,fiantsona mercennaire avy any afrika atsimo izay miafina ao ambadiky ny SADC hanapotika ny miaramila gasy ,ary hametraka ny fitondrana jadona mijoro @ heriny satana sy ny ody masina .
TSY HAZO EKENA NY ZAVATRA TOY IZANY
VIVE TGV
9. benkintana
(
12/09/2009 23:16)
Izahy ry le voan-kindin'reto tsy mila miantso capsat zany fa tonga de daroka alika maty a!!!, refa tsy mahavoa lisany de aza misolelaka eto fa de mandé :-D :-D
10. patrick2002
(
13/09/2009 02:44)
Tsy misy mpanaraka koa eh! ny volany reserviste aza mbola tsy voaloa :-@ :-@ :-@
11. pikatti
(
13/09/2009 07:25)
Izahy ry le voan-kindin'reto tsy mila miantso capsat zany fa tonga de daroka alika maty a!!!, refa tsy mahavoa lisany de aza misolelaka eto fa de mandé
aoka lesy bainn, efa mihinana aza ry lerony ato ,efa be konaina @ Rahery any ha ha ha, lemo ao aloha refa maimbo vava :-D :-D :-D