Rajemison: Amin'ny anarany manokana
21. xxx
(
11/09/2009 17:05)
Vonoy ny gasy ry twing vendrana ,dia mirehareha ,lazao fa tsy ny tsotsoka indray ny ambadikin'io coup d'état,aleo ny gasy hiady ohtran'ny alika misy hihomezan'ny vazaha ,dia refa potika i mcar fa hararaotin'ny vazaha! dia iza ny hitomany an'i MADAGASCAR,izao izy rehetra faly fa tonga @tanjony "diviser pour régner"!!!MANGALATRA sy manararaotra fa ny gasy vendrana hono variana mmiady seza ,hahondrany ny harena ambanin'ny tany
Bravo tgvendrana ,poteho Mcar sy ny Malagasy ,ANDRIAMANITRA tsy andrinareo ,andrinay foana!!!!
aLEO TGVENDRANA HIAMBOZONA rehareha fa bola ho avy ny patsa iray tsy omby vavan'io ,tsy tokony ekena mandrakizay ny fifonan'io fa tokony tapahana-doha izy sy ny taranany ,ny hat rehetra mihitsy.
Raha misy olona mafana fo eto MCAR tokony hatao ohtran'ny tany birmanie ,vahoakabe ireo no miara mironjona maka ny basy eny antanana'ny capsat vonona hiady na tsy misy basy aza dia mahavita andrasarla é,izy mivoaka iny dia na iray camion aza zareo rombahina ny basy eny antanany sy ny camion ,ary aiza oa reo miaramila légaliste é,ireo koa no tokony hifanadrina @capsat haka basy dia vita ireo capsat tsy vanona ireo!!

22. pikatti
(
11/09/2009 20:45)
aleo ny gasy hiady ohtran'ny alika misy hihomezan'ny vazaha ,dia refa potika i mcar fa hararaotin'ny vazaha! dia iza ny hitomany an'i MADAGASCAR,izao izy rehetra faly fa tonga @tanjony "diviser pour régner
3 contre 1 ny score zao de io tady ampizara io ny fikan'ny tgv, nefa rsy zalahy ihany no hidradradra eo refa avy eo,hoe 3tahak'izay ihany ry zalahy tsy nizesta bedoika" :-D :-D :-D
23. fijo
(
11/09/2009 20:48)
le izy anie ,efa ita mazava hoe fanadalana olona e,de adala daholo ve ny olona rehetra"na ao mada ,na aty ivelany"manda io (fitondrana)io???
24. pikatti
(
11/09/2009 20:55)
raha tena mahoraka any Mada anie ny vaovao azontsika aty ry Fiji de mazava fa efa ela io bitrovoalavo io no voadaka tery, saingy indrisy mantsy,
teo zao Pr Zafy saika handray fitenenana tao @ tvm tonga de nosakanan-dry lerony sahady, nefa saika hoe hampahalala ny Malagsy fotsiny ny dikan'ny ttsy nosiniavina tany MaputoI
teo zao Pr Zafy saika handray fitenenana tao @ tvm tonga de nosakanan-dry lerony sahady, nefa saika hoe hampahalala ny Malagsy fotsiny ny dikan'ny ttsy nosiniavina tany MaputoI
25. terrywui
(
12/09/2009 10:08)
io ndray hery fa miala pà oainnn !! ary Alain Andriamiseza ndray ary ahoana ??? ann ?
--mbola amin anarany manokana ndray ?? mbola misy betsaka aza ny magro lasa nikopak'elatra ao fa ny goavana alou zany ireo aloha no nanomboka fa hanaraka i Yves Aimée fa kely sisa !!!! misy kozy kely tsy milammm aminlery momban'ny gadra sasany ! ka raha avoaka ireo de io koa Yves Aimée !!! maty aho TIM keliko fa Pikatti sy Hery ary Locl sy Noue sisa nancy mpamafa kiraro serasera .org !!!!!!

26. pikatti
(
12/09/2009 12:12)
mamakia elah vaovao ry wiwi fa aza mody manontany eo bainn a,ary taiza foana leity elah sa panne ny cyber :-D :-D :-D
27. patrick2002
(
12/09/2009 16:32)
Fa tsy @ alalany tenany manokana daholo ve no hanohanana anitsy na iroa eh !
Izaho aloha dia @ alalany tenako manokana no hanohanako an`i TGV
Ianareo mpiondana izany tsy @ alalany tenanareo no han ohananareo an`i Ravalomanana fa azon`ody ianareo `
aza manon`ody marina
Izaho aloha dia @ alalany tenako manokana no hanohanako an`i TGV
Ianareo mpiondana izany tsy @ alalany tenanareo no han ohananareo an`i Ravalomanana fa azon`ody ianareo `
aza manon`ody marina
28. benkintana
(
12/09/2009 23:23)
Izaho aloha dia @ alalany tenako manokana no hanohanako an`i TGVny an'elah ry lelen ty @ alalan'ny habadoan'elah !!! =)) =)) =))
30. pikatti
(
13/09/2009 20:42)
hoy i bekankana @ rapaty
aoka lesy bainn a :-D :-D :-D
ny an'elah ry lelen ty @ alalan'ny habadoan'elah !!!
aoka lesy bainn a :-D :-D :-D
31. papala
(
14/09/2009 10:12)
TSY MISY VAHOAKA MANerana an'i MADAGASIKARA KA HANGETAHETA AN'IREO DONDRON-TAY HITONDRA FANJAKA TOA an'ireo andry tgv sy roindefo reo! hameno ny paosiny fotsiny no nahatongavany teo. ny tranon'i monja zao etsy ankadimbahoaka dia efa mandeha tsara ny fanamboarana hatram'izay naha praiministra azy zay .Ny "'olona"" (tsy hiteny hoe vahoaka za) fa ny olona rehetra zao dia mitaza fotsiny aloha An! FA NY TOHINY DIA HO MAVESATRA HO AN-DRY ZAREO IHANY!