Miandry ny décision-n"ny CI hafa koa

1. Bazily ( 09/09/2009 05:55)
Izay zao no andrasana, efa namoaka ny azy ny SADC, ary mbola hamoaka ny azy koa ny hafa. Tratra ny tanjona dia ny hahatapaka ilay fitarihan'ny locomotive ohatr'ilay sarisarykely atsy ambany atsy, hady no hianjerana, very i Madagasikara.
08H20 - SADC: La SADC décide de maintenir la suspension de Madagascar de l’union "jusqu’au retour de la normalité constitutionnelle dans le pays", d’après les déclarations du secrétaire exécutif Thomaz Augusto Salomao.
Date : 09/09/09


Live - GOUVERNEMENT ROINDEFO: La SADC rejette "fermement" et "condamne énergiquement" la formation du nouveau gouvernement Roindefo: "Le sommet rejette fermement et condamne énergiquement la décision unilatérale"
Date : 09/09/09

Source : Orange Madagascar

novalian'i pikatti ny 09/09/2009 11:55
2. Mirananirina ( 09/09/2009 10:44)
Dia ahoana ihany izany izy ity?? :( :cry: :cry: :cry: Samy be mokony fa tsy misy miraharaha izay vahoaka
3. pikatti ( 09/09/2009 11:55)
sali mirana
ka refa tsy nandray ny tanàna naroso ho azy ny tgv de efa izay no niandrasany,tsisy fanentren-tena ny hiara-hiasa araka ny fifanarahana tany MaputoI sy II reny fa de manao lohamboto lava zao,ka aoka raisina ny fepetra tandrifiny ,ary io anie akory tsy hoe tsy fantatry ry zalahy e,fa de aleony ny vahoaka hijaly toa izay votsotra ny sezany :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0555