tohizo ny lalantsika

1. xxx ( 07/09/2009 14:25)
Efa nadefitra ohatrin'inona isika, mbola mimenomeno ihany ny sasany.

Izao moa lasa miaraka amin'ny ratsiraka indray i ravalo, haveriko indray raha tsy azon'ny TIM tsara ny zavatra nolazaiko, MIARAKA amin'ny ratsiraka indray izao no malaza, fitiava-tanindrazana daholy izany. :) Tsara ho marihina fa lé olona jamba ity ilay nahongana fahiny, mbola ity jamba ity ihany koa no nanampy an'i andry nirina nanongana an-dravalo....aza misy manao étude lalina fa politika gasy io...

Fa rehefa tena dinihina aloha, ity ratsiraka ity mihitsy no tena tsy misy ilana azy.

TOHIZO NY LALANTSIKA RA-ANDRY NIRINA fa mandrebireby fotsiny reto mpitady seza tia tanindrazana ireto.






novalian'i pikatti ny 09/09/2009 11:49
2. xxx ( 07/09/2009 14:46)
MPANONGAM-PANJAKANA !!!!
3. xxx ( 07/09/2009 14:56)
xxx-1:
MPANONGAM-PANJAKANA !!!!


Diso ianao, tsy nisy fanjakana nahongana teo, tsy nisy hoa na kely aza.
Olona nitsoaka tany anaty ala-kitroka sy any afrika atsimo no nisy. Ka noho ny maha-olo-pirenena an'i andry nirina, ny tany sy ny fanjakana koa nefa tsy maintsy misy mitondra dia noraisiny ny fitondrana.
4. pikatti ( 07/09/2009 17:51)
hoy wiwi

TOHIZOHO ANY AN-KADYNY LALANTSIKA RA-ANDRY NIRINA fa mandrebireby fotsiny reto tia tanindrazana ireto.TGV ihany no mpitazona seza eto

aleo lisany ho any an-kady any leity a
:-D :-D :-D
5. bazylou ( 08/09/2009 18:06)
vive tgv
6. pikatti ( 09/09/2009 11:49)
ozy basselou
vive tgvendrana

:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0148