VIVE GTT

1. Noue ( 07/09/2009 13:22)
[size=70]Le Conseil d’Administration du collectif GTT (Gasy Tia Tanindrazana) a l’honneur de vous informer que :

- Le GTT Gasy Tia Tanindrazana est une association collective déclarée auprès de la prefecture de Paris

sous le numéro d’identification : w751201116.

Le siège social se situe au 13 rue de Nice – 75011 PARIS.

- Le logo et le nom sont protégés par copyright. Toute utilisation de ces derniers sans autorisation au préalable du bureau, est passible de poursuite judiciaire.
[/size]

Vaovao mahafaly kosa zany aa !

VIVE GTT
novalian'i pikatti ny 09/09/2009 11:37
2. xxx ( 07/09/2009 14:12)
Ary raikitra ihany angaha lé gidra ao amin'ny ambassade paris androany sa tsia??? izay mantsy no mba henonay tamin'ny week-end farany teo.
3. locl ( 07/09/2009 15:12)
izany ny an'olona ry TGV an!Miorina ara-dalàna fa tsy hoatry ny anareo. Mba menatra e
4. xxx ( 07/09/2009 16:47)
Olona mpifoka rongony angaha mahalala izany hatao hoe henatra ,aleo hameno paosy eo ,nyvahoaka 16 millions tsy mahita hoanina tsy rahirahiny ,ireny izy ni critique be andra8 ,nefa izao miharihary be ohtran'ny vay ankandrina fa SEZA no tadiaviny ,tena boay kely tsy mataho-tody,io force sy miaramila no nahatongavany teo ka dia tsy maintsy miaramila koa no manala an'io teo ,tsy hiala eo io raha tsy riatana @hery be ,halefaso ny sadec sy ny miaramila légalistes fa raha tsy izay io tsy hiala teo,lany miandry a@consensus tsy hamokatra lava eo!!!!
5. xxx ( 07/09/2009 16:55)
Noue:

[size=70]Le Conseil d’Administration du collectif GTT (Gasy Tia Tanindrazana) a l’honneur de vous informer que :

- Le GTT Gasy Tia Tanindrazana est une association collective déclarée auprès de la prefecture de Paris

sous le numéro d’identification : w751201116.

Le siège social se situe au 13 rue de Nice – 75011 PARIS.

- Le logo et le nom sont protégés par copyright. Toute utilisation de ces derniers sans autorisation au préalable du bureau, est passible de poursuite judiciaire.
[/size]

Vaovao mahafaly kosa zany aa !

VIVE GTT

arahaba tongasoa ny mpametaka afisy, aona efa nahita lubrifiant ve alou ééé :-D :-D :-D resaka maina be izy zany an :-D :-D :-D
6. remahity ( 07/09/2009 17:00)
vous éts tous nuls les gars!

Vous étes toujours au stade de GTT, et ses leitmotiv, ravalo, legalisme, etc....

on est plus là les gars, tokony hiova anara nareo,

3 mouvances contre TGV,

maintenant, laha mbo eo @ stade ny neanderthal nareo desolé,

allez vous faire avoir bananes
7. xxx ( 07/09/2009 17:09)
miala any ndray ra neny maina!! avoay ny librifià ry zalà!! :-D :-D
8. Noue ( 07/09/2009 17:16)
VIVE GTT
9. xxx ( 07/09/2009 17:30)
vive ra maina be! :-D
10. pikatti ( 07/09/2009 17:47)
Miafina xxx ve ry wiwi sarim-bavy a,misehoa leity refa manompa olona de avy eo elah be taraina @ nalison hoe kaks no ao an-dohan'elah :-D :-D
11. xxx ( 07/09/2009 17:52)
pikatti:

Miafina xxx ve ry wiwi sarim-bavy a,misehoa leity refa manompa olona de avy eo elah be taraina @ nalison hoe kaks no ao an-dohan'elah :-D :-D

efa voasasa tsara aloha f ny divonlah fa hoamboarina fa ny ryfonlah masiso be ééé :-D :-D :-D ozy i ouiandry ééé!!!
12. xxx ( 07/09/2009 18:21)
efa voasasa tsara aloha f ny divonlah fa hoamboarina fa ny ryfonlah masiso be ééé ozy i pikatti ééé!!!
:-D :-D :-D
13. pikatti ( 07/09/2009 18:24)
petsa ndray wiwi sagà :-D :-D :-D
14. xxx ( 07/09/2009 18:34)
remahity:

vous éts tous nuls les gars!

Vous étes toujours au stade de GTT, et ses leitmotiv, ravalo, legalisme, etc....

on est plus là les gars, tokony hiova anara nareo,

3 mouvances contre TGV,

maintenant, laha mbo eo @ stade ny neanderthal nareo desolé,

allez vous faire avoir bananes

IHA RAIKA AVAO IO LE BANDY TY IHA ROA TSY TEA TANINDRAZANA FIVOLANANAO TENIN ' OLO IO HALINOKO KAY MOA NENINAO NAHITA VAZAH TANDRIAKY TENY HIVOLANANAO TENIMBAZAHA IO
T' es malade pote

15. pikatti ( 07/09/2009 20:14)
maintenant, laha mbo eo @ stade ny neanderthal nareo TGV desolé,


HALINOKO KAY MOA NENINAO NAHITA VAZAH TANDRIAKY TENY HIVOLANANAO TENIMBAZAHA IO

:-D :-D :-D
16. patrick2002 ( 08/09/2009 01:27)
Dia miarahaba anareo GTT izany ,ary mirary anareo mba ahita fahombiazana amjin`izao olana miantra @ tanindrazana izao , =D> =D> =D>
17. harybe ( 08/09/2009 07:15)
remahity:

vous éts tous nuls les gars!

Vous étes toujours au stade de GTT, et ses leitmotiv, ravalo, legalisme, etc....

on est plus là les gars, tokony hiova anara nareo,

3 mouvances contre TGV,

maintenant, laha mbo eo @ stade ny neanderthal nareo desolé,

allez vous faire avoir bananes


tu te crois plus intelligent parce que tu parles français?
:-D :-D :-D
pffffff!! minable
18. mihitsy ( 08/09/2009 07:39)
Mifalia foana ry Noue a!, Ny tsy fantatrao de ny vaovao efa nandeha taty Mada tam reny nisy fandrobana ny citic sy ny hafa reny de zany levazaha mpitarika ny gtt zany hono no nitarika ny fandrobana.
Koa mifalia e!, ento any am mangitsokitsoka ihany ny tanindrazana am fitiavam-bola
19. Mio21 ( 08/09/2009 12:11)
Le Conseil d’Administration du collectif GTT (Gasy Tia Tanindrazana) a l’honneur de vous informer que :

- Le GTT Gasy Tia Tanindrazana est une association collective déclarée auprès de la prefecture de Paris

sous le numéro d’identification : w751201116.

Le siège social se situe au 13 rue de Nice – 75011 PARIS.

- Le logo et le nom sont protégés par copyright. Toute utilisation de ces derniers sans autorisation au préalable du bureau, est passible de poursuite judiciaire.

Vaovao mahafaly kosa zany aa !

VIVE GTT
Arabaina izany fa efa ara-dalàna ny CAPSAT GTT an-dRa8. Efa vita iny ny mission ambassade paris, inona ndray ny pro manaraka???

20. xxx ( 08/09/2009 12:17)
mihitsy:

Mifalia foana ry Noue a!, Ny tsy fantatrao de ny vaovao efa nandeha taty Mada tam reny nisy fandrobana ny citic sy ny hafa reny de zany levazaha mpitarika ny gtt zany hono no nitarika ny fandrobana.
Koa mifalia e!, ento any am mangitsokitsoka ihany ny tanindrazana am fitiavam-bola

rehefa tsy hay aza milaza tsaho eto e,i wiwi ihany io miafina io an marina mihitsy e


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092