resaka serieu ty a

61. tess ( 21/09/2009 18:14)
:-D
62. yonikafopl ( 22/09/2009 13:05)
kayyy, mahita ny akanga tsara soratra dadabe de tady hanary ny akoho tamantrano aaaa :-D :-D :-D
63. dadabe ( 22/09/2009 14:37)
:* :* :*
64. lovelyri ( 02/10/2009 11:56)
dadabe:

veloo le :D resaka aiza izany ??? sao dia tokony averina le mariazy virtualy le ?? :-w mamzz hono efa nitoko vavy kely , moa i sasa tsy tazana ..fa i arimalala efa nitoko 7 :@ fa 2 no ofisialy :@



taiza ko no nahafataran'i ddb fa nitoko vavy kely mamz??? :roll: :roll: andraso hoe izy anotaniko fa ts tadidiko marina :-D :-D
65. dadabe ( 03/10/2009 00:58)
:roll: :roll: ary manova pseudo mamzz le :-D
66. sonwin ( 13/10/2009 12:01)
izy ngah lty io? :�) ...
lava be koa le koz iray atsy nef ny connex aty am tanana he he he be...
i sasa nge lety ka......dia izay no tsy ahitana azy e lol
ary cutie ve mbola misy sa efa tam andron ny Habakaoka koa?
Tess-> efa tsy hazo maina le tongotra zao ka, fa gabana bois rond za zao ha ha ha
67. Veloo ( 13/10/2009 14:49)
hey! un revenant, taiza foana hatrizay ry sonwin a? hahahha - long time no see...

ledada curieux tsisy adievitra ka, ho tafaraka eton indray izy roa lahy marina hahahahha

ary cutie ve mbola misy sa efa tam andron ny Habakaoka koa?

hehehe mbola angaha ilay .... hihihihihihiih :-D
68. cutie ( 13/10/2009 22:09)
eisy e
st sw ela be marina :-D :wink:
hehehe mbola angaha ilay .... hihihihihihiih

veloo in no dikan'io :roll:
69. sonwin ( 14/10/2009 07:58)
eto ihany ry veloo fa ts misy mahita

ela be tokoa zany cutie cly an :*

70. cutie ( 14/10/2009 12:12)
ela be tokoa zany cutie cly an

mbola tsy miova foana nga :-D
71. dadabe ( 14/10/2009 14:26)
hiova ahona kosa aza le akamanay :wink: ary niseho masoandro kay i Qti le :roll:
72. cutie ( 14/10/2009 20:27)
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 14-10-2009 16:26:04
Lohateny : Re : resaka serieu ty a
hiova ahona kosa aza le akamanay

tsy azon'i bedada ny resako lol
73. Veloo ( 15/10/2009 02:08)
69. Mpandefa : cutie [ Valio ] 14-10-2009 14:12:11
Lohateny : Re : resaka serieu ty a
Voalaza teo :
ela be tokoa zany cutie cly an

mbola tsy miova foana nga


hehehehehehe :wink:

cutie a
Voalaza teo :
hehehe mbola angaha ilay .... hihihihihihiih

veloo in no dikan'io


o o o o o o o :-P
74. cutie ( 15/10/2009 02:20)
vo maika maizina ry veloo a :lol:
75. Veloo ( 15/10/2009 02:24)

cutie

=)) =)) =)) =)) =))
zany an

68. Mpandefa : sonwin [ Valio ] 14-10-2009 09:58:27
Lohateny : Re : resaka serieu ty a
eto ihany ry veloo fa ts misy mahita

ela sonwin no tsy ita mihitsy va mody oe tsisy mahita :x :-D :-D :-D
76. cutie ( 15/10/2009 02:28)
ka efa we in wa le izy :-w :-w :-w :-w :-w
77. lovelyri ( 15/10/2009 12:05)
dadabe:

:roll: :roll: ary manova pseudo mamzz le :-D



:roll: marina hoeeee :?
78. tess ( 15/10/2009 16:33)
dadabe [ Valio ] 21-09-2009 18:09:17
Lohateny : Re : resaka serieu ty a
yee toi mandray tsy raisina sahala @ tsipolitra aferanay sy i Fasaly anie izany e sady izy bebeh number2 vita eo toi ry bebeh number one fa....


HANKY VA Re zà ve no nahalala anzany :^) eo ianao sy i fasaly izany ary e! :oops:
79. tess ( 15/10/2009 16:35)
sonwin:

izy ngah lty io? :�) ...
lava be koa le koz iray atsy nef ny connex aty am tanana he he he be...
i sasa nge lety ka......dia izay no tsy ahitana azy e lol
ary cutie ve mbola misy sa efa tam andron ny Habakaoka koa?
Tess-> efa tsy hazo maina le tongotra zao ka, fa gabana bois rond za zao ha ha ha

fa maninona tsara i sasa hoeee????


:?
FA MANINONA no lasa bois rond ry sonwin??? :-D
80. dadabe ( 18/10/2009 03:33)
71. Mpandefa : cutie [ Valio ] 14-10-2009 22:27:18
Lohateny : Re : resaka serieu ty a
Voalaza teo :
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 14-10-2009 16:26:04
Lohateny : Re : resaka serieu ty a
hiova ahona kosa aza le akamanay

tsy azon'i bedada ny resako lol

tsy azon'i cutie ny resako...."oe hitako ihany ny sarinao donk niseho masoandro hahaha :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6719