resaka serieu ty a

21. dadabe ( 10/09/2009 15:52)
veloo le :D resaka aiza izany ??? sao dia tokony averina le mariazy virtualy le ?? :-w mamzz hono efa nitoko vavy kely, moa i sasa tsy tazana ..fa i arimalala efa nitoko 7 :@ fa 2 no ofisialy :@
22. yonikafopl ( 10/09/2009 16:01)
hahahaha le dadabe ty de mahita atsanga tsy aman'orana lazaina fona hihihihihi
23. Veloo ( 10/09/2009 16:19)
bedada a faly maafantatra lesy a
efa nitoko daholo zany ny namana rehetra ary ela mba rahoviana??? :-D :-D :-D
i sonwin ko angamba zay tsy efa nitoko?

bedada a! angamba tsy mety intsony ny mariazy virtualy satria tsisy fantatro intsony ny amkizy eto (vitsy fotsiny sisa) hihihihih

bisou be o

yonikafopl [ Valio ] 10-09-2009 18:01:14
Lohateny : Re : resaka serieu ty a
hahahaha le dadabe ty de mahita atsanga tsy aman'orana lazaina fona hihihihihi


Yoni a mandainga ndray angaha izy io? :-D :-D :-D :-* njy
24. Veloo ( 10/09/2009 16:29)
veloo le resaka aiza izany ???


bedada ilay fandehanan-tsika taloha lesy aaaaaaaaaaaaa :roll:
25. yonikafopl ( 11/09/2009 08:54)
veloo hihihihih tsy we mandainga fa milaza ny tsy misy hihihiihihi
26. dadabe ( 11/09/2009 14:49)
yonika :* :*
27. yonikafopl ( 11/09/2009 15:15)
sempotra re a ry dadabe fa oka amzay ty bosabosy ty aaaaa
28. ni81 ( 11/09/2009 16:06)
:-D :-D :-D :-D
29. yonikafopl ( 11/09/2009 17:18)
jere fa memezan'i ni81 fotsiny, menatsa be za :(
30. ni81 ( 11/09/2009 17:31)
31. dadabe ( 12/09/2009 14:03)
he he he :roll: :roll: efa retirety angaha ndry ry bebeh ??
32. yonikafopl ( 12/09/2009 18:04)
efa antitra re ry dadabe de tsy afaka manao bosabosy ela tsony a hihihihi :wink:
33. dadabe ( 13/09/2009 13:56)
hay ve le mitselatra fotsiny zany ? :-w eo aza klou oe :* :* d jereo tsara fa mijery izao i ari.malala fa tsy mamaly eo satria saropiaro =))
34. ari.malala ( 14/09/2009 11:55)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D saropiaro mints v? :-D :-D :-D :-D :-D
35. dadabe ( 14/09/2009 13:36)
io fa namaly le humm mirevy ahy ty sipa ty nefa zah kounkou mirevy azy humm raikitsa ee

andraso eo @ arret 117 zah ry malla a
36. yonikafopl ( 14/09/2009 15:43)
hihihihihihi, i ari nge saropiaro mintsiny e, zany no andeferako kely refa mba midekousy any toi =((
37. ni81 ( 14/09/2009 15:49)
:lol: :lol:
38. yonikafopl ( 14/09/2009 16:26)
ni81, njy ty kou de hahasaropiaro ana mintsy fa taratara aminjy bedada an :-w :-w
39. ni81 ( 14/09/2009 16:50)
ni81, njy ty kou de hahasaropiaro ana mintsy fa taratara aminjy bedada an :-w :-w
taratara angaha? =)) =)) =)) aza saro-piaro fa tsy misy an'izany ka!
40. dadabe ( 15/09/2009 16:14)
aza mihetsika amizao pozisioo miorirana izao toi ry ni81 :?)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0832