Omeo ny PASITERA SY MOMPERA ary MASERA ny FITONDRANA

1. xxx ( 05/09/2009 14:19)
Omeo ny PASITERA SY MOMPERA ary MASERA ny FITONDRANA, satria ireo no sûr fa tsy hangaatra ao anatin'ny boatin-drakitra e!
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 12:19
2. xxx ( 05/09/2009 16:37)
Efa misy pasteur malaza angeh hoe hitondra e! sady toa mpikambana ato izy koa ilay mpanala ny devolin' i wuiwui
3. locl ( 05/09/2009 16:38)
Koa tsy vao maika ho loza an! Izay vao tena tsy misy fahafahana intsony eto, za dia mpino fa ny fitondrana entina fiangonana dia tsy ekeko mihintsy.
Jereo ny nataon'ny fiangonana katolika tany France sy tany Angleterre t@ fahiny.
4. bazylou ( 05/09/2009 18:03)
tsy aleo ny 4ami eny soarano, :-D
5. xxx ( 05/09/2009 19:26)

Tsara ny hevitra saingy tsy possible izany . Tsy hadalan'ny firenena maro ny nanasaraka ny fivavahana sy ny fitondràna. Sady na ao @ soratra masina aza efa misy ny hoe" mifidiana eo aminareo olona itokisanareo hiandraikitra ny fiahiana ny mahantra , fa izahay hilofo @ fitoriana ny teny". Sady raha mômpera na masera izany no eo, dia ho lasa fandeferana lava ny raharaha hany ka na ny hevitra tokony hotoherina aza mbola hataony hoe "hatao ahoana moa fa mandefitra".... sns... Tsy mety amiko raha ireo no omena ny fitondràna. Fitondràna vahoaka = fitadiavana hevitra izay hahasoa azy ireo, vokany tsy hanam-potoana hivavahana intsony ireo ka ho very ny antso voalohany ho azy dia ny filofosana mandinika ny tenin'A/tra.
Tena tsy mety é . Azonareo angamba ny tiako holazaina.
6. ndotofetsy ( 06/09/2009 09:47)
DE AHOANA NY NY FRERA SY NY PRESBITERA VE TSY HANAO COUP D ETAT EO NDRAY ALEO HANAOVAN I SARLA AZY EEE

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. dadabe ( 06/09/2009 14:40)
2. Mpandefa : locl [ Valio ] 05-09-2009 18:38:01
Lohateny : Re : Omeo ny PASITERA SY MOMPERA ary MASERA ny FITONDRANA
Koa tsy vao maika ho loza an! Izay vao tena tsy misy fahafahana intsony eto, za dia mpino fa ny fitondrana entina fiangonana dia tsy ekeko mihintsy.
Jereo ny nataon'ny fiangonana katolika tany France sy tany Angleterre t@ fahiny.

kanefa dia ireo no nisy fahiny te @ tantaran'izao tontolo izaodiniho tsar anie ny baibolinao e
8. pikatti ( 06/09/2009 20:14)
hoy xxx1
Efa misy pasteur malaza angeh hoe hitondra e! sady toa mpikambana ato izy koa ilay mpanala ny devolin' i wuiwui
:-D :-D :-D
9. terrywui ( 07/09/2009 09:15)
Ny tena mampalaelo ahy de ity TIM tsy nomena toerana na kely aza fa nokendain'ny mouvansy TGV daolo ny place stratezik reetr !! mba nanatena be ery ra-tim oe mety hiverina na ahazo place i dada( nofinofy) kay voafelaka be fa reeef tsy hanao amin fifidianana de mjann !! ny ankoatra azy mahazo miditra daholo ! atao milay ny condition amn lalampifidianana sy ny fikarakarana ny fifidianana de vao maika jihatry ny petsa any ihany le dada mpandositra adidy !!! hahahahaha!!
10. pikatti ( 07/09/2009 12:19)
hoy wiwi
raha zah no prezidà dia nanaiky ny hiaraka @ tetezamita @ reo hery politika samihafa ireo ,zao vao tena mihinana ao lery zao ,mba vonjeo ry zareo le boakely io ,sao mba mis ymalagasy manam-pahendrena ihany afaka manantra an'io fa tena efa very fanahy lery é


:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6215