Raha tsy mila ny fananmpiana ny CI, dia ahoana ny vahoaka?
1. diloo
(
04/09/2009 23:36)
Dia hitsetritra Pip(e) parallèle aiza indray izany i Andry TGV raha hitazona ny fanjakana HAT?
Hoy i R.Edmond, midi mada(05-09-09):
Dia mety ny pip(e)-n'ny Pirintsy Alwaleed Bin Talal Bin Abdulaziz Al Saud, d'Arabie Saoudite, izany:
hivarotana ny tanindrazana mikasika ny rano malagasy ho kasain'i Andry hamidy aminy.
:wink:

novalian'i pikatti ny 07/09/2009 19:01
3. klitika
(
05/09/2009 02:42)
Ka tsy misy ilana ny GCI, fa mangala-bary, dia mangalatra kakazo, dia mandroba sinoa sy taxi-brousse dia efa ampy ny saosy entina mampiodina ny Fanjakana eh....
Miampy ny 80%n'ny karama avy any Frantsa dia efa OK

4. xxx
(
05/09/2009 08:29)
Miharihary ohAtra ny vay ankandrina ny HALOTON'ny hat , ny Malagasy any@faritra atsimo tsy misy rano ,maina ny tany karankaina dia ry tavany ny arabo indray no mbola hamarotan-dradomelina ny ranontsika malagasy,tena faikany mihintsy ireto fat sy hat ireto!
Ireo aloha ta@basy sy hery no nahatongavany teo ary tsy maintsy ohatran'izay no hanalana an'ireo eo fa tsy tokony handany andro be lava eo ,ny firenena efa potika ny vahoaka madinika izay miisa raha kely 16 millions efa tsy misy hatokona ,ny mpitsindroka fako tsy hita intsony nefa ny harena omena ny vahiny mahatratra million d'euros (satria ny totalin'ny gasy ohatra hoe 18 na 20millions) fa tsy ilay 1500voakarama tonga teny ambohitsorohitra akory no hatao hoe vahoaka !!!
Mba rahoviana re no hisy olona tena tia tanindrazana sy tia ny Malagasy no tonga eo @fitondrana é???toa ho nofinofy !!!rahoviana no mba Malagasy te hampandroso an'i Madagasikara no ho tonga eo @pouvoir???
malahelo anao aho ry taniko voahetraketrakin'ny marary saina sy tia vola ary ny fitiavan-tena lava izao!!!

5. pikatti
(
07/09/2009 19:01)
malahelo anao aho ry taniko voahetraketrakin'ny marary saina sy tia vola ary ny fitiavan-tena lava izao!!!
ny vaha olana tokana dia ny fialan'i tgv eo de aroso ny fifidianana
hoy diloo
Dia mety ny pip(e)-n'ny Pirintsy Alwaleed Bin Talal Bin Abdulaziz Al Saud, d'Arabie Saoudite, izany:
hivarotana ny tanindrazana mikasika ny rano malagasy ho kasain'i Andry hamidy aminy.
ka ry mpileleka isany efa voadaka tany ary klé :-D :-D :-D