Ny fakam-panahy...

21. ikaretsaka ( 11/09/2009 18:50)
Njy nga grika?
22. cutie ( 11/09/2009 19:01)
de manin :-D :roll:
23. soanja ( 11/09/2009 23:56)
fidinirina:



Koa Andriamanitra te ahafantatra amin’ny olona rehetra izay nohariany hoe : Iza no tena tsy mivadika Aminy ?



Ny mahagaga ahy amin'ilay Andriamanitra rehesahina matetika eto dia hoe " moa va ka tsy fantatr'Andriamanitra isika izay namboariny?" Nahoana Izy no te ahafantatra? araka ny voalaza eto. Amiko Izy no manana ny Fahalalana tapitrohatra ary tsy anontaniana no tsy hanontany. Any aminy ny valin'ny rehetra izay tsy ananantsika.

Na mbola tsy vory aza ianao Izy efa nanoritra ny lalantsika. Izy no manome antsika ny adidy tokony ho vitantsika eto an-tany. FantaNy izay namboariny e! Tsy misy fitsapana izany raha ny an'Andriamanitra.

Fanamboarana sy Famoronana ary ny famondronana ny mahaIanao anao no tiany hita avy amintsika amin'ny hetsika rehetra sy ny misy rehetra velariny eo amintsika noho ny fitiavany. Soanja



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068