Ny fakam-panahy...
1. fidinirina
(
04/09/2009 12:24)
Betsaka ny mieritreritra sy toa manome tsiny an’Andriamanitra mihitsy aza hoe : maninona no misy ny fakam-panahy. Eny fa na dia tamin’i Adama sy Eva, nisy sahady ny voankazo voarara. Na Jesoa Kristy, nampidinina tety an-tany hamonjy izao tontolo izao koa aza, nentina nalaina fanahy tany an’efitra.
JAKOBA
1.2 Ry rahalahiko, ataovy ho fifaliana avokoa, raha iharan'ny fakam-panahy "Na: fizahan-toetra" samy hafa hianareo,
1.3 satria fantatrareo fa ny fizahan-toetra ny finoanareo dia mahatonga faharetana.
1.12 Sambatra izay olona maharitra fakam-panahy; fa rehefa voazaha toetra izy, dia handray ny satroboninahitra fiainana, izay nolazain'ny Tompo homena izay tia Azy.
1.13 Raha misy alaim-panahy, aoka izy tsy hanao hoe: Andriamanitra no maka fanahy ahy; fa Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaim-panahy, sady tsy mba maka fanahy olona Izy;
1.14 fa samy alaim-panahy ny olona, raha tarihin'ny filany sy fitahiny izy.
1.15 Ary ny filàna, rehefa torontoronina, dia miteraka ota; ary ota, rehefa tanteraka, dia miteraka fahafatesana.
1.16 Aza mety hofitahina hianareo, ry rahalahy malalako.
Vavaka nampianarin’ny Tompo :
Matio 6.13 Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin'ny ratsy.
Ny fampianarana tiana ho zaraina amintsika izany dia ny hoe : Tsy Andriamanitra akory no maka fanahy ny olona, saingy mitondra ny olona kosa izy mba ho zahana toetra. Izany hoe, aleo hazavaina tsara fa, ataon’Andriamanitra eo anatrehan’ny olona fotsiny ny trangan-javatra ; tsy manery ny olona Izy hoe tsy maintsy manao na manaraka an’izany ary mamela ny olona hieritreritra sy hisafidy izay tiany.
Raha tena manaiky an’Andriamanitra ka hitany fa mankato Azy tanteraka anefa isika dia tsy hitondra antsika halaim-panahy akory Izy.
II PETERA 2.9 « dia fantatry ny Tompo izay hamonjeny ny tsara fanahy amin'ny fakam-panahy sy ny hitehirizany ny olona tsy marina amin'ny fijaliana ho amin'ny andro fitsarana »
I KORINTIANA 10.13 Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany làlana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany.
Ny anton’ny fakam-panahy dia fizahan-toetra ny finoana ary ny tanjona dia ny faharetan’ny finoana.
Ny volamena aza sedraina sao misy hosoka. Ny vary aza kororohina ihavahan’ny akofa sns.
Koa Andriamanitra te ahafantatra amin’ny olona rehetra izay nohariany hoe : Iza no tena tsy mivadika Aminy ?

novalian'i soanja ny 11/09/2009 23:56
2. fahamarinana
(
04/09/2009 12:35)
:arrow: fidinirina :mety tena diso fandray aho an,fa hitsio kely raha diso na mivoana !
:arrow: Zany hoe ve matoa aho manana fakam-panahy dia satria tsy nankato azy tanteraka ?...azonao azavaina tsara ve ?
Lasa ny saiko hoe maninona no mila zahana toetra isika ? Maninona no mila fantariNY hoe "iza no mivadika "...
Raha hitariko dia hoe lasa sanatria misy tambiny ve ilay Fitiavana sy fiadanana nampanantenainy any aoriana ?
Raha diso be aho dia aereno amiko fa noho ny tsy fahalalako sy tsy fahaizako !ialana tsiny sahady izay mety ho sorena !(l)
fidi:
Raha tena manaiky an’Andriamanitra ka hitany fa mankato Azy tanteraka anefa isika dia tsy hitondra antsika halaim-panahy akory Izy.
:arrow: Zany hoe ve matoa aho manana fakam-panahy dia satria tsy nankato azy tanteraka ?...azonao azavaina tsara ve ?
Lasa ny saiko hoe maninona no mila zahana toetra isika ? Maninona no mila fantariNY hoe "iza no mivadika "...
Raha hitariko dia hoe lasa sanatria misy tambiny ve ilay Fitiavana sy fiadanana nampanantenainy any aoriana ?
Raha diso be aho dia aereno amiko fa noho ny tsy fahalalako sy tsy fahaizako !ialana tsiny sahady izay mety ho sorena !(l)
3. ni81
(
04/09/2009 13:03)
Betsaka ny mieritreritra sy toa manome tsiny an’Andriamanitra mihitsy aza hoe : maninona no misy ny fakam-panahy. Eny fa na dia tamin’i Adama sy Eva, nisy sahady ny voankazo voarara. Na Jesoa Kristy, nampidinina tety an-tany hamonjy izao tontolo izao koa aza, nentina nalaina fanahy tany an’efitraindraindray dia isika olombelona mihitsy no mitady io fakam-panahy io koa!
4. cutie
(
04/09/2009 13:09)
Ny fampianarana tiana ho zaraina amintsika izany dia ny hoe : Tsy Andriamanitra akory no maka fanahy ny olona, saingy mitondra ny olona kosa izy mba ho zahana toetra. Izany hoe, aleo hazavaina tsara fa, ataon’Andriamanitra eo anatrehan’ny olona fotsiny ny trangan-javatra ; tsy manery ny olona Izy hoe tsy maintsy manao na manaraka an’izany ary mamela ny olona hieritreritra sy hisafidy izay tiany.
Raha tena manaiky an’Andriamanitra ka hitany fa mankato Azy tanteraka anefa isika dia tsy hitondra antsika halaim-panahy akory Izy.
II PETERA 2.9 « dia fantatry ny Tompo izay hamonjeny ny tsara fanahy amin'ny fakam-panahy sy ny hitehirizany ny olona tsy marina amin'ny fijaliana ho amin'ny andro fitsarana »
I KORINTIANA 10.13 Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany làlana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany.
Ny anton’ny fakam-panahy dia fizahan-toetra ny finoana ary ny tanjona dia ny faharetan’ny finoana.
Ny volamena aza sedraina sao misy hosoka. Ny vary aza kororohina ihavahan’ny akofa sns.
Koa Andriamanitra te ahafantatra amin’ny olona rehetra izay nohariany hoe : Iza no tena tsy mivadika Aminy ?
namaste efa voalaza ao no saika holazaiko e :)
5. fidinirina
(
05/09/2009 09:14)
fahamarinana:
Zany hoe ve matoa aho manana fakam-panahy dia satria tsy nankato azy tanteraka ?...azonao azavaina tsara ve ?
Misaotra @ fanamarihana. Ny zavatra noeritreretiko t@ nanoratako ny lahatsoratra dia hoe : raha tsy manan-tsiny mihitsy tokoa ny olona eo anatrehan'Andriamanitra dia mety tsy ho entina eo @ fakam-panahy. Kay moa na Jesoa kritsy "zanak'Andriamanitra" aza mbola nentina nalaina fanahy. Noho izany tsy maintsy misy foana ny fakam-panahy ho an'ny olombelona.
Fa amiko tsy midika kosa hoe tsy fitiavana no anaovana izany fa ny fampiorenana ny olona @ finoana marina. Andriamanitra miteny fa tia antsika ka izay no mahatonga Azy manontany raha mifamaly @ fitiavantsika Azy izany.
Dia atao fanontaniana foana lay izy hoe : Tena tia an'Andriamanitra marina ve isika, maharitra @ izany fitiavana izany, mankato ny didiny sns. sa vao misy hevitra kely mahasarika antsika dia adino indray Andriamanitra.
7. Fody
(
05/09/2009 14:40)
Iza izany no mamorona ny fakam-panahy?
Zavatra ialaina ve ny fakam-panahy, sa tsia? Raha ialaina nahoana no nasaina nangataka isika hoe: aza mitondra anay amin'ny fankam-panahy? Raha tsy ilaina kosa ahoana no mbola misy hatramin'izao, fa tsy foanana?
Misaotra mialoha ho an'izay hitondra fanazavana.
9. cutie
(
05/09/2009 19:51)
I KORINTIANA 10.13 Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany làlana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany.
Ny anton’ny fakam-panahy dia fizahan-toetra ny finoana ary ny tanjona dia ny faharetan’ny finoana.
Ny volamena aza sedraina sao misy hosoka. Ny vary aza kororohina ihavahan’ny akofa sns
. Mpandefa : Fody [ Valio ] 05-09-2009 16:40:50
Lohateny : Re : Ny fakam-panahy...

io tsimpona ambony io ny valiny :)
10. Fody
(
07/09/2009 15:48)
ka iza izany no mamorona ny fakam-panahy e? Tsy misy valiny eo.
Raha io zavatra notsiponinao io ry cutie, dia toa milaza fa Andriamanitra ihany no mampisy an'io, ary mankasitraka ny fisiny. Ka moa izy ve no manao an'izany? Tia tsapatsapa ve izany izy araka izay voalaza ery ambony? hatreo ihany!
11. ikaretsaka
(
07/09/2009 16:05)
Ne nous soumets pas a la tentantion...mais montre nous ou est ce qu'elle est... :-D
12. cutie
(
07/09/2009 20:37)
Mpandefa : Fody [ Valio ] 07-09-2009 17:48:54
Lohateny : Re : Ny fakam-panahy...
ka iza izany no mamorona ny fakam-panahy e? Tsy misy valiny eo.
Raha io zavatra notsiponinao io ry cutie, dia toa milaza fa Andriamanitra ihany no mampisy an'io, ary mankasitraka ny fisiny. Ka moa izy ve no manao an'izany? Tia tsapatsapa ve izany izy araka izay voalaza ery ambony? hatreo ihany!
anontanio direct izy e lol
13. cutie
(
07/09/2009 21:03)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 07-09-2009 18:05:22
Lohateny : Re : Ny fakam-panahy...
Ne nous soumets pas a la tentantion...mais montre nous ou est ce qu'elle est..
zay zany koa lol
14. cutie
(
07/09/2009 21:19)
Misaotra @ fanamarihana. Ny zavatra noeritreretiko t@ nanoratako ny lahatsoratra dia hoe : raha tsy manan-tsiny mihitsy tokoa ny olona eo anatrehan'Andriamanitra dia mety tsy ho entina eo @ fakam-panahy. Kay moa na Jesoa kritsy "zanak'Andriamanitra" aza mbola nentina nalaina fanahy. Noho izany tsy maintsy misy foana ny fakam-panahy ho an'ny olombelona.
Fa amiko tsy midika kosa hoe tsy fitiavana no anaovana izany fa ny fampiorenana ny olona @ finoana marina. Andriamanitra miteny fa tia antsika ka izay no mahatonga Azy manontany raha mifamaly @ fitiavantsika Azy izany.
Dia atao fanontaniana foana lay izy hoe : Tena tia an'Andriamanitra marina ve isika, maharitra @ izany fitiavana izany, mankato ny didiny sns. sa vao misy hevitra kely mahasarika antsika dia adino indray Andriamanitra.
namaste :)
15. ari.malala
(
08/09/2009 10:15)
ikaretsaka:
Ne nous soumets pas a la tentantion...mais montre nous ou est ce qu'elle est... :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. ikaretsaka
(
08/09/2009 16:24)
Ari..ka zay ko...
Rehefa kopy ianao hoe tentation io de eo amzay le decision hoe hiroboka sa tsia... de @ zay sitrapo nenao zay....
Fa matetika nge le izy tsa misy kozy raha tsy traingo e...zay vao ooooooh kay izy zany ny fakampanahy aminy

17. niryna
(
11/09/2009 05:28)
I KORINTIANA 10.13 Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany làlana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany.
Ny anton’ny fakam-panahy dia fizahan-toetra ny finoana ary ny tanjona dia ny faharetan’ny finoana.
Ny volamena aza sedraina sao misy hosoka. Ny vary aza kororohina ihavahan’ny akofa sns
. Mpandefa : Fody [ Valio ] 05-09-2009 16:40:50
Lohateny : Re : Ny fakam-panahy...
Iza izany no mamorona ny fakam-panahy?
Zavatra ialaina ve ny fakam-panahy, sa tsia? Raha ialaina nahoana no nasaina nangataka isika hoe: aza mitondra anay amin'ny fankam-panahy? Raha tsy ilaina kosa ahoana no mbola misy hatramin'izao, fa tsy foanana?
Misaotra mialoha ho an'izay hitondra fanazavana.
cutie:
io tsimpona ambony io ny valiny :)
bravo cutie,tsy vitan'ny mamaky tsimpona fotsiny fa mampiantra ilay izy amin'ny fiainana . Search and you will find ,izay mitady Azy dia ahita azy tokoa.
:-*
19. ikaretsaka
(
11/09/2009 18:33)
Sombiny t@ Kozin-drapaoly t@ pokona tany @ tanana grika 1 izay io ko