namidin'dra emile

1. bazylou ( 03/09/2009 17:47)
gtt tamin'ny tgv daholo le listen'ny olona nisaboty an'i lery teny ivato ireny, izao ry leronytsy tafiditra any mada intsony, :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 19:59
2. Noue ( 03/09/2009 18:10)
dia maninona zao no mamorontsao tahakizao ee ??? tsy afaka nitsikilo ny GTT tany @ porte dauphine indray ve i bazylou omaly dia miteniteny foana sy mamorona eto ee ??? dia mba nanao ahoana hono ny ragidro tao @ ambasady ?? nitsaoka matanjaka na dia niantso renfort aza ??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D sa hitsikilo ny GTT ho any genève rahampitso koa ?? :-D :-D :-D :-D :-D
3. ndotofetsy ( 03/09/2009 18:38)
tsaho ve io ry noue??? asaiko samporin i sarla io an 8) 8) 8) 8)
4. zoam ( 03/09/2009 18:49)
fanjakana efa tsy izy intsony ny faty e ,alevina tsy ho ela :* :* :*
5. Noue ( 03/09/2009 19:36)
ndotofetsy:

tsaho ve io ry noue??? asaiko samporin i sarla io an 8) 8) 8) 8)



:-D :-D :-D :-D :-D :-D fa iza no matahotra zay sarla kely io nefa eee ??
6. fijo ( 03/09/2009 19:43)
efa ho vita io ka,na ny frantsay nametraka azy teo aza izao ,efa mahatsapa fa tena tsy mety le izy
7. xxx ( 03/09/2009 19:46)
ry sarla ireny bandy tokony hanenjika dahalo any @ dezaka no asany fa tsy alefa aty antanana ,any anaty ala no sahaza an'ireny mba tsy ilako hoe akonjo no ihinany :* :* :*
8. fijo ( 03/09/2009 19:59)
lasa dahalo any iny,fa olona tsy ampy saina iny ve tsy hanahirana
9. pikatti ( 03/09/2009 21:19)
y sarla ireny bandy tokony hanenjika dahalo any @ dezaka no asany fa tsy alefa aty antanana
:-D :-D
10. mihitsy ( 04/09/2009 05:50)
pikatti:

y sarla ireny bandy tokony hanenjika dahalo any @ dezaka no asany fa tsy alefa aty antanana
:-D :-D


mitampina ve ny masonao fa feno dahalo aty antanana?
11. michouh ( 04/09/2009 06:49)
Izay iray ho voalevina fa ho hita eo, ny TGV tsy maintsy mijoro.
TGV IHANY NO ADY EO na inona na inona filazanareo.
12. zoam ( 04/09/2009 07:29)
eny re e tsara izany fa tohany ny anao ,mba tonga teny ambohitsorohitra izany ianao io
13. Mirananirina ( 04/09/2009 08:41)
Tsy aritry bazylou mihitsy i gtt,vao misokatra ny vava dia gtt.....Misy rafinao ve ao sa ahoana mihitsy eh!!
14. pikatti ( 04/09/2009 11:49)
Tsy aritry bazylou mihitsy i gtt,vao misokatra ny vava dia gtt.

mpanompy sampy anie reny ry mirana é,zany daholo no fanaon'ny foza ato :-D :-D
15. Mirananirina ( 04/09/2009 13:07)
mpanompy sampy anie reny ry mirana é,zany daholo no fanaon'ny foza ato
=)) =)) =)) =)) =))
16. fijo ( 04/09/2009 19:58)
tgv anie ry kala efa olona 1500 sisa mpanohana azy e :-D :-D
17. pink ( 04/09/2009 21:15)
bazylou:

gtt tamin'ny tgv daholo le listen'ny olona nisaboty an'i lery teny ivato ireny, izao ry leronytsy tafiditra any mada intsony, :-D :-D :-D :-D :-D


Taranaka be fialonana koa angamba itony. Ra-Sarla ve no mba hisekosekoana..
Basy ve no hananana ka ny malagasy no tadiaviny hampijaliana.

18. bazylou ( 05/09/2009 18:00)
ka tsy maintsy hoe mandevy t antsalaka ry gtt dia rehefa tratra dia miala bala daholo kay, beuurrk :-D :-D
19. pikatti ( 06/09/2009 19:59)
ka tsy maintsy hoe mandevy t antsalaka ry tgvfopla wiwi dia rehefa tratra dia miala bala daholo kay, beuurrk

dakoro @ lah zah ry bazylou :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1929