FISAORANA LEHIBE NO ATOLOTRO
1. niryna
(
03/09/2009 17:23)
Efa maro amintsika angamba no efa nijery ilay film hoe Passion of Jesus ?
filaharana re izao e, fitomaniana re no ita etsy sy eroa e
FISAORANA LEHIBE NO ATOLOTRO HO AZY NANAVOTRA NY AIKO, NY AIN'NY REHETRA ,NANADIO NY FAHOTAKO ,NY REHETRA ARY MBOLA TSY MITSAHATRA MITADY IREO ONDRY VERY HATRAMIN'IZAO IZY .MISAOTRA TOMPO O !
THANK YOU ,THANK YOU, THANK YOU ,JESUS !
THANK YOU FOR THE CROSS, LORD !
"WORTHY IS THE LAMB" BY HILLSONG
http://www.youtube.com/watch?v=oc0tHhMVjQU
(l) niryna

répondu par niryna le 08/09/2009 06:48
2. Papoose
(
03/09/2009 21:34)
nga moa tsy passion of Christ?? :/ sa hafa koa io?
tohizako kely le thank you for the cross Lord, fa toa mba haiko io hira io!
thank u for the nail pierced hands!!
tohizako kely le thank you for the cross Lord, fa toa mba haiko io hira io!
thank u for the nail pierced hands!!
3. cutie
(
03/09/2009 22:20)
Mpandefa : Papoose [ Valio ] 03-09-2009 23:34:18
Lohateny : Re : FISAORANA LEHIBE NO ATOLOTRO
nga moa tsy passion of Christ?? :/ sa hafa koa io
za koa vo saika hanontany fa raha le izy de tena tsy tiako mitsy iny film iny ka, mba betsaka ihany ny kritika fa de nanandrana nijery fa fotoana fotsiny no very fa tsy nisy ilavana azy na ny kely aza :-D
4. cutie
(
03/09/2009 23:52)
FISAORANA LEHIBE NO ATOLOTRO HO AZY NANAVOTRA NY AIKO, NY AIN'NY REHETRA ,NANADIO NY FAHOTAKO ,NY REHETRA ARY MBOLA TSY MITSAHATRA MITADY IREO ONDRY VERY HATRAMIN'IZAO IZY .MISAOTRA TOMPO O
tsara zany refa be finoana :)
5. soanja
(
04/09/2009 00:40)
Efa hitako koa ilay film raha ny Passion of Christ fa dia araka ny voalazan'i Cutie io hoe tsy misy ilavako azy. Hitondra mankaiza moa ny fampisehoana ireny famonoana olona sy boba ra be ireny. Isika rehetra efa mahalala fa maty ho antsika i Kristy dia ampy itiavako sy isaorako Azy izany fa tsy avy amin'ny film izay mety hitarika zavatra hafa mihoatra sy manalavitra ny Fitiavan'Andriamanitra antsika.
6. ari.malala
(
04/09/2009 06:26)
Isika rehetra efa mahalala fa maty ho antsika i Kristy dia ampy itiavako sy isaorako Azy izany fa tsy avy amin'ny film izay mety hitarika zavatra hafa mihoatra sy manalavitra ny Fitiavan'Andriamanitra antsika.+1
7. ari.malala
(
04/09/2009 06:32)
Miandry an'i niryna hamaly ilay dinika raika ary ambany ary azafady
8. michouh
(
04/09/2009 06:55)
Samy manana ny fahitany ny film isika fa ny zava-dehibe dia ny fahaizantsika misaotra sy mankasitraka azy. MISAOTRA NY TOMPO ISIKA.
9. fahamarinana
(
04/09/2009 10:33)
michouh:
Samy manana ny fahitany ny film isika fa ny zava-dehibe dia ny fahaizantsika misaotra sy mankasitraka azy. MISAOTRA NY TOMPO ISIKA.
:arrow: Iraisako hevitra tanteraka,izay no mahasamihafa ny tsirairay aby e,tsy hary hitovy aby isika rehetra ,samy manana ny ao am-pony sy ny maharesy lahatra azy sy mahakasika azy manokana !
Misaotra ny Tompo araka ny voalaza fa nisy Izy..... :D (l)
11. ikaretsaka
(
04/09/2009 20:19)
ari.malala:
Isika rehetra efa mahalala fa maty ho antsika i Kristy dia ampy itiavako sy isaorako Azy izany fa tsy avy amin'ny film izay mety hitarika zavatra hafa mihoatra sy manalavitra ny Fitiavan'Andriamanitra antsika.+1
+1
12. rijadolly
(
05/09/2009 12:52)
Isika rehetra efa mahalala fa maty ho antsika i Kristy dia ampy itiavako sy isaorako Azy izany fa tsy avy amin'ny film izay mety hitarika zavatra hafa mihoatra sy manalavitra ny Fitiavan'Andriamanitra antsika.+1
Nefa toa tena tia teny isika izany ô!Dia ataotsika ahoana ireo tsy mahalala?
14. rijadolly
(
05/09/2009 14:58)
Marina koa zay tenin'Fody zay . tsy vitan-dranomaso io fa mila miorina tsara.
15. niryna
(
05/09/2009 20:03)
michouh:
Samy manana ny fahitany ny film isika fa ny zava-dehibe dia ny fahaizantsika misaotra sy mankasitraka azy. MISAOTRA NY TOMPO ISIKA.
=D> =D> =D> =D>
16. niryna
(
05/09/2009 20:09)
soanja:
. Hitondra mankaiza moa ny fampisehoana ireny famonoana olona sy boba ra be ireny. Isika rehetra efa mahalala fa maty ho antsika i Kristy dia ampy itiavako sy isaorako Azy izany fa tsy avy amin'ny film izay mety hitarika zavatra hafa mihoatra sy manalavitra ny Fitiavan'Andriamanitra antsika.
samy manana ny fandraisany azy tokoa io ka ,fantatro fa maty izy ary ny nahitako ilay film dia vao maika nanampy ahy koa fa nijaly izy noho ny fahotako,tsy vitan'ny hoe mino fotsiny aho fa miana ao anatiko tokoa izy ary miaiky ilay fahotana nataoko ahy ka mibaboka amiNy fa tsy mendrika hiantso ny anarany akory aho.
Nhafaly ahy ny nijery ilay film na dia nampalahelo aza ny nanjoa azy ary vao maika nanamafy ny fitiavako azy tokoa izany
^:^ ^:^ THANK YOU JESUS ..YOU ARE WORTHY ! ^:^ ^:^
17. niryna
(
05/09/2009 20:12)
Papoose:
nga moa tsy passion of Christ?? :/ sa hafa koa io?
tohizako kely le thank you for the cross Lord, fa toa mba haiko io hira io!
thank u for the nail pierced hands!!
Ilay hira no tiako zaraina eto ka, niaraka ilay "passion of Christ " background
:D
18. niryna
(
05/09/2009 20:16)
michouh:
Samy manana ny fahitany ny film isika fa ny zava-dehibe dia ny fahaizantsika misaotra sy mankasitraka azy. MISAOTRA NY TOMPO ISIKA.
fahamarinana:
:arrow: Iraisako hevitra tanteraka,izay no mahasamihafa ny tsirairay aby e,tsy hary hitovy aby isika rehetra ,samy manana ny ao am-pony sy ny maharesy lahatra azy sy mahakasika azy manokana !
Misaotra ny Tompo araka ny voalaza fa nisy Izy..... :D (l)
michou sy faha ,marina ny hevitrareo
:-*
20. ari.malala
(
07/09/2009 08:16)
Nefa toa tena tia teny isika izany ô!Dia ataotsika ahoana ireo tsy mahalala?d @ alalan'ny film efa miampy exagération sy sira sy karibonetra v no ampahafantaranao an'i Xty fa tsy mba @ alalan'ny oha-pitondran-tenanao?