Fa maninona tokoa ary e

21. cutie ( 04/09/2009 21:24)
calme fotsiny wa :-D
22. rijadolly ( 05/09/2009 11:56)
Misaotra Niryna a! misy azo raisina tsara ny teninao ary mampandinitena ahy satria manakana ahy tsy hirehareha ka hanao hoe izay lazaiko ny marina.Tsy misy zavatra azo na fantatra marina raha tsy azavain'Fanahy Masina aminao,izay mitarika fahatsapana ny fahalehibeazan'Andriamanitra sy fanomezam-boninahitra AZY.

niryna:
indro kely a tsy mahazo manohitra izany izahay,mahazo manohitra satria safidy fa ilay hoe manda ny tenin'Atra foana no tiako tenenina,manipaka izay teny nomeny ka mitarika ny olona andeha any amin'izay filan'izao tontolo izao satria tsy mijery ny fahamarinana izay noresahiny ombieny ombieny ao anatin'ny soratra masina
Tsapako fa misy hevitra tianao avoaka,ary dia azoko sy voaray tsara ilay izy na dia tsy voalazanao aza.Aza matahotra se hoe io ny ahatonga ny fanakianana fa manatsaina sy fahalalana avokoa izahay eto.
23. ikaretsaka ( 05/09/2009 17:31)
RD samihafa kosa angamba ny manohitra sy manda e!
24. ari.malala ( 07/09/2009 08:36)
ikaretsaka:

nga zany?
lazainy fa anjely eo koa ny mpisoty para fa....
de ho avy izy hilaza sy hijoro vavolombelona fa nahita anjely fa rehefa akaiky hilatsaka @ tany vao nashiany elatra be misy tadiny .... ah baba :-D :-D :-D :-D



:-D :-D :-D :-D :-D
25. rzakarivola ( 07/09/2009 13:04)
niryna ah, rehefa tonga ianao dia ireto mba angatahiko hadihadianao, hoe toy ny ahoana no fisehony @ fiainantsika, na andavanandro, na koa eto @ serasera :
1- "Si, dans une maison ou dans une ville, on ne veut pas vous recevoir, ni écouter vos paroles, quittez la maison ou la ville en secouant la poussière de vos piedss. Pour signifier qu'ils ne voulaient plus rien avoir de commun avec cette ville.
Vraiment, je vous l'assure : au jour du jugement, les villes de Sodome et de Gomorrhet seront traitées avec moins de rigueur que les habitants de ces lieux-là.
" [Mathieu 10:14-15]
2- "Si quelqu'un vous accueille, c'est moi qu'il accueille. Or celui qui m'accueille, accueille celui qui m'a envoyé." [Mathieu 10:40]
3- "Vraiment, je vous l'assure : qui reçoit celui que j'envoie me reçoit moi-méme, et qui me reçoit, reçoit celui qui m'a envoyé." [Jean 13:20]
26. ikaretsaka ( 07/09/2009 15:42)
Fa hoho ho aho razaka...maninona re no ireo ihany no notsimponinao e? Afaka azavaina ve hoe satria nahoana... ireo ihany ve no metimety @ nao eto?
27. niryna ( 08/09/2009 05:13)
niryna:

Mety ho gaga angamba isika hoe tena manampahaizana be aho izany kanefa raha asiana mamaky baiboly aho dia tsy azoko ny ao anatiny,izaho ve no vendrana sa ilay izy mihitsy no tsy miditra sa rehefa tsy mety mino izay lazaina aho dia tsy manintona ahy ilay izy ka hany heriko dia toheriko daholo izay voalaza ao ary mitady fanontaniana maro foana aho mba andravako iny foundation be efa lali-paka ny hafa iny dia ny finoana an'ilay kristy izay rano velona tsy mety ritra ?


Tsotra ny valiny:Te ahalala ny tenin'Atra isika? ataovy ny fandalinana azy,vavaka,fifandraisana amin'ilay Ray Nahary izao tontolo izao,finoana an'ilay kristy zanany .Finoana izay voalazany sy ny fitandremana ny teniny ary ny fitiavana Azy amin'ny fo manontolo

28. niryna ( 08/09/2009 05:18)
niryna:

Fa maninona no tsy mety ho azoko mihitsy izay tenenina ao? nandray ny tompo ve aho,nino izay voasoratra ve aho sa nolazaiko fa tsy ao irery ihany no ahalalana ny marina?


Misy ramatoa izay nilaza izy fa efa in-dimy hono izy no namaky ny baiboly(anglais io an) kanefa dia tsy mety ho azony mihitsy.

fa raha toa kosa isika ka vonona ny andray ny tompo, mino izay teny nomeny antsika ary mampiantra izany amin'ny fiainana dia omeny antsika tokoa izany fahalalana ny teniny izany .

raha izany dia aiza? amin'ny fiainana sy ny manodidina? iza no nanao izany fiainana izany? ka raha mino ny fisian'ny fiainana aho maninona aho no tsy mino izay namorona an'izany?


dia miandry izay mahafantatra fa mbola misy toerana na zavatra hafa ahafahana mahalala an'Atra
29. niryna ( 08/09/2009 05:23)
niryna:



Mety mbola misy ihany ve ny fotoana mba ahafahako mino izany ATra izany e?


izao dia izao dia afaka mino Azy hianao ary raha te andray sy te ahita izany fitiavany izany tokoa dia raiso izy fa miandry anao foana
ary araka ny resahintsika eto foana fa izay mitady azy dia ahita azy tokoa ,akafa manao fanandramana isika


Dia ahoana tokoa ary izany hoe izay mino azy ihany no ipetrahan'ny fanahy masiny,miangatra indray izany ilay ATra reo
satria kristy no nangataka izany fanahy masina izany tany amin'ny rainy ka izay mino azy dia omeny ny fanahy masina

,io anie no efa noalazaiko hoe fa maninona hoy aho izy no manao ny ratsy? irotsahan 'ny fanahy masina?

Atra tsy nanao ny ratsy fa izay rehetra namboariny dia tsara avokoa hoy izy ary voasoratra ao anatin'ny Gen izany,saingy rehefa nivadika tamin'Atra kosa ny Anjely iray dia losifera izany(te haka ny toeran'Atra izy) ary dia teo no nanomboka ny nitsiry ny ratsy(fitaka an'i Eva tamin'ny alalan'ny endrika bibilava....tsy ho faty akory hianao fa fantatr'Atra fa raha mihinana io voankazo io hianao dia itovy aminy)

:cry: :cry:
30. niryna ( 08/09/2009 05:30)
niryna:

Ny zavatra rehetra dia tsy ho takatry ny saintsika amin'izao ary indrindra raha resaka fivavahana ,finoana an'ilay kristy resahinay eto foana.


Fa ahoana? izay mino azy no lasa zanany,tsy mino azy dia tsy zanany izany? ary ra zanany dia maninona ?mandova ary mahafantatra izay hafany rehetra

Voasoratra ao amin'ny baiboly izany fanazavana izany fa azavaiko kely fotsiny

fa ahoana no lazainao hoe tsy fantatray ny tiana ho tenenina ? manampahaizana avokoa izany ireo mizara eto ireo? Tsy fahaizana io fa fahasoavana ary afaka mahazo izany avokoa izay mino azy

ny tenin'Atra no manambara izany fa fahadalana ho an'izao tontolo izao izany teny izany ary tsy fantany akory
inona koa izany izao tontolo izao izany ? ireo olona tsy mandray an' Atra na tsy mino azy( kristy)
.....

Nozaraiko tsikelikely izany ilay sujet lavabe teo an :-* :-*
Aza mitsahatra ny marina fa ny marina no anafaka antsika amin'ny fahotana
:-* :-*
31. niryna ( 08/09/2009 05:32)

niryna:
fa maninona no tsy mety ho azonay na tsy fantatray na toerinay foana ny tenin'Atra ka lazaina fa tsy misy Atra na hoe tsy tokony nasian'Atra izany ratsy izany na inona omena kanefa tenin'Atra dia toheriny dia ity no valiny ..... indro kely a tsy mahazo manohitra izany izahay,mahazo manohitra satria safidy fa ilay hoe manda ny tenin'Atra foana no tiako tenenina,manipaka izay teny nomeny ka mitarika ny olona andeha any amin'izay filan'izao tontolo izao
rakapy:

Angamba ny fandraisanao ny famakafakana sy fanadiahadiana ary ny fanotaniana ataon'izy ireo no tsy hainao ka lazainao fa manda sy manohitra ny tenin'A/tra avokoa ireo izay liana mba hanadihady ka tsy mitovy hevitra na fijery na koa tsy manara-drenirano toy trondro maty rehetra.



:lol:
32. niryna ( 08/09/2009 05:33)
cutie:

bdb loatra le we fa manin fa manin :-D :-D :-D :-D
fa manin koa nefa no manontany :wink:



=))
33. niryna ( 08/09/2009 05:34)
ikaretsaka:

Mitovy fijery @ rakapy aho eto



=D> =D>
34. niryna ( 08/09/2009 05:35)
Mirananirina:

Fa maninona moa fa olombelona dia izay.Ary ny baiboly dia soratra nosoratan'olombelona dia misy ny ok sy ny tsy ok.



=D> :-*
35. niryna ( 08/09/2009 05:36)
soanja:

rakapy:

hoy Niryna
fa maninona no tsy mety ho azonay na tsy fantatray na toerinay foana ny tenin'Atra ka lazaina fa tsy misy Atra na hoe tsy tokony nasian'Atra izany ratsy izany na inona omena kanefa tenin'Atra dia toheriny dia ity no valiny ..... indro kely a tsy mahazo manohitra izany izahay,mahazo manohitra satria safidy fa ilay hoe manda ny tenin'Atra foana no tiako tenenina,manipaka izay teny nomeny ka mitarika ny olona andeha any amin'izay filan'izao tontolo izao

Angamba ny fandraisanao ny famakafakana sy fanadiahadiana ary ny fanotaniana ataon'izy ireo no tsy hainao ka lazainao fa manda sy manohitra ny tenin'A/tra avokoa ireo izay liana mba hanadihady ka tsy mitovy hevitra na fijery na koa tsy manara-drenirano toy trondro maty rehetra.


Voalazanao Rakapy. Be no nobeazina tao anaty Dogma e.






:-*
36. niryna ( 08/09/2009 05:37)
ikaretsaka:

Izay an drakapy izay mihitsy e


ika d'accord foan kosa an
=)) =))
37. niryna ( 08/09/2009 05:39)
ravonjison:

Toa velombolo kely Rakapy fa misy mpanohana a .!



:roll: :D :D :D :D
38. ari.malala ( 08/09/2009 05:39)
niryna, mahay mi skiva tokoa indriako ka! ny an'ny hafa asiana valiny dool fa ny fanontaniako iany no odiandriako fanina, indro averiko eto ary iangaviako asiana valiny azafady, fa mangetaheta valiny ah.

13. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 04-09-2009 12:57:13
Lohateny : Re : Fa maninona tokoa ary e
Izaho moa zany voalaza foana fa manohitra sy mitsipaka ny tenin'Andriamanitra, k miangavy an'ilay olona mpiteny anizany, enao namorona dinina indrindra ramatoa niryna, mbola averiko eto lay fangatahakoary ambany ary hoe ento eto, ataovy tsimpona anaty quote toy ny fataonao, hoe teny taiza tao anaty baiboly (ilay tena verset original mintsy) entina eto hoe io lay notsipahiko sy notoheriko, d amizay fotoana izay zà mety handini-tena hoe tena mpitsipaka marina! fa rambola ny tenindry hoa, na ny tenin'olona no angatahako fanazavana na toheriko mitns aza ts manin zany, d tsy tenin'Andriamanitra fa teninareo, satria nareo tsy Andriamanitra, tsy Jesoa.
D mba asio valiny fa aza odiana fanina na itsambikinana foana azafady indrindra.
39. niryna ( 08/09/2009 05:42)

Angamba ny fandraisanao ny famakafakana sy fanadiahadiana ary ny fanotaniana ataon'izy ireo no tsy hainao ka lazainao fa manda sy manohitra ny tenin'A/tra avokoa ireo izay liana mba hanadihady ka tsy mitovy hevitra na fijery na koa tsy manara-drenirano toy trondro maty rehetra.

==> Antenaiko fa izay namoaka ity hevitra ity dia tena nahay nandray tsara sy namakafaka ny tena tian'i niryna nampitaina na nanontaniana ... ary ireo nilaza fa niombon-kevitra taminy dia tsy olona mpanara-drenirano toy ny trondro maty.
rzakarivola:

Izaho kosa dia sahirana be mikaroka hoe, inona ilay tena tian'i Niryna ambara ...@ko i niryna eto miteny @ fiteny tsy fantatra, mila mpandika teny

eo ambany eo ny tiako zaraina ka

:D :D
40. ari.malala ( 08/09/2009 06:20)
niryna, aza mody fanina hoa fa valio ny fanontaniako sady misy 2 b zao izy ao ambony ao, sa tsy mendrika ho valiana satria tenin'ny mpanohitra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079