Tsy misy fitaka mihoatra ny ....finoana kristiana
42. ari.malala
(
03/09/2009 13:40)
Mirananirina, ko hita ko! resaka finoana sy fiainana ny fitiavana no resaka ko gripa Ah1N1 no dradradradrainy! in nga no idiran'ny vitsika am petrole =)) =))
43. simplex
(
03/09/2009 15:30)
tsimiandravola:
Ho anareo telo mianadahy,na mirahavavy dia ataoko fa iaraha-mahita izao fa misy hevi-dehibe mivoitra eo amin'ny voalazanareo, dia ny TAHOTRA.Ary tsy ianareo ihany no ianjadian'ny tahotra fa maro.Izany rahateo no nahatonga ilay fitenenana hoe "évangile de la peur" ,izay arentin'ny mpitondra fivavahana "classique".Io evangile de la peur io nefa taty aoriana dia nosarontsaronana tamin'ny "evangile de l'amour" (question de marketing svp).Rehefa matahotra mantsy ny olona ,ary rehefa ao anaty "doute",dia mora kokoa ny manjaka eo amin'ny psychisme-ny.( Entre parenthèse fa rehefa mahantra sy mandohalika amin'ny tany koa isika gasy dia mora ho an'ny frantsay ny miverina indray ao andamosin'ireo vieux crocodiles).Mazava loatra fa efa nandritra ny siekla maro no namolavolana ny kristianisma mba ho fitaovana mahomby tokoa eo amin'izany fandementsaina izany,ary namerezantsika ny soatoavintsika manokana marobe mihitsy aza.Raisiko ohatra fotsiny izao ny hoe "Sambatra izay simple d'esprit...raha tsy toy ny zaza ianareo dia tsy ho...
Marina fa mifandray be @ hoe fiangonana ny hoe finoana fa tsy voatery ho inclusive akory izany.
Tsy tokony ho ny zavatra mitranga ao @ fiangonana no hanana influence eo @ finoanao.
Et encore, ra tena lojika i toi tokony niezaka nanangana ny fiangonan'i toi izany hoe izao no tokony ho izy fa tsy izao adalana miaro tsinjaka anareo rehetra izao.
tsimiandravola:je crois q c'est un peu le contraire, si tu considère toutes choses comme des ordures devant l'exellence de la connaissance de Jésus Christ, c'est que tu es loin de connaitre jesus christ :)
.Je considère toutes choses comme des ordures devant l'exellence de la connaissance de Jésus Christ...."
tsimiandravola:Eny, mety hoe tahotra, mety hoe fahamalinana fotsiny ihany koa.
Ka raha iverenako ny momba ilay "tahotra " dia saika tapa-tsinay mihitsy aho mandinika ny "irrationalité" asehotsika olombelona.Tsy manome tsiny aho na maneso an, raha manao izany aho dia mandrora mitsilany ihany satria aho tao no niala.
"Irrationel" satria tsy misy support tangible ilay tahotra.Raha izany anefa no ifotorana dia afaka mandainga aminao daholo izany izay te handainga rehetra.Tsy mahagaga raha mamokatra be ilay chaines de lettres assorties de bénédictions ou de malédictions.Firifiry akory no tonga any amin'ny Mail-tsika rehetra ireny .Firifiry ihany koa ireo voalaza fa olo-masina hatramin'izay naha kristiana ny kristiana izay: Izy ireny anefa dia matetika mamorona "bobard" fotsiny ny ankamaroany.Dia ireny no voatery inoan'ny kristiana satria SAO DIA MARINA.
Ra za manokana, dia hoy aho hoe risika no iantsoko azy. Raha rationnel aho dia tokony hiezaka ny hitantana tsara izany risika izany.
Hoy aho hoe, tsy mila mianatra actuariat alavitra be akory dia mahita fa optimal kokoa ny mino noho ny tsy mino. A conditions ka olom-banona enao an. Ra dahalo indray zavatra hafa.
Satria nahoana, raha olom-banona enao dia efa ataonao ihany ny ankamaroan'ny ataon'ny mino, fa miampy hoe mino fotsiny. Izay tsy misy cout manokana.
tsimiandravola:Aza mande mivavaka wa. Aza mande mitory. Aza mandany andro manao zavatra tsy concret.
Io no tonga amin'ilay tenin-kira hoe "Alao aloha mibaosy na ho any na tsy ho any".Raha misy moa ny paradisa dia mety ho lasa any isika, raha tsy misy dia efa tsisy izany kouh (cf Simplex).Kanefa ny andro efa lany,ny energie efa lany,ny firenena hadino,ny fianakaviana hadino,...Ny tenda efa maina nanaovana fitoriana,ny soatoavin'ny tena natakalo ny an'ny vazaha, ny famadihana efa tsy natao intsony(indrindra ny any amin'ny ankabeazan'ny protestants sy evangéliques...)
Za manokana izao dia efa no-filtrer-ko doly ireny emailaka forward ireny...
Raha misy fotsiny ny fotoana mba liana hoe raha otr'zao tokoa moa. Na mahatsapa fa misy presence hafa. Na mieritreritra hoe tena sarotra be ny hampa coincidence an'zao retraretra izao... dia araho @ izay "esprit curieux" izay no tokony atao.
tsimiandravola:Tsy niteny ary tsy niangavy an'i toi hiala tsiny aminy ah ka. Raha mahatsapa tena fa misy fahadisoana ihany moa eo @ toi dia asa, tsy haiko, tsy voatery miala tsiny koa anefa.
Tsy izaho ry Simplex no hiala tsiny aminy a. Izy no hiala tsiny amiko
Izy koa na lavorary aza, mino ah fa tsy olana aminy ny miala tsiny ra ilaina izany.
tsimiandravola:ra tsy misy i Jehova dia tsy tokony hieritreritra akory hoe afaka miteny izy, na in io na in.
Ecoutes, mon ami,je sais qu'il était très difficile pour toi de comprendre ce que je devais dire,étant donné qu'il y avait énormement de voix discordantes sur la planete de ton vivant.Maintenant,je vais tout t'expliquer pour éviter tout malentendu.
Fa tsy mino mihitsy aho fa i Jehova no afaka hiteny toy izany.
Ra misy i Jehova, tsy misy profo ilazana fa niresaka na t@ iza na t@ iza efa maty izy.
:arrow: zany hoe, speculation doly ze lazaina eto fa refa any mifankahita ;-)
tsimiandravola:re
Mazava ve?
^:^
44. simplex
(
03/09/2009 15:52)
razaka:ity izao le karazana raisonnement diso ra hoe tsy mino ilay ol... mitovy @ le hoe iza no milaza fa marina ny baiboly. Dia ny valiny hoe satria ozy ny baiboly... :roll:
==> Fa i Jesoa Kristy efa tany @ fiainan-tsy hita, dia nitsangana t@ maty t@ andro fahatelo, ary Izy no manambara ny zavatra any, na dia fony Izy mbola tsy maty aza dia efa nampianatra momba an'izany mazava. Sa i simplex misalasala ny @i Jesoa Kristy ?
ie misalasala be ah,
misy fanafody nga? :P
razaka:tena poinsa mbola tsy nandre ah zany lelika e :roll:
==> Tena tahaka ity mihitsy no raisonnement-ko fony aho mbola tsy nandre an'i Jesoa Kristy.
razaka:rehefa absurde rehetra dia efa tro be izay e.
==> Inn no mari-pandrefesana handrefesan'i simplex an'ilay hoe "trop be loatra" ?
Ohatra hoe ol tsy mety fa tsy maintsy manonona ny anaran'i jesoa isak'izay fehezanteny tenenina. Na koa hoe Amen na hoe Alleluia.
Na koa le ol, any ambanivohitra ity an, mande tongota mandritra ny adiny 4 vao tonga any @ le fiangonana (central an'ny distrika io zany) dia refa tonga any dia voatery mitsangana satria efa tsy mahazo seza intsony. Mitsangana mandritra ny adiny 3 ny fivavahana. Dia avy eo mande mody, dia antongotra mandritra ny adiny 4 indray.
mbola mila azavaina ve? :lol:
razaka:matetika ah aloha tsy mandrotsaka fa raha ohatra misy antony manokana dia mandrotsaka ah. Ohatra hoe omena ny st vincent de paul hamelomany ny mahantra ohatra na hoe rakitra speciale hanohanana ny fiadiana @ VIH/SIDA... na ra ohatra ka misy sipa manja be eo akaikiko :roll:
==> Samy manana ny antony androtsahany rakitra aloha ny oul e, misy menatra, misy mieritreritra hoe volan' Andriamanitra, .... sns, ny an'i simplex inona ?
razaka:matetika ah no mieritreritra an'io fa matetika dia maneno koa ny kiboko. Dia azoko avy hatrany ny tiany lazaina hoe ndana @ zay less manao pause mikaly fa ny vatana tsy mba fanahy ah :P
==> Ary efa noeritreretin'i simplex koa ve ny hoe : "inona no lazaiNy amiko?"
:^)
45. ikaretsaka
(
03/09/2009 20:47)
rzakarivola:
satria ny tena fitiavana tsy manisy condition.
==> Ny olona tia kosa aloha tsy mba manisy condition e! Fa ny olona tiavina no mametraka condition hahatanteraka ny fitiavana aminy : hanaiky izy sa tsia.
ny olona mifankatia tsy mifanisy condition izany...
"Tiava marina kokoa dia ataovy izay tianao atao" hoy ilay Olona izay
46. rakaroka
(
03/09/2009 21:02)
Marina fa mila famaharana ny tsi1/1, fa mba mila fantarina ihany ny "Misy" alohan'ny maka "decision" hoe ity marina no izy! Marina ny voasoratra ao anaty Baiboly hoe "Mahazoa "fahalalana: mahazoa FAHENDRENA!" ary saiky tsy nosarahiny izany no naverimberiny!
Raha nanao fanamarihana ny mikasika ny tsy "fahafantarana" aho etsy ambony!
Satria efa nomena saina tokony ho ampiasaina isika . Dia "ampiasaina" fa zary adalana ho an'ilay nandrafitra izany ho antsika raha "arafesina ilay izy!"
Matetika tsy dia "pardonnable loatra ny "ignorance" dans la vie courante, indrindra ho an'ireo tanora tsy nahalia fiainana firy, sy ho an'ireo tsy niatrika ny fiainana araka ny tokony ho izy! Izany no nahatonga ny "vigtime Be dia be noho ny tsy fahampian'ny fahalalana.
Donk ao anaty fikatsahana "Fiainana dia tsy SARAHINA @ izany ny fikatsahana fahalalana"
Raha nanao fanamarihana ny mikasika ny tsy "fahafantarana" aho etsy ambony!
Satria efa nomena saina tokony ho ampiasaina isika . Dia "ampiasaina" fa zary adalana ho an'ilay nandrafitra izany ho antsika raha "arafesina ilay izy!"
Matetika tsy dia "pardonnable loatra ny "ignorance" dans la vie courante, indrindra ho an'ireo tanora tsy nahalia fiainana firy, sy ho an'ireo tsy niatrika ny fiainana araka ny tokony ho izy! Izany no nahatonga ny "vigtime Be dia be noho ny tsy fahampian'ny fahalalana.
Donk ao anaty fikatsahana "Fiainana dia tsy SARAHINA @ izany ny fikatsahana fahalalana"
47. tsimiandravola
(
03/09/2009 22:33)
Simplex:Ouuuay!Tsy azon'i Simplex indray ny citation-ko! Tenin'ny baiboly anie io no-citer-vako io fa tsy ahy e.Tsy tadidiko fa jereo ny taratasin'i Md Paoly, fa izy no niteny an'io.
je crois q c'est un peu le contraire, si tu considère toutes choses comme des ordures devant l'exellence de la connaissance de Jésus Christ, c'est que tu es loin de connaitre jesus christ
Faharoa=Tsapako fa nihezaka mafy i "Razakarivola" nitsimpona ny hevitra voalazan'ny tsirairay avy taminareo.Sady lehibe ianareo no vita vakisiny ka dia tsy hisalovana aho.Ny marihiko fotsiny dia ity:tsapako fa mikorapaka ny mpino, satria mahalana vao mba misy sahy mitsotraa toy izao ataoko ka manohitra ankitsirano ny finoana kristiana indrindra fa ny gasy.Maheno ihany aho fa misy ny ATHEE gasy fa tsy mijoro ho fikambanana ,na militants fervents toy ny an'ny Vazaha izy ireny.
rzakarivola:Tsy matahotra ny afobe izay tsy misy aho.Ary ny ahafantarako fa tsy misy izany afobe izany dia satria ny Jehova (je dis bien:Jehova mais pas Dieu) niandohan'izany aza tsy misy.
Ianao izany izao tsy matahotra intsony ? Raha eny, inona no olanao mankato izay ambaran'ny Baiboly, tsy hifaninanana @ireo antsoina hoe katahotra ? Sao d mba matahotra ianao sao d marina ihany ny azy ?
Tsy ny baiboly irery ihany koa no miteny zavatra azo ankatoavina.Au contraire ,ny baiboly dia mitahiry zava-maro tsy azo ankatoavina mihitsy (inceste,racisme,genocide,épuration ethnique,esclavage,intolérence réligieuse...),ny sasany ary tena mampihorin-koditra indrindra aza dia i Jehova no voalazan'ny baiboly fa nanao azy.Rehefa tsy izy tenany dia ny olomboafidiny,indrindra indrindra ny kristiana nandritra izay siekla maro lasa izay.5mbola hiverenantsika eto ny amin'izy ireny fa aza matahotra.)
"Sao d mba matahotra ianao sao d marina ihany ny azy ?"
=>Ny zavatra atahorako mafy dia ny hihenan'ny olona sahy mamaly ny fitorian'ny mpino intsony ka ahazahoan'izy ireo mahazo vahana hatrany.
Ny rahalahiko izao ,azony ,dia lasa mpiandry,ary manahirana be ahy na ny miresaka aminy aza ,fa lasa donto loha be ary mitampimaso toa soavalimboatiry.
rzakarivola:mbola tsy mendrika anao izany ny miresaka amin'ny olo-mahiratra.Mieritreritra mantsy ianareo fa na dia misy aza ny tsy mety nataon'i Ranavalona1, dia mora aminareo kristianina ny mamatratra any amin'ny ny Fautes rehetra (Iverenontsika koa ny amin'io ,fa amiko dia matimaty foana toy ny fatiqlqchose. ireo namoy ny ainy tery ampamarinana.
Tsy haiko ilay soatoavintsika simba noho ny kristianisme lazainao
rzakarivola:Toa ohatran'ny tezitra anie 'zany havako izany é!
Fantatrao fa mandrora mitsilany kanefa mbola ataonao ihany ?
rzakarivola:Peur sans Support tangible veut dire,sans motif valable.Aza manao Hors sujet e,.In no ifandraisan'ilay resaka amin'ny matoatoa sns
Mahagaga izany, ny fahafatesana, ny matoatoa, ny ozon'ny razana, ny tsiny, "aleo enjehin'ny omby masiaka toy izay enjehin'ny eritreritra", "aleo mifanena @ mpamosavy toy izay mifanena @ mpandainga" ... tahotra efa nisy nialoha ny fivavahana kristiana daholo izany raha tsy diso aho. Sa irrationnel koa ireo razana hatrizay ? Ary ianao ve tsy matahotra na inona na inona ?
rzakarivola:mbola tsy nandroso porofo firy momba ny tsy fahamarinan'i Jesoa aho aloha hatreto.Mbola ho avy izany .Nilaza fotsiny aho hoe "Tsy misy fitaka mihoatra ny ....finoana kristiana "
Maro tokoa ny kristiana no mino izao rehetra. Fa tsy porofo ampy ilazana izany fa tsy marina i Jesoa Kristy (hoe Zanak' Andriamanitra Velona, Tenin'Andriamanitra tonga nofo, Ray mandrakizay, YAHVEH Mpamonjy).
rzakarivola:Avec des "si" ,on peut remplir des wagons.Ary tsy izao ve ilay diska efa goaka voalazan'i mpisera iray etsy ambony e?
Et si en fait, IL est déjà venu sur Terre pour te le dire, te le prouver, jusqu'à se donner en spectacle à la mort ? Oui, c'est pour celà que Dieu est venu en Jesus, pour étre "la lumière du monde", pour nous faire connaître nous-méme, Dieu et sa volonté.
Miala tsiny aloha fa hatory.Bonne nuit!
48. soanja
(
03/09/2009 22:55)
rzakarivola:
soanja:
Tsy ifanomezantsiny anefa izany satria NY TAHOTRA no nasesika voalohany tao an-tsain'izy ireo ka na mba te hanokatra maso aza izy ireo dia tonga ao an-tsaina ihany ilay resaka hoe " aleo asiana aro fanina" zany hoe ilay aro fanina izany tsy zavatra miainga avy ao amin'ny fo, mijery mahatsapa fa ny tahotra no mameno azy.
==> Ianao toa milaza manana an'i Jesoa,
1- ahoana ny hevitrao momba ilay tenin'i Jesoa hoe : "Ne craignez donc pas ceux qui peuvent tuer le corps, mais qui n'ont pas le pouvoir de faire mourir l'âme. Craignez plutôt celui qui peut vous faire périr corps et âme dans l'enfer." [Mathieu 10:28]
2- Maro ny aretina malaza, fa tato ho ato izao dia miparitaka be ny momba ny H1N1 ... tsy tokony hatahotra ve? Tsy tokony handray fepetra ve ? Rehefa miaina @ fitiavana (araka ilay fiteninao eto) ve ianao dia azo antoka fa na gripa tsotra aza tsy hahavoa anao ?
1-Ka tsy hinoako ny "enfer" e. Tsy miteny amiko io teny io satria tsy hinoako. Amiko tsy i Jesoa no manoratra an'io fa izay olona nanoratra azy. Tsy tahotra ny fiainako satria manana an'Andriamanitra.
2- Ilaina ny fandraisana fepetra hitazomana ny aina fa tsy ilaina ny TAHOTRA. Ny fepetra dia adidintsika olombelona ny manao izany satria tempolin'Andriamanitra isika. Ny Tahotra kosa tsy mitondra mankaiza fa any amin'ny hantsana ka raha toa ka aretinify no mahazo anao izay azo tsaboina rehefa feno tahotra dia mety hivadika aretin-tsaina... tandremo ny tahotra.
Zah aloha tsy tranon'aretina saingy mety marary aho satria vatana misy nofo amn-dra saingy kosa na hoe cancer aza ny hahazo ahy sanatria dia tsy ahita soritra TAHOTRA amiko ianao. Satria nahoana? satria fantatro fa matoa aho marary dia mbola nofo aho izay, indray andro any aho ho Fanahy fotsiny ary tsy hanam-pijaliana intsony. Manana fanantenana aho satria miaraka amin'i Tompo!
49. ari.malala
(
04/09/2009 06:24)
simplex, merci lesy mampitsiky na d misy aza ataon'ny sasany mandrangitra :)
50. soanja
(
04/09/2009 06:56)
rakaroka:
Donk ao anaty fikatsahana "Fiainana dia tsy SARAHINA @ izany ny fikatsahana fahalalana"
Voalazanao Rakaroka!
51. rzakarivola
(
07/09/2009 13:45)
simplex:[quote=tsimiandravola].Je considère toutes choses comme des ordures devant l'exellence de la connaissance de Jésus Christ...."je crois q c'est un peu le contraire, si tu considère toutes choses comme des ordures devant l'exellence de la connaissance de Jésus Christ, c'est que tu es loin de connaitre jesus christ :)
==> hmmm, pour la plupart des hommes, les ordures sont à jeter, pour d'autres, ils sont recyclables, ils servent surtout de charbon, d'engrais ... Dieu est sûrement, éternellement plus intelligent que les hommes, ary haiko ny tian'ny Apostoly Paoly nambara raha nilaza an'io izy, fa izaho koa mba miombon-kevitra aminy.
simplex:
tsy mila mianatra actuariat alavitra be akory dia mahita fa optimal kokoa ny mino noho ny tsy mino. A conditions ka olom-banona enao an. Ra dahalo indray zavatra hafa.
==> Izao no lazain'i Jesoa :
"Izaho tsy avy hiantso ny marina, fa ny mpanota hibebaka".
simplex:
Aza mande mivavaka wa. Aza mande mitory. Aza mandany andro manao zavatra tsy concret.
==> concret be ry ise izany fivavahana sy fitoriana izany ah! Concret ohatra ny fahandroana sakafo, fizarana sakafo, fanamboaran-trano, fanjairana, ... sns. Ny maha samy hafa azy dia izao, ny sasany concret @ corps matériel, ny sasany concret ho an'ny corps spirituel. Ary ny corps matériel ho levona haingana, fa ny corps spirituel haharitra mandrakizay.
simplex:
Na mieritreritra hoe tena sarotra be ny hampa coincidence an'zao retraretra izao... dia araho @ izay "esprit curieux" izay no tokony atao.
==> Mety efa fotoanany izao. Tsy ny spams no teneniko anao fa ny tenin'i Jesoa mihitsy sy ny fampianaraNy. Araho tsara ary fantaro, kanefa aza mihanina @ curiosité fa aoka ho fangetahetana ny fahamarinana.
simplex:
Izy koa na lavorary aza, mino ah fa tsy olana aminy ny miala tsiny ra ilaina izany.
==> Aiza ry simplex hisy lavorary hiala tsiny ? Izay manan-tsiny no mila miala tsiny raha ny fahazoako azy. Ka mety tsy hoe vonona hiala tsiny ngamba fa hoe, vonona hitondra ny tsiny ... nefa efa nataoNy rahateo izany, izany no nahatongavaNy tety an-tany. Ny fitorian-teny dia fanambarana sy fampahatsiahivana @ fomba maro samihafa, sy ohatra maro samihafa hoe efa nentiny ny tsiny fa modia @izay
simplex:
Ra misy i Jehova, tsy misy profo ilazana fa niresaka na t@ iza na t@ iza efa maty izy.
:arrow: zany hoe, speculation doly ze lazaina eto fa refa any mifankahita ;-)
==> mandrapandre-nao ka hamohanao ny varavaran'ny fonao dia mijanona ho spéculation izy ... fa ny spéculation tsy voatery ho diso. Raha izao ianao no tsy vonona, mety tsy ho zakanao ny fifankahitana ao aoriana kely ao. Tena te hifankahita amin'izay efa tsy ninoanao sy tsy nivakianao lo ve ianao ?
52. rzakarivola
(
07/09/2009 14:12)
simplex:
ity izao le karazana raisonnement diso ra hoe tsy mino ilay ol...
==> ny marina marina foana ra simplex ah, na hino ny oul na tsia. I Jesoa marina foana, fa taloha aho tsy nino dia tsy fantatro ny marina (na d mpivavaka be ihany aza).
simplex:
ie misalasala be ah, misy fanafody nga? :P
==> Ie misy, minoa, mangataha, fa izay mangataka dia homena ary izay mitady dia hahita, izay mandondona dia hovohana.
simplex:
tena poinsa mbola tsy nandre ah zany lelika e :roll:
==> Efa nandre ianao, ary mino aho fa mandre isanandro ianao saingy tsy mahafantatra, ny antony tsy ahafantaranao dia izao, mila mangataka @ fo (mangetaheta fahamarinana) izay vao afaka hahafantatra. Omeko ohatra ianao, isanandro ianao mandalo @ farmasia iray, d misy promotion momba ana fanafody iray eo. Hitanao io isanandro, vakianao, saingy tsy fantatrao izay tena fandehan'io fanafody io na mahasitrana tokoa ilay aretina voalaza na tsia, toa mino ihany enao nefa tsy mino koa ... fa @ andro iray raha voan'ilay aretina voalaza ianao, ary tsy mahafantatra fanafody hafa heverinao fa mahomby, dia tadiavinao @izay ilay fanafody, ary rehefa mandray ianao vao afaka hahatsapa hoe : kay tena mahasitrana tokoa. Izany no tsy hahatakarin'ny maro ny hoe "fa ny dian-kapoka taminy no nahasitranan antsika", satria tsy mbola noraisiNy ilay fanasitranana.
simplex:
rehefa absurde rehetra dia efa tro be izay e.
Ohatra hoe ol tsy mety fa tsy maintsy manonona ny anaran'i jesoa isak'izay fehezanteny tenenina. Na koa hoe Amen na hoe Alleluia. Na koa le ol, any ambanivohitra ity an, ... mbola mila azavaina ve? :lol:
==> Mazava tsara. Raha izay indray an, dia samy manana ny zvt ataony tro ny oul, ohatra, misy oul na d efa matory aza dia mbola manao respiration foana, ... trop ny respiration ve ? Tsia, fa raha tsy manao izany ny olona dia sempotra ary maty. Tahaka izany ny vavaka ho an'ny olona velona ara-panahy, mahatsiaro sempotra ny fanahiny rehefa tsy mivavaka izy, ny maty fanahy kosa tsy mila mivavaka, tahaka ny tsy ilan'ny maty mi-respirer.
Fa misy hafa ihany ko, rehefa ao anaty krizin'ny sakafo (vary, menaka, siramamy), tsy azo lazaina ho azala mihitsy ny olona mandany adiny 8 milahatra mba hahazona an'ireny. Toy izany koa any @ dezera (ohatra hoe any atsimo) ny mikasika ny rano ... mety handany ora maro ny oul hanao izay hitadiavany rano sy sakafo. Mihoatra lavitra noho izany ny fiainan'ny fanahy, ny sakafon'ny fanahy sy ny ranon'ny fanahy ... Tsy trop izany ho an'ny velona ara-panahy, ary tahaka ny maty tsy mila mihinan-kanina na misotro rano na misasa, toy izany ny maty ara-panahy, tsy mangetaheta ary tsy mahatsiaro noana ara-panahy satria maty ny fanahiny.
simplex:
matetika ah aloha tsy mandrotsaka fa raha ohatra misy antony manokana dia mandrotsaka ah. Ohatra hoe omena ny st vincent de paul hamelomany ny mahantra ohatra na hoe rakitra speciale hanohanana ny fiadiana @ VIH/SIDA... na ra ohatra ka misy sipa manja be eo akaikiko :roll:
==> mino ianao fa tena ho lasa any @ ilay antony handrotsahanao azy ilay vola ? Inona no mitranga raha toa ka misy occasion ahitanao fa kay le vola noheverinao fa nanampiana ny ankizy madinika kay ka lasa tany @ zvt hafa tena ts tianao maizina ?
Ny fiainanao manontolo dia fanaovanao rakitra, ny fotoananao, ny fahaizanao, ny harenao, ny fahasalamanao ... ary indray andro any dia hiseho mazava aminao hoe, nalefanao t@ inona ireny rehetra ireny ... mivavaka aho mba tsy ho ianao no ho isan'ireo izay menatra mafy na hanenina be sy ho tezitra satria nieritreritra fa nanangona fiainana kinanjo ... fitaka.
simplex:
matetika ah no mieritreritra an'io fa matetika dia maneno koa ny kiboko. Dia azoko avy hatrany ny tiany lazaina hoe ndana @ zay less manao pause mikaly fa ny vatana tsy mba fanahy ah :P
==> Ka ianao anie izany efa nandre Azy niteny e! sady mazava be izany teniNy aminao izany : ny vatana tsy mba fanahy! Tahaka ny hamokisanao ny vatanao, aza avelanao ho faty noana ny fanahinao fa mitadiava ny sakafo sahaza ny fanahinao, sakafo izay tena mahavelona, mitondra fiadanana sy fifaliana ho anao. Fa izay mitady dia hahita, ary izay mangataka dia homena.
53. rzakarivola
(
07/09/2009 14:27)
ikaretsaka:
ny olona mifankatia tsy mifanisy condition izany...
"Tiava marina kokoa dia ataovy izay tianao atao" hoy ilay Olona izay
==> 1- "Ny Didiko dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo"
2- "Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny mahafoy ny ainy hamonjy ny sakaizany"
3- "Sakaizako ianareo raha mitandrina ny didiko"
54. rzakarivola
(
07/09/2009 14:30)
rakaroka:
"Mahazoa "fahalalana: mahazoa FAHENDRENA!" ary saiky tsy nosarahiny izany no naverimberiny!...
Donk ao anaty fikatsahana "Fiainana dia tsy SARAHINA @ izany ny fikatsahana fahalalana"
==> Marina izany, satria hoy i Jesoa "Ny fiainana mandrakizay dia ny fahafantarana an' Andriamanitra tokana sady marina, sy Jesoa Kristy izay nirahiny".
Dia hoy koa Izy ao @ Ohabolana : "Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahalalana" (commencement de la science).
Mbola i Jesoa ihany no manao hoe : "Tsy misy mahalala ny Zanaka afa-tsy ny Ray, ary tsy misy mahalala ny Ray afa-tsy ny Zanaka, sy izay tian'ny Zanaka ampahafantarina Azy"
55. rzakarivola
(
07/09/2009 15:07)
tsimiandravola:
tsapako fa mikorapaka ny mpino, satria mahalana vao mba misy sahy mitsotraa toy izao ataoko ka manohitra ankitsirano ny finoana kristiana indrindra fa ny gasy. Maheno ihany aho fa misy ny ATHEE gasy fa tsy mijoro ho fikambanana ,na militants fervents toy ny an\'ny Vazaha izy ireny.
==> Mety ho marina ihany fa mikoropaka ... fa tsy voatery ho ny eritreretinao. S\'il y a un combat que je trouve le plus ridicule, c\'est de combattre klkchose qu\'on est sûre qui n\'existe pas.
Ny fitiavan\' Andriamanitra manery ahy, manao fotsiny ihany izay asaina ataoko aho, izaho raha manome olona anankiray, dia tsy noho ny fahantran\'ilay olona, na noho ny fahamendrehany, fa noho ny baikon\'i Kristy izay henoko miteny @ foko ... Efa im-betsaka aho no sendra olona mpisoloky, mpamitaka, mpametsifetsy nangataka zavatra, tsy te hanome an\'ireny aho, saingy ny fitiavan\'i Kristy no nanery ahy foana ka nanomezako, fa izany rahateo ny fiainany, na dia fantany aza fa mpiatsara ivelatsihy ny ankamaroan\'ireo nilaza fa mpanara-dia azy, dia tsy nanakana azy hanatanteraka izay nasain\'ny Ray nataoNy izany. tsy takatr\'izay tsy mahalala Azy izany. Azonao vérifie-na ao anaty baiboly fa izany no tantaraNy. Ary azonao vérifiena eny @ olona izay tena mino Azy koa izany fa ho hitanao.
tsimiandravola:
Tsy matahotra ny afobe izay tsy misy aho.Ary ny ahafantarako fa tsy misy izany afobe izany dia satria ny Jehova (je dis bien:Jehova mais pas Dieu) niandohan\'izany aza tsy misy.
==> Raha ity ka ekena fa tsy i JEHOVAH no Andriamanitra, inona no porofo entinao ilazana fa tsy misy ny afobe araka ilay Andriamanitra inoanao ? Izaho koa taloha tsy nino ... tena teo @ toeranao aho, koa azoko tsara mihitsy ilay tsi-finoanao, fa izaho no nandre an\'i Jesosy namaly ny fanontaniako, ka izaho no adala indrindra raha tsy hino Azy.
tsimiandravola:
Tsy ny baiboly irery ihany koa no miteny zavatra azo ankatoavina.
==> I Jesoa dia i Jesoa irery ihany no ambaran\'ny Baiboly, @ fomba sy tantara sy fiteny maro samihafa. Ary tsy mbola nandre an\'i Jesoa niteny aho fa tsy misy zvt hafa azo ankatoavina ankoatra ny lalàn\'i Mosesy. Au contraire, niteny foana Izy hoe : mankatoava, minoa ... fa raha tsy mankato ianareo dia efa voaheloka.
tsimiandravola:
Au contraire ,ny baiboly dia mitahiry zava-maro tsy azo ankatoavina mihitsy (inceste, racisme, genocide, épuration ethnique, esclavage, intolérence réligieuse...), ny sasany ary tena mampihorin-koditra indrindra aza dia i Jehova no voalazan\'ny baiboly fa nanao azy. Rehefa tsy izy tenany dia ny olomboafidiny, indrindra indrindra ny kristiana nandritra izay siekla maro lasa izay. 5mbola hiverenantsika eto ny amin\'izy ireny fa aza matahotra.)
==> Averiko indray, i Jesoa no ambaran\'ny Baiboly, ary Izy no tenin\' Andriamanitra Velona. Izao ambaranao izao dia tena mampiseho miariary fa fitaratra ny Tenin\' Andriamanitra, mi-réfléter ny fiainan\'ny zanak\'olombelona ... tsy fiainan\'ny olombelona hitanao mandraka ankehitriny ve izany ? Saingy izany fiainana tsy-mpankato sy mahamenatra izany dia ezahin\'ny olona takotakonana @ ravin\'aviavy isan-karazany : fahazotoana mamonjy fivavahana, filozofia toa raitra, fifadiana maro isan-karazany, fampijalian-tena, fanaovana asa soa. Raha fintiniko dia hoe : à travers la bible, Jesus nous révéle combien désobéissant nous sommes ... et nous aurons à rendre compte de toutes nos désobéissances tôt ou tard.
tsimiandravola:
Ny zavatra atahorako mafy dia ny hihenan\'ny olona sahy mamaly ny fitorian\'ny mpino intsony ka ahazahoan\'izy ireo mahazo vahana hatrany. Ny rahalahiko izao ,azony ,dia lasa mpiandry,ary manahirana be ahy na ny miresaka aminy aza ,fa lasa donto loha be ary mitampimaso toa soavalimboatiry.
==> Inona no atahoranao raha mahazo vahana ny finoana an\'i Jesosy ? Mety ho karaha soavalim-boatiry ilay rahalahinao, mais si dans son coeur il croît en Jesus, il sait où il va, il connait quelle direction prendre ... il n\'est pas perdu au beau milieu de nul part, voyant tout et ne sachant quoi faire, sans assurance ni connaissance de ce qui attend le lendemain.
Ilàko tsiny ny teny farantsay fa hitako hoe mahalaza kokoa ny hevitra ireo, sady fantatro fa olona mahay tsara ny teny frantsay no iresahako eto.
tsimiandravola:
mbola tsy mendrika anao izany ny miresaka amin\'ny olo-mahiratra. Mieritreritra mantsy ianareo fa na dia misy aza ny tsy mety nataon\'i Ranavalona1, dia mora aminareo kristianina ny mamatratra any amin\'ny ny Fautes rehetra (Iverenontsika koa ny amin\'io ,fa amiko dia matimaty foana toy ny fatiqlqchose. ireo namoy ny ainy tery ampamarinana.
==> Tsifahazoana ny filazantsara no iantsoako an\'izao ... Ny tanjon\'ny finoana an\'i Jesoa dia ny hahazoan\'ny olona famelàna ny helony rehetra. Ny dikan\'izany, na dia izay fahotan-dRanavalona tsy nisy nahita (kanefa hitan\' Andriamanitra ary indray andro miseho mibaribary hitam-bahoaka), dia afaka avela sy diovina, ary izay no nampitaina t@ Malagasy. Koa ho ahy izay maty noho ny finoana an\'i Jesoa dia tsy very maina na maty momoka, fa nahazo tombony aza ireny, tsy manana ny fijaliana tsy maintsy hiaretan\'ireo izay mbola velona mino an\'i Jesoa. Tsy ny tsy mino ihany no manenjika, fa maro ny kristiana manenjika ny mpino an\'i Jesoa, kanefa izay ao @ i Jesoa dia manana ny hery sy ny fahendrena tsy hain\'iza na iza resena.
tsimiandravola:
Toa ohatran\'ny tezitra anie \'zany havako izany é!
==> Mety ho tezitra ihany aho indraindray, saingy tsy ny olona tahaka anao no mahatezitra ahy. Ny mahatezitra ahy dia izay milaza fa mino an\'i Jesoa kanefa mandà ny teniNy! Ary na tezitra aza aho, lehibe lavitra noho izaho ny fitiavan\' Andriamanitra.
tsimiandravola:
Peur sans Support tangible veut dire,sans motif valable. Aza manao Hors sujet e,.In no ifandraisan\'ilay resaka amin\'ny matoatoa sns
==> Tsy takatry ny olo-mahiratra ny fanoharana nataoko ? Maro ny oul matahotra matoatoa sy ozona, satria nahita sy niaina izy ireo ... ho an\'izay tsy mbola nahita sy nahatsapa dia \"sans preuve\" ny tahotr\'ireo olona ireo, fa tsy midika izany fa tsy misy ilay zavatra. Izaho koa fony mbola tsy nahafantatra dia tsy nino ny fisian\'ny afobe. Fa i Jesoa no mampianatra ahy hatahotra, tsy ny afobe, fa an\' Andriamanitra izay manana fahefana handefa any. Ary i Jesoa no inoako satria ananako preuve tangible ny fisiany, t@ fahenoako ny feony sy ny fiainako ao amiNy isanandro, azo vérifiena ao @ Baiboly. Fa izao, tena azonao antoka ve fa valable ny motifn\'ilay tahotrao (hoe sao dia lasa mahazo oul ny mpino an\'i Jesoa izay lazainao fa tsy marina sy tsy misy akory?)
tsimiandravola:
mbola tsy nandroso porofo firy momba ny tsy fahamarinan\'i Jesoa aho aloha hatreto.Mbola ho avy izany. Nilaza fotsiny aho hoe \"Tsy misy fitaka mihoatra ny ....finoana kristiana \"
==> Mety hanana porofo amam-polony na an-jatony ianao ny tsi-fahamarinan\'i Kristy araka ny anambaran\'ny Baiboly azy. Fa raha manana porofo ianao ilazànao fa tsy i Jesosy ilay namaly ahy rehefa nitaraina t@ foko rehetra aho, dia ento eto, dia asehoko anao kosa ny porofo avy aty amiko fa tena Izy tokoa no Izy.
tsimiandravola:
Avec des \"si\" ,on peut remplir des wagons. Ary tsy izao ve ilay diska efa goaka voalazan\'i mpisera iray etsy ambony e?
==> Oui, un wagon ne marche pas sans locomotive. Ilay nampiasako \"si\" dia tsy ho ahy fa ho anao tsy mino. Ho ahy dia marina io, fa ho anao dia sujet à re-réflexion ka ataoko hoe \"si\" ... pour quetu trouves la liaison avec Celui qui conduit vers la vie éternelle (qui est la connaissance de Dieu et de son envoyé Jesus Christ).
tsimiandravola:
Miala tsiny aloha fa hatory.Bonne nuit!
==> Bonne nuit koa @ anio indray
56. rzakarivola
(
07/09/2009 15:10)
ari.malala:
:-D in no idiran'ny A h14N1 @ resaka finoana sy fiainana ny fitiavana? aza miteniteny foana sy mampifandray zavatra tsisy ifandraisany hoa!
==> Ny fanoharana dia tsy ilay resahina fa natao mba hahazoana ilay resaka tiana ampitaina. Saika hanazava taminao aho saingy efa leo ahy ianao koa aleo i Jesosy no angatahiko hanazava aminao ... Ary Izy efa nilaza fa "na inona na inona angatahinareo @ anarako dia ho azonareo izany", ka inoako fa azoko ilay nangatahiko.
57. ikaretsaka
(
07/09/2009 15:48)
Tsy misy hidirany mihitsy tokoa aloha e..de zay "le aleo jesosy no...' izay le fialana bala sisa
58. Fody
(
07/09/2009 16:08)
Lazain'i tsimiandravola fa fitaka be vava ny finoana kristiana, lazainy fa :
tsimiandravola:
Miala tsiny fa diso be.Tsy athée aho ,fa Sceptique.Mety misy angamba ny Andriamanitra (Singulier na pluriel) fa tsy misy afaka milaza fa itsy no Atra na iroa.Ny zavatra azo porofoina fotsiny dia ity (ary n'iza n'iza dia afaka manaporofo an'izany):TSY NY ANDRIAMANITRY NY MONOTHEISTE NO ANDRIAMANITRA, tsy i JEHOVA no izy. Ary tsy i JESOA koa no izy.Tsy i MAHOMET,..Ary eo ny FITAKA bevava no mipetraka fa tsy aiza akory.
Ny mampalahelo dia maro no manampi-tsofina,manampi-maso..(..mba tsy ahitana amin'ny intelligence humaine ny fahamarinana) amin'ny alalan'ny obscurantisme mystique sy ny sophisme isankarazany.Vao manokatra baiboly fotsiny ianao dia tsapanao izany raha sokafanao ny masonao.
Voalohany: izahay kristiana rehetra eto dia samy milaza, ary sahy milaza aby fa ny Andriamanitra inoanany, Ray-Zanaka-Fanahy Masina dia tena Andriamanitra. Donc diso ny affirmation-nao.
Faharoa: omeo ny porofo na porofoy ny tsy maha Andriamanitra azy, sy ny maha fitaka be vava ny finoana kristiana.
Fahatelo:raha mino an'Andriamanitra tokoa anay dia tsy midika izay, fa tsy manana fomba fijery mivelatra akory.
Ianareo miezaka manda an'Andriamanitra no mikombona amin'ny boky sy ny hevitry ny mpanoratra iray na roa dia izay no vohizina etsy sy eroa.
59. tsimiandravola
(
07/09/2009 20:45)
Fody:Tsy boky roa tsy telo,fa maro,ary tsy ny an'ny AT ihany ,fa na ny an'ny mpivavaka aza.Jereo daholo itony adiresy itony.Ny fivavahana katolika koa anie novoizina tetsy sy teroa e.Amin'izay tsy vitan'ny novoizina tamin'ny fandriampahalemana fa natao tamin'ny ra mandriaka....
Ianareo miezaka manda an'Andriamanitra no mikombona amin'ny boky sy ny hevitry ny mpanoratra iray na roa dia izay no vohizina etsy sy eroa.
//librepensee72.over-blog.com/article-25652409.html
3w.rccg.org/
3w.topchretien.com/
3w.atheismeinternational.com/
3w.rationalisme.org/
//pagesperso-orange.fr/textes.histoire/Divers/Julien_2.htm
3w.fairelejour.org/
3w.anarkhia.org/index.php?op=edito
3w.ripostelaique.com/
//atheturk.free.fr/index.php?option=com_frontpage&Itemid=153
//pagesperso-orange.fr/daruc/index.htm
//remacle.org/
//librepenseefrance.ouvaton.org/
3w.anti-religion.net/
3w.pasteurweb.org/index.htm
3w.info-bible.org/lsg/INDEX.html
3w.biblegateway.com/
3w.bibliquest.com/
3w.libresansdieu.org/
3w.luigicascioli.eu/traduzioni/fr_1.htm
//atheisme.free.fr/
3w.atheisme.org/ingersoll.html
3w.bible.chez-alice.fr/
ETC etc
60. rakapy
(
08/09/2009 11:43)
Hoy Rzakarivola
Fa angaha tsy hoe izay sitraky ny fony ihany no ho tanteraka???
Eo dia efa misy contradictoire be ilay baiboly izay lazainao fa fahamarinana.
Ary Izy efa nilaza fa "na inona na inona angatahinareo @ anarako dia ho azonareo izany"Dia tena mino ve ianao fa ho azo izay rehetra angatahina aminy???? Sao dia efa ahodikodin'ny finoana ianao ry Rzaka???
Fa angaha tsy hoe izay sitraky ny fony ihany no ho tanteraka???
Eo dia efa misy contradictoire be ilay baiboly izay lazainao fa fahamarinana.
