Tsy misy fitaka mihoatra ny ....finoana kristiana

21. rakaroka ( 02/09/2009 19:55)
Miombo-pijery @ Tsimiandravola aho dans le sens hoe "MAMETRA" ny fijery sy
fiatrika ny fiainana ny fianinana (mianina) @ "angle" iray ftsn!
Ny VERITABLE BLEM @ izy ity dia 'zary Abahana be loatra ny Jesoa sy Atra sns,
koungefa notre vie en face demande plus que çà à vrai dire!
NAMPASIAKA ahy be koa izany t@ resaka navaliko ilay fikambanana tanora hoe 'ndeha hanompana ny fotoanany @ fitoriana, fandinihina baiboly sns!
Antony...tsy misy recherche d'embauche -na mpitory teny firy saiky manerana izao tontolo izao ary na any Madagascar aza! Je prefere hoe manomana misimisy kokoa ny fiatrehana ny "avenir"-ny eto an-tany koa ny ankizy sy ny tanora: Ary soa sy FITIAVANA indrindra "FITSIMBINANA azy ireny no ITENENANA!
(l) (l) (l)
22. ikaretsaka ( 02/09/2009 20:39)
soanja sy rakaroka> misy mahamarina ny anareo mirahavavy koa
23. rakaroka ( 02/09/2009 21:13)
Ika, Misy mahamarina hoy ianao!...
Ny FITAKA iray GOAVAM-BE koa anie dia ilay filaza hoe "mamelà ny helony fa tsy fantany izay nataony ! Tsss , 'za aloha tsy Jesoa ilay tokony inoanareo angamba fa... :roll: :-w :-w :-w :-$ 'zao Conseil d'une vraie Amie koa ity.
Raha tiana hanjary ny fiainana dia "ilaina indrindra koa ny fahafantarana ny
misy hafa indrindra ny loi de l'Univers hahafahana "Manjaka araka ilay hoe natao ho mpanjakan'ny voahary. Ka tsy voasoratra ao anaty baiboly aby hany izany fa karohina @ fahaizana MITSIKARAKA aty ivelan'ny baiboly!
24. ikaretsaka ( 02/09/2009 21:34)
mety isy hevitra ambadika koa ao ambadiky ilay "mamela ny helony: rakaroka.. aza anontaniana hoe inona?... fa tsy haiko.... saingy inoako kosa hoe misy antony (ao raha) matoa lery niteny an'io

izay no hanaovako etoana foana ny olona ato hoe vakio diniho sy halalaino na fara faharatsiny jereo ny ataon'ireo nandinika fa aza faly mitsimpona sy manao diska goaka sy mitatitra film efa nande eto fotsiny...

Tadidio fa olomasina iray nikaon-doa t@ fandrafetana ny baiboly aza nivaky vava nony farany nanao hoe
Je crains l'homme d'un seul livre (St Thomas D'Aquin)
25. cutie ( 02/09/2009 21:49)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 02-09-2009 23:13:21
Lohateny : Re : Tsy misy fitaka mihoatra ny ....finoana kristiana
Ika, Misy mahamarina hoy ianao!...
Ny FITAKA iray GOAVAM-BE koa anie dia ilay filaza hoe "mamelà ny helony fa tsy fantany izay nataony ! Tsss , 'za aloha tsy Jesoa ilay tokony inoanareo angamba fa... 'zao Conseil d'une vraie Amie koa ity.
Raha tiana hanjary ny fiainana dia "ilaina indrindra koa ny fahafantarana ny
misy hafa indrindra ny loi de l'Univers hahafahana "Manjaka araka ilay hoe natao ho mpanjakan'ny voahary. Ka tsy voasoratra ao anaty baiboly aby hany izany fa karohina @ fahaizana MITSIKARAKA aty ivelan'ny baiboly!

ka refa be finoana le oul iray tena tsy azo ahodina mitsy koa, mifikitra @ azy eo ihany fa tsy mahalala ny havia sy havanana tsony :-D :-D :-D
26. tsimiandravola ( 02/09/2009 21:50)
Simplex:
Ny lojika izany dia hoe aleo mipetraka @ "safe side", na malina aza mifehy hazo tokana. Raha mino toi, mety mba ho any @ ilay paradisa raha misy tokoa izany. Raha tsy misy moa dia efa tsy misy raha teo ka.

Ikaretsaka:
Mitovy fijery @ simplex.... ary alain lety foana ny isnpiraka an...mba amelao kely za

Soanja:
Marina tokoa izany. Tsy ifanomezantsiny anefa izany satria NY TAHOTRA no nasesika voalohany tao an-tsain'izy ireo ka na mba te hanokatra maso aza izy ireo dia tonga ao an-tsaina ihany ilay resaka hoe " aleo asiana aro fanina" zany hoe ilay aro fanina izany tsy zavatra miainga avy ao amin'ny fo, mijery mahatsapa fa ny tahotra no mameno azy.


Ho anareo telo mianadahy,na mirahavavy dia ataoko fa iaraha-mahita izao fa misy hevi-dehibe mivoitra eo amin'ny voalazanareo, dia ny TAHOTRA.Ary tsy ianareo ihany no ianjadian'ny tahotra fa maro.Izany rahateo no nahatonga ilay fitenenana hoe "évangile de la peur" ,izay arentin'ny mpitondra fivavahana "classique".Io evangile de la peur io nefa taty aoriana dia nosarontsaronana tamin'ny "evangile de l'amour" (question de marketing svp).Rehefa matahotra mantsy ny olona ,ary rehefa ao anaty "doute",dia mora kokoa ny manjaka eo amin'ny psychisme-ny.( Entre parenthèse fa rehefa mahantra sy mandohalika amin'ny tany koa isika gasy dia mora ho an'ny frantsay ny miverina indray ao andamosin'ireo vieux crocodiles).Mazava loatra fa efa nandritra ny siekla maro no namolavolana ny kristianisma mba ho fitaovana mahomby tokoa eo amin'izany fandementsaina izany,ary namerezantsika ny soatoavintsika manokana marobe mihitsy aza.Raisiko ohatra fotsiny izao ny hoe "Sambatra izay simple d'esprit...raha tsy toy ny zaza ianareo dia tsy ho...Je considère toutes choses comme des ordures devant l'exellence de la connaissance de Jésus Christ...."

Ka raha iverenako ny momba ilay "tahotra " dia saika tapa-tsinay mihitsy aho mandinika ny "irrationalité" asehotsika olombelona.Tsy manome tsiny aho na maneso an, raha manao izany aho dia mandrora mitsilany ihany satria aho tao no niala.

"Irrationel" satria tsy misy support tangible ilay tahotra.Raha izany anefa no ifotorana dia afaka mandainga aminao daholo izany izay te handainga rehetra.Tsy mahagaga raha mamokatra be ilay chaines de lettres assorties de bénédictions ou de malédictions.Firifiry akory no tonga any amin'ny Mail-tsika rehetra ireny .Firifiry ihany koa ireo voalaza fa olo-masina hatramin'izay naha kristiana ny kristiana izay: Izy ireny anefa dia matetika mamorona "bobard" fotsiny ny ankamaroany.Dia ireny no voatery inoan'ny kristiana satria SAO DIA MARINA.

Io no tonga amin'ilay tenin-kira hoe "Alao aloha mibaosy na ho any na tsy ho any".Raha misy moa ny paradisa dia mety ho lasa any isika, raha tsy misy dia efa tsisy izany kouh (cf Simplex).Kanefa ny andro efa lany,ny energie efa lany,ny firenena hadino,ny fianakaviana hadino,...Ny tenda efa maina nanaovana fitoriana,ny soatoavin'ny tena natakalo ny an'ny vazaha, ny famadihana efa tsy natao intsony(indrindra ny any amin'ny ankabeazan'ny protestants sy evangéliques...)

Avelako eo aloha.
Simplex:

Tsy voatery mivavaka mintsy koa ary. Fa raha ohatra ka mahatsapa toi fa misy zavatra tsy voazava na hoe misy possibilite hoe misy etre ambony noho ny ambony mety afaka nanao an'zao. Raha mihaino ahy izy, in no mba ho lazaiko azy?

mazava ve?
Tsy izaho ry Simplex no hiala tsiny aminy a.Izy no hiala tsiny amiko ka hanao amiko hoe:
Ecoutes, mon ami,je sais qu'il était très difficile pour toi de comprendre ce que je devais dire,étant donné qu'il y avait énormement de voix discordantes sur la planete de ton vivant.Maintenant,je vais tout t'expliquer pour éviter tout malentendu.

Fa tsy mino mihitsy aho fa i Jehova no afaka hiteny toy izany.

Mazava ve?



27. ikaretsaka ( 02/09/2009 22:05)
ny olona mihitsy ry tsimiandra no mila "safe side" na "securite" blanket an fa tsy s handeha seul izany mihitsy na iza na iza.. mody hoe je marcheuuuu seul fa inona akory... mila reference, mila zavatra hifampitahana, mila zavatra ifaharana na azo antoka iny na tsy azo .. na ianao io aza
ny sasnay finoana io zavatra io ..ny sasany sience.. ny sasany tsy haiko fa na tiana na tsy tiana de misy zavatra kely ataony foana mba haha "busy" azy raolombelona (na misalaka tanana aza =busy)

ao anatin'ny maha olona antsika mihitsy io hoe "atao ny zavatra 1 na ho any na tsy ho any na misy na tsisy ny vokany iny zavatra iny " na mandany energie io na tsy mandany dia atao... vita ka nilaina moa tant mieux.. tsy vita de tant pis....

ny antony.. tsy fantatro.... ary tsy ho fantatro na ezahiko fantarina aza fa ataoko mba haha safe anahy

io le "keep busy...u never know e" :wink:
28. cutie ( 02/09/2009 22:12)
ekeko koa le resaka securite eto :)
29. ari.malala ( 03/09/2009 07:14)
Tsy mahagaga raha mamokatra be ilay chaines de lettres assorties de bénédictions ou de malédictions.Firifiry akory no tonga any amin'ny Mail-tsika rehetra ireny
tsy mamokatra amiko aloha e! hoahy raha tena resaka fitahiana marina tsy ampiana condition, satria ny tena fitiavana tsy manisy condition. Ny tiko tenenina d @ faran'ireny chaines ireny mants mis foana hoe raha tsm enatra ny evanjely d aparitaho, ouziz Jesoa hoe ze menatra ahy d blablabla, k tsy hoe refa tsmandefa ireny chaines ireny akory d menatra an'i Jesoa na mandà azy fa io d Izy rery no mahalala hoe menatra ity oul ty na manaiky ty oul ty na zao ty oul ty.
30. rzakarivola ( 03/09/2009 09:03)
simplex:
Satria mbola tsisy ol jokotra,niverina avy any hoe otran'zao no tena fandehany. Na nisy aza, tsy afaka nanaprofo.

==> Fa i Jesoa Kristy efa tany @ fiainan-tsy hita, dia nitsangana t@ maty t@ andro fahatelo, ary Izy no manambara ny zavatra any, na dia fony Izy mbola tsy maty aza dia efa nampianatra momba an'izany mazava. Sa i simplex misalasala ny @i Jesoa Kristy ?

simplex:
Ny lojika izany dia hoe aleo mipetraka @ "safe side", na malina aza mifehy hazo tokana. Raha mino toi, mety mba ho any @ ilay paradisa raha misy tokoa izany. Raha tsy misy moa dia efa tsy misy raha teo ka.

==> Tena tahaka ity mihitsy no raisonnement-ko fony aho mbola tsy nandre an'i Jesoa Kristy.

simplex:
Ny difference @ agnostika sy ny ol mpino (Xana, bodista, hinduista,...) indray dia ireo mpino manana besoin hanaraka ideolojia iray, hanaraka rituelle sy ny hoe hande hivavaka isak'alahady na andro hafa. Zany hoe manana besoin hanao tro be loatra an'le fanompoana le mpino.

==> Inn no mari-pandrefesana handrefesan'i simplex an'ilay hoe "trop be loatra" ?

simplex:
Tsy voatery mandrotsaka rakitra ihany koa. Raha mahita clochard eny andalana dia iny tonga dia omena vola na sakafo na akanjo.

==> Samy manana ny antony androtsahany rakitra aloha ny oul e, misy menatra, misy mieritreritra hoe volan' Andriamanitra, .... sns, ny an'i simplex inona ?

simplex:
Tsy voatery mivavaka mintsy koa ary. Fa raha ohatra ka mahatsapa toi fa misy zavatra tsy voazava na hoe misy possibilite hoe misy etre ambony noho ny ambony mety afaka nanao an'zao. Raha mihaino ahy izy, in no mba ho lazaiko azy?

==> Ary efa noeritreretin'i simplex koa ve ny hoe : "inona no lazaiNy amiko?"
31. rzakarivola ( 03/09/2009 11:41)
soanja:
Tsy ifanomezantsiny anefa izany satria NY TAHOTRA no nasesika voalohany tao an-tsain'izy ireo ka na mba te hanokatra maso aza izy ireo dia tonga ao an-tsaina ihany ilay resaka hoe " aleo asiana aro fanina" zany hoe ilay aro fanina izany tsy zavatra miainga avy ao amin'ny fo, mijery mahatsapa fa ny tahotra no mameno azy.

==> Ianao toa milaza manana an'i Jesoa,
1- ahoana ny hevitrao momba ilay tenin'i Jesoa hoe : "Ne craignez donc pas ceux qui peuvent tuer le corps, mais qui n'ont pas le pouvoir de faire mourir l'âme. Craignez plutôt celui qui peut vous faire périr corps et âme dans l'enfer." [Mathieu 10:28]
2- Maro ny aretina malaza, fa tato ho ato izao dia miparitaka be ny momba ny H1N1 ... tsy tokony hatahotra ve? Tsy tokony handray fepetra ve ? Rehefa miaina @ fitiavana (araka ilay fiteninao eto) ve ianao dia azo antoka fa na gripa tsotra aza tsy hahavoa anao ?
32. rzakarivola ( 03/09/2009 11:46)
rakaroka:
... dans le sens hoe "MAMETRA" ny fijery sy
fiatrika ny fiainana ... Ny VERITABLE BLEM @ izy ity dia 'zary Abahana be loatra ny Jesoa sy Atra sns, koungefa notre vie en face demande plus que çà à vrai dire! ... Je prefere hoe manomana misimisy kokoa ny fiatrehana ny "avenir"-ny eto an-tany koa ny ankizy sy ny tanora: Ary soa sy FITIAVANA indrindra "FITSIMBINANA azy ireny no ITENENANA!

==> Somary fanina aho, izay milaza sy manomana ho avy @ fiainana mandrakizay ve no mametra ny fomba fijery sa izay te hivelatra "fotsiny" @ eto an-tany efa fantatra fa fandalovana sy voafetra ?

Aminao izany ny resaka Jesoa sy Andriamanitra de loin moins que ce qu'il faut (raha azoko tsara). Ho ahy, En Dieu, par Jesus Christ, j'ai tout. Fahitako iny, fiainako iny, fa tsy manery anao aho akory hanaiky izany, fa mitaona anao hitsara marina sy hamerina handinika tsara ny hevitrao rehetra ary hampitaha izany @ fiainanao.
33. rzakarivola ( 03/09/2009 11:50)
rakaroka:
Ny FITAKA iray GOAVAM-BE koa anie dia ilay filaza hoe "mamelà ny helony fa tsy fantany izay nataony ! Tsss , 'za aloha tsy Jesoa ilay tokony inoanareo angamba fa... :roll: :-w :-w :-w :-$ 'zao Conseil d'une vraie Amie koa ity.

==> Azoko inoana ihany fa tena namana mikatsaka izay hahasoa ianao eto an-tany, saingy aorian'ny eto an-tany, i Jesosy ihany no afaka ho namako mandrakizay, à condition ka namany dieny ety.


rakaroka:
Raha tiana hanjary ny fiainana dia "ilaina indrindra koa ny fahafantarana ny misy hafa indrindra ny loi de l'Univers hahafahana "Manjaka araka ilay hoe natao ho mpanjakan'ny voahary. Ka tsy voasoratra ao anaty baiboly aby hany izany fa karohina @ fahaizana MITSIKARAKA aty ivelan'ny baiboly!

==> Tia hanontany zavatra aminao aho :
1- Iza no azo antoka indrindra hahalala marina ny loi(s) de l'Univers ?
2- Aiza koa no misy boky milaza fa ny olombelona dia noforonina ho mpanjakan'ny zava-boahary?
3- Efa hainao tanteraka ve ny Baiboly ka mahatonga anao hitsikaraka @ hafa @izay ?
34. rzakarivola ( 03/09/2009 12:01)
[quote=cutie]
[quote] 'zao Conseil d'une vraie Amie koa ity.
Raha tiana hanjary ny fiainana dia "ilaina indrindra koa ny fahafantarana ny
misy hafa indrindra ny loi de l'Univers hahafahana "Manjaka araka ilay hoe natao ho mpanjakan'ny voahary. Ka tsy voasoratra ao anaty baiboly aby hany izany fa karohina @ fahaizana MITSIKARAKA aty ivelan'ny baiboly!

ka refa be finoana le oul iray tena tsy azo ahodina mitsy koa, mifikitra @ azy eo ihany fa tsy mahalala ny havia sy havanana tsony :-D :-D :-D

==> Ilay oul mino zvt bedabe ankoatra ny baiboly ve io teneninao hoe mitazona ny azy ary tsy mahalala ny havia sy havanana ?
35. rzakarivola ( 03/09/2009 12:06)
ikaretsaka:
mety isy hevitra ambadika koa ao ambadiky ilay "mamela ny helony: rakaroka.. aza anontaniana hoe inona?... fa tsy haiko.... saingy inoako kosa hoe misy antony (ao raha) matoa lery niteny an'io

==> Conseil d'ami ity : anontanio Izy ny dikan'io zavatra noteneniNy io, dia hahafantatra ianao, raha tsy izany, dia ho fongana hatr@izay finoana anananao aza.

ikaretsaka:
izay no hanaovako etoana foana ny olona ato hoe vakio diniho sy halalaino na fara faharatsiny jereo ny ataon'ireo nandinika fa aza faly mitsimpona sy manao diska goaka sy mitatitra film efa nande eto fotsiny...

==> Mety ho possible hoe misy amin'ireto mpandefa hafatra eto @ serasera izay tsy mitovy hevitra aminao ve hoe nandinika izy ireo vao niteny ? Sa azo antoka fa diska goaka?
Amiko ianao na dia manohan-kevitra @ citations sasantsasany aza eto dia inoako fa efa nodinihinao ireny, ary na dia averinao aza ireo dia tsy diska goaka mihitsy, na film efa nandeha, fa resy lahatra ny amin'ilay izy ianao.

ikaretsaka:
Tadidio fa olomasina iray nikaon-doa t@ fandrafetana ny baiboly aza nivaky vava nony farany nanao hoe
Je crains l'homme d'un seul livre (St Thomas D'Aquin)

==> sao dia mba tsy "crains" no tiany tenenina fa hoe "respecte" ? Toa tsy ao anaty vocabulaire-nareo mantsy izany craintes izany.
36. xxx ( 03/09/2009 12:27)
tsimiandravola:

niryna tatsy ambadika:
Inona no efa nitranga taminareo ,ny ahy izany an ....!
Mety misy namana efa nisy zavatra nitranga taminao angamba ...
Ny ahy indray izany dia tsy dia tena hoe zava-dehibe akory fa mba nahavariana ahy fotsiny ilay fomba ataon'ny olona andresena lahatra anao amin'ny lainga toa nitombona kanefa tena fitaka.
......Nony tonga tany an-trano koa izahay ity, dia nosokafana ilay fonony fa hoe tonga dia ambolena.Inona no teo,tsy nisy fakany na iray aza.Ireo notenenina hoe atao ao anatin'ny rano dia hoe hisy fakany rehefa herinandro mahery,nasiso be ary nariana fotsiny.
Aza mieritreritra isika fa ho faty antoka amin'ny fitapitaka madinika.Na dia maro aza ireny dia antenaina fa tsy manindroa matetika loatra.Fa ny tena loza dia ilay fitaka be vava izay mandany ny andron'ny "citoyen":tsy inona izany fa ny finoana.Lany ao amin'ny finoana fotsiny ny energie rehetra ,ny harena sns...dia ry Mahiol no manana 4x4 miisa maherin'ny 70, ohatra fotsiny io fa mbola aiza ny harenan'dry zareo atsy firenen-kely tsy tononina aty Italia atsy!

Ny ahy aloha dia izany no fitaka mba tena tsy matiko lolo ,ary tena mifandraika mihitsy anmin'io filazan'i Niryna azy io manao hoe:

"fa mba nahavariana ahy fotsiny ilay fomba ataon'ny olona andresena lahatra anao amin'ny lainga toa nitombona kanefa tena fitaka."

Ny nahasamihafa azy fotsiny dia tsy variana fotsiny aho donafako mihitsy fa dia ialan-tsiny.


Ka io notokony handalovana dia izay ! ampy io!!!!

37. rzakarivola ( 03/09/2009 12:41)
tsimiandravola:
Ho anareo telo mianadahy,na mirahavavy dia ataoko fa iaraha-mahita izao fa misy hevi-dehibe mivoitra eo amin\'ny voalazanareo, dia ny TAHOTRA. ... \"évangile de la peur\", ... \"classique\". ... \"evangile de l\'amour\" (question de marketing svp). Rehefa matahotra mantsy ny olona ,ary rehefa ao anaty \"doute\",dia mora kokoa ny manjaka eo amin\'ny psychisme-ny.

==> Ianao izany izao tsy matahotra intsony ? Raha eny, inona no olanao mankato izay ambaran\'ny Baiboly, tsy hifaninanana @ireo antsoina hoe katahotra ? Sao d mba matahotra ianao sao d marina ihany ny azy ?


tsimiandravola:
Mazava loatra fa efa nandritra ny siekla maro no namolavolana ny kristianisma mba ho fitaovana mahomby tokoa eo amin\'izany fandementsaina izany, ary namerezantsika ny soatoavintsika manokana marobe mihitsy aza.

==> Tsy haiko ilay soatoavintsika simba noho ny kristianisme lazainao. Fa izaho miteny hoe, raha nino ny anatry ny razany ny Malagasy, raha tena tao am-pony marina izany soatoavina izany : fihavanana, tsongoa fon-tena tsongoa fon\'olona, dia ho toy ny rano natondraka an-damosin-ganagana izay tetika fampisaraham-bazana nataon\'ny vazaha rehetra (dont le racisme ouz le prof d\'histoire nay izay)!


tsimiandravola:
Ka raha iverenako ny momba ilay \"tahotra \" dia saika tapa-tsinay mihitsy aho mandinika ny \"irrationalité\" asehotsika olombelona. Tsy manome tsiny aho na maneso an, raha manao izany aho dia mandrora mitsilany ihany satria aho tao no niala.

==> Fantatrao fa mandrora mitsilany kanefa mbola ataonao ihany ?


tsimiandravola:
\"Irrationel\" satria tsy misy support tangible ilay tahotra.

==> Mahagaga izany, ny fahafatesana, ny matoatoa, ny ozon\'ny razana, ny tsiny, \"aleo enjehin\'ny omby masiaka toy izay enjehin\'ny eritreritra\", \"aleo mifanena @ mpamosavy toy izay mifanena @ mpandainga\" ... tahotra efa nisy nialoha ny fivavahana kristiana daholo izany raha tsy diso aho. Sa irrationnel koa ireo razana hatrizay ? Ary ianao ve tsy matahotra na inona na inona ?

tsimiandravola:
Raha izany anefa no ifotorana dia afaka mandainga aminao daholo izany izay te handainga rehetra.

==> Dia kotio koa fa mety ho lainga izao zavatra izingizininao izao.

tsimiandravola:
Tsy mahagaga raha mamokatra be ilay chaines de lettres assorties de bénédictions ou de malédictions. ... . Dia ireny no voatery inoan\'ny kristiana satria SAO DIA MARINA.

==> Maro tokoa ny kristiana no mino izao rehetra. Fa tsy porofo ampy ilazana izany fa tsy marina i Jesoa Kristy (hoe Zanak\' Andriamanitra Velona, Tenin\'Andriamanitra tonga nofo, Ray mandrakizay, YAHVEH Mpamonjy).

tsimiandravola:
Kanefa ny andro efa lany, ny energie efa lany, ny firenena hadino, ny fianakaviana hadino, ...Ny tenda efa maina nanaovana fitoriana,

==> Eto izao no ahitako fitaka be, ny finoana marina an\'i Kristy mahatonga ny mpino hikarakara be kokoa ny fianakaviana, hanasoa be ny firenena, ary ny énergie sy fotoana lany dia omena sy onerana fifaliana be no sady misy source d\'énergie vaovao foana raha ilaina izany, ny tenda na maina aza manana ny hanamandoana azy foana ... Mal interprétation no iantsoako an\'ireo, ary izaho dia isan\'ireo izay nandray vilana koa taloha.

tsimiandravola:
ny soatoavin\'ny tena natakalo ny an\'ny vazaha, ny famadihana efa tsy natao intsony (indrindra ny any amin\'ny ankabeazan\'ny protestants sy evangéliques...)

==> Safidin\'ny olona ny manakalo ny soatoaviny @ an\'ny vazaha, tsy misy idiran\'ny finoana kristiana mihitsy izany. Mba tiako faritanao mihitsy ilay hoe soatoavina eto, na fomba fitafy, na fomba fiteny, na fomba fiaina mantsy raha ny fahalalako azy dia soatoavina daholo, ka tsy ny finoana kristiana mihitsy no nanery ny lehilahy hanao pataloha, na ny vehivavy hanao jupe ... ny serviettes hygiéniques au lieu de sadika ... Ny tena tsy azoko dia ilay resaka famadihana, hambom-po ve ny anao sa misy fitahiana azo @ le famadihana sa ozona raha toa tsy tanterahina ?

tsimiandravola:
Tsy izaho ry Simplex no hiala tsiny aminy a. Izy no hiala tsiny amiko ka hanao amiko hoe: ...

==> Tsy izay manana tsiny eo ambony lohany ve no miala tsiny ? Ianao izany tsy manan-tsiny fa Izy no manana raha izany teninao izany. Ampitahaiko @ ilay zanako 7 volana midongy sy mitomany fatratra rehefa tsy omena azy ilay zavatra mahafaty azy, aminy dia izaho mikarakara azy sy miresaka mitambitamby aminy ary mamelona azy no manan-tsiny.
Nefa tsy nampaninona an\' Andriamanitra noho ny fitiavaNy ny nandray ny tsiny rehetra, hahafaka ny tsinin\'ny olombelona rehetra.

tsimiandravola:
... Ecoutes, mon ami, je sais qu\'il était très difficile pour toi de comprendre ce que je devais dire, étant donné qu\'il y avait énormement de voix discordantes sur la planete de ton vivant. Maintenant, je vais tout t\'expliquer pour éviter tout malentendu.

==> Et si en fait, IL est déjà venu sur Terre pour te le dire, te le prouver, jusqu\'à se donner en spectacle à la mort ? Oui, c\'est pour celà que Dieu est venu en Jesus, pour étre \"la lumière du monde\", pour nous faire connaître nous-méme, Dieu et sa volonté.

tsimiandravola:
Fa tsy mino mihitsy aho fa i Jehova no afaka hiteny toy izany.

==> Ka inona moa no azon\' Andriamanitra atao amin\'izany ? Ianao aza kay tonga dia mametra fa tsy misy ary tsy afaka hanao an\'izany ilay Jehovah ko!
38. rzakarivola ( 03/09/2009 12:42)
ari.malala:
satria ny tena fitiavana tsy manisy condition.

==> Ny olona tia kosa aloha tsy mba manisy condition e! Fa ny olona tiavina no mametraka condition hahatanteraka ny fitiavana aminy : hanaiky izy sa tsia.
39. cutie ( 03/09/2009 12:45)
Voalaza teo :

ka refa be finoana le oul iray tena tsy azo ahodina mitsy koa, mifikitra @ azy eo ihany fa tsy mahalala ny havia sy havanana tsony


==> Ilay oul mino zvt bedabe ankoatra ny baiboly ve io teneninao hoe mitazona ny azy ary tsy mahalala ny havia sy havanana ?

non ny contraire an'zay ka :-D
40. ari.malala ( 03/09/2009 13:22)
2- Maro ny aretina malaza, fa tato ho ato izao dia miparitaka be ny momba ny H1N1 ... tsy tokony hatahotra ve? Tsy tokony handray fepetra ve ? Rehefa miaina @ fitiavana (araka ilay fiteninao eto) ve ianao dia azo antoka fa na gripa tsotra aza tsy hahavoa anao ?
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D in no idiran'ny A h14N1 @ resaka finoana sy fiainana ny fitiavana? aza miteniteny foana sy mampifandray zavatra tsisy ifandraisany hoa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091