demonstration de force an'i tgv dem1 eny mahamasina

1. zoam ( 01/09/2009 19:09)
tena kivy tgv e,saika hanao manifs eo kianjan'ny mahamasina rahampitso dia matahotra ny tsy ahazo kil dia hoe atao ao kianja mitafo ny mahamasina,nefa mbola matahotra ihany soa tsy feno io kianja io dia hoe atao eny ambohitsorohitra indray t@ ora farany.Izay ilay tenin'i Ravalomanana hoe tsapao aloha ny herinao ,ankehitriny efa hitan'i tgv ny heriny dia naleony natao ao ambohitsorohitra le izy na dia naniry fantratra ny ahafeno an'i mahamasina aza mba hanehoana fa mbola misy vahoaka manaraka. :-D :-D :-D
novalian'i pikatti ny 03/09/2009 07:00
2. Noue ( 01/09/2009 19:36)
ary t@ tao kianjan'mahamasina, vao tonga ny tgv dia lasa daholo ny olona ? toa oainina be ry zareo ee! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. vitamatavy ( 01/09/2009 20:05)
lany volan'i tgv hividianana foza orana eny ambany toerana dia aleo aloha ho eny ambohitsorohatra no atao na dia zone rouge aza e
4. fijo ( 01/09/2009 22:02)
izao vao tonga ka tsy maharaka vaovao mihintsy.fa namaky midi aho teo,de misy akaman'ny tgv manome tsiny an'i monja.
i pety sy ny minisitra koa mifamely,de samy manao izay tiany e
5. Veloo ( 02/09/2009 03:13)
miady an-trano sisa no azo atao e :D :evil:
6. michouh ( 02/09/2009 07:21)
amiko aloha dia tiam-bahoaka ny TGV satria tsy tonga ho azy akory izao zava-misy izao. Na ho betsaka na ho vitsy ny olona ho tonga eny Mahamasina dia tiam-bahoaka izy ireo fa ireto mouvances sasany no mikaroka hevitra haminganana azy. Ny mouvances Ravalo aloha tsy ekena intsony, tsy misy olona matoky ireo intsony raha tsy ny pro-Ravalo very seza sy fihinanana niaraka taminy. Ny mouvances Ratsiraka sy Zafy indray tsy dia asiako resaka loatra satria amiko dia olona afaka mandanjalanja tsara ireo.
Mirary soa ho an'ny TGV.
7. Bazily ( 02/09/2009 07:26)
amiko aloha dia tiam-bahoaka ny TGV
:-D :-D :-D Marina izany ry michouh ah! Fa alefaso eo ange ny tena fifdianana fa tonga dia KO iny.
8. michouh ( 02/09/2009 07:37)
iarahantsika mahita eo fa samy miandry io fifidianana io isika.
9. Bazily ( 02/09/2009 07:45)
Ny mety aminy dia mijaona hatreo @ teteza-mita ihany fa tsy tokony ho maika mirotsaka kandidà aloha. Raha @ mandat aorian'io fifidianana voalohany hatao io izy no mirotsaka dia poinsa fa raha ay dia hirotsaka, tsy ho lany eo raha tsy hividy vato @ basy angaha.
10. TWING ( 02/09/2009 08:18)
hita eo e
11. vitamatavy ( 02/09/2009 09:59)
michouh:

amiko aloha dia tiam-bahoaka ny TGV satria tsy tonga ho azy akory izao zava-misy izao. Na ho betsaka na ho vitsy ny olona ho tonga eny Mahamasina dia tiam-bahoaka izy ireo fa ireto mouvances sasany no mikaroka hevitra haminganana azy. Ny mouvances Ravalo aloha tsy ekena intsony, tsy misy olona matoky ireo intsony raha tsy ny pro-Ravalo very seza sy fihinanana niaraka taminy. Ny mouvances Ratsiraka sy Zafy indray tsy dia asiako resaka loatra satria amiko dia olona afaka mandanjalanja tsara ireo.
Mirary soa ho an'ny TGV.

tena vahoaka be mihitsy no ao ambadik'i tgv ,efa hitantsika t@ ireny manifs nataony teo @ 13mai ireny e

:-D :-D :-D
12. pikatti ( 02/09/2009 11:48)
amiko aloha dia tiam-bahoaka ny TGV satria tsy tonga ho azy akory izao zava-misy izao. Na ho betsaka na ho vitsy ny olona ho tonga eny Mahamasina dia tiam-bahoaka izy

Tena efa jamba ve nareo no tsy mahita zao vahoaka tsy faly eran'ny tanàna zao sa minià tsy mijery

tena vahoaka be mihitsy no ao ambadik'i tgv ,efa hitantsika t@ ireny manifs nataony teo @ 13mai ireny e

:-D :-D :-D
13. vitamatavy ( 02/09/2009 13:00)
3000 ve tsy efa vahoka be e :-D :-D :-D
14. xxx ( 02/09/2009 14:45)
matahotra ny tsy ahazo olona na dia te hanao demostration hoe mbola be pokina dia natao teny ambohitrohira ,izany no aina ka te hanao aminy eo =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
15. fijo ( 02/09/2009 20:11)
nisy fotoana aloha,tena tiann'y vahoaka ny tgv,fa izao,sahiko ny milaza,fa ny minono sisa mbola momba azy
16. pikatti ( 02/09/2009 21:21)
sahiko ny milaza,fa ny minono sisa mbola momba azy

wiwi mpinono sisa manohana ao é,i rapaty efa niala i bazylou koa , ikidoro,i essera na i salopard aza fa le mpinono dé voky rononon'ny bandy eo foana :-D :-D :-D
17. zoam ( 02/09/2009 21:47)
mamaly mafy ny mpisera ato indray ialahy ry pikatti an
18. pink ( 02/09/2009 22:02)
fijo:

nisy fotoana aloha,tena tiann'y vahoaka ny tgv,fa izao,sahiko ny milaza,fa ny minono sisa mbola momba azy


minono inona ary izany .? ambony sa ambany
:?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:
19. zoam ( 02/09/2009 22:11)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=17386
efa manomboka miseho koa ny toetra ratsy ataon'ny fis (front islamique de salut)
20. pikatti ( 03/09/2009 07:00)
mamaly mafy ny mpisera ato indray ialahy ry pikatti an
;-) :-D :-D :-D

slt less zoam ,ty ndray le voalazan'ilay Cle Ravalomanana tao @ midi-madagascar

Il ne faut jamais perdre de vue que la FIS est rattachée à la Présidence. Les deux (emmo)responsables ont comme titre Conseiller Spécial du Président.


président bis klé ter mintsiny ary:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421