tonga ihany en fin PPN nafarana avy any arabie saoudite

1. vitamatavy ( 01/09/2009 15:02)
hany mba promesse tokana tanteraka jusqu'a maintenant dia hoe hivarotra vary 2500fmg,saingy indrisy hay vary nangalarina tsy misy mason karenena ve no mba nampananantenaina ny vahoaka nefa le vary aza tsy ampy akory ,vita matavy indray ny fanan'ny ra8 e
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 20:42
2. pikatti ( 01/09/2009 15:26)
saingy indrisy hay vary nangalarina tsy misy mason karenena
=)) =)) mba manao cotisation anie hono ry lerony mba handehanan'i wiwi any @ cyber é ha ha ha
3. Veloo ( 02/09/2009 03:17)
inn zany PPN?
4. terrywui ( 02/09/2009 16:10)
vita matavy indray ny fanan'ny ra8 e


fananambahoaka nosokiany ihany ireo ka aleo hiverina amin'ny vahoaka ee!!!! firy miliara tokoa moa zay vola nopehany talohan'ny nitsoahany zay !! zao lery mody gisa be otran'ny tsy nangalatra sady mbola be fitetika be mbola hiverina eo amn Prezida ony ! tongava e! tongava fa miandry ny olona sy ny vahoaka !! bebe ihany zay olona nalatsak'ingah aina zay ka mila ny fiverenangah ny vahoaka ! midira ! mandrosoa ry mpanaraton'nyn jesoa ! midira ry mpanarato a!!mandroso ooo !!!!
5. pikatti ( 02/09/2009 20:42)
bebe ihany zay olona nalatsak'i Andry aina aina zay ka mila ny fiverenangah ny vahoaka ! midira ! mandrosoa ry mpanaraton'nyn jesoa ! midira ry mpanarato a!!mandroso ooo !!!!

dakoro @ lah ndray zah raha @ io bainn a
de asaivo averiny daholo koa ny vola norobainy tao @ banque centrale :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.049