Reveo manja ao aloha :-)

1. hery ( 31/08/2009 19:35)
Dia reveo manja eto aloha ny politika fa izahay mbola miraoziraozy manao vakansy e :-)
Ny anay anie ny politika tsy fiainana hoe tsy maintsy atao e. Rehefa manam-potoana dia mandalondalo fa tsy io no atao amin'ny fo. Ny fiainana mandeha foana.
Andro vitsivitsy sisa dia ho vita indray ny vakansy dia hifampitady eto ihany.
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 21:18
2. xxx ( 31/08/2009 19:47)
hery:

Ny anay anie ny politika tsy fiainana hoe tsy maintsy atao e. Rehefa manam-potoana dia mandalondalo fa tsy io no atao amin'ny fo. Ny fiainana mandeha foana.
bony vakansy ry Hery a ! hatraty koa io rehefa mba manam-potoana dia mandalondalo eto ihany e ! Misy manko tena mihaina eto a ! vao masile be @ 5 ora maraina dia efa eto


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 31/08/2009 20:05)
hery:
Dia reveo manja eto aloha ny politika fa izahay mbola miraoziraozy manao vakansy e
Ny anay anie ny politika tsy fiainana hoe tsy maintsy atao e. Rehefa manam-potoana dia mandalondalo fa tsy io no atao amin'ny fo. Ny fiainana mandeha foana.
Andro vitsivitsy sisa dia ho vita indray ny vakansy dia hifampitady eto ihany.

Misaotra ra-hery a! hita taratra avy hatrany ny maha-olon-dehibe anao amin'izao resakao izao, olona tia tanindrazana tokoa ianao sahala amin'ireo mpanao politika nitondra teo hatramin'izao. Ny fiderana no mendrika ho anao.

4. xxx ( 01/09/2009 04:54)
dia dinika politika ve zao zany??? mitady hitari-bato vilam-bava ra hery an :-D :-D :-D
5. Samoana ( 01/09/2009 14:25)
hery:

Dia reveo manja eto aloha ny " SERASERA" fa izahay mbola miraoziraozy manao vakansy e :-)
Ny anay anie ny "SERASERA" tsy fiainana hoe tsy maintsy atao e. Rehefa manam-potoana dia mandalondalo fa tsy io no atao amin'ny fo. Ny fiainana mandeha foana.
Andro vitsivitsy sisa dia ho vita indray ny vakansy dia hifampitady eto ihany.


(Nahitsin'i samoana :wink: :-D )
6. pikatti ( 01/09/2009 15:34)
Andro vitsivitsy sisa dia ho vita indray ny vakansy dia hifampitady eto ihany.

mbola tsy nendasinay daholo aloha fa mbola misy anjaranareo ao é,saingy efa mitsipaka miala aina daholo aloha fa hialako tsiny =)) =)) =))
7. xxx ( 01/09/2009 16:23)
pikatti:

Andro vitsivitsy sisa dia ho vita indray ny vakansy dia hifampitady eto ihany.

mbola tsy nendasinay daholo aloha fa mbola misy anjaranareo ao é,saingy efa mitsipaka miala aina daholo aloha fa hialako tsiny =)) =)) =))



Ry remahity aza efa nitsoaka matanjaka koa
8. pikatti ( 01/09/2009 21:53)
Ry remahity aza efa nitsoaka matanjaka koa
:-D :-D
9. fijo ( 01/09/2009 22:24)
efa tonga saina izy izao ka.soa ihany
10. terrywui ( 02/09/2009 16:12)
Dia reveo manja eto aloha ny politika fa izahay mbola miraoziraozy manao vakansy e
Ny anay anie ny politika tsy fiainana hoe tsy maintsy atao e. Rehefa manam-potoana dia mandalondalo fa tsy io no atao amin'ny fo. Ny fiainana mandeha foana.
Andro vitsivitsy sisa dia ho vita indray ny vakansy dia hifampitady eto ihany.


tsy nampoiziko ho otranzao ny toetsainlah lety Rahery !! hay ve elah ty tena tsisy fitiavantanindrazana mihitsy e!! ary itako no miteny ratsy ny TIM ato fa tsisy mpanala PS ! hay laozanlah mibalady fotsiny any vatican any ! jereo ny ompa sy ozona be sy sary mamoafady sy vetaveta alefan'i PIKATTI sy Locl sy Zoam ao fa tsy fampiseho masoandro mihitsy !!
11. fijo ( 02/09/2009 20:22)
fa rawiwi ve tena tia tanindrazana??????oka letsy
12. pikatti ( 02/09/2009 21:18)
jereo ny ompa sy ozona be sy sary mamoafady sy vetaveta alefan'i PIKATTI sy Locl sy Zoam ao fa tsy fampiseho masoandro mihitsy !!

aza be menomenona lesy ry be koretaka a,leon'ny miana ve elah ty é ha ha ha ,reveo manja leity a :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.06