Bon à savoir:qlq contradictions flagrantes dans la Bible
41. xxx
(
16/09/2009 15:20)
Apetraho daholo ny fanontaniana tsy mazava aminao sy ny fanontaniana lazaina fa misy tsy mitombina...
Ny tenin'Andriamanitra izany io no tiana ho fantatra, raha ny tena izy izany dia Izy tenany no tokony hamaly saingy nisy nomeny fahefana hamaly azy.
-misy ny tokony hamaly an'izany amin'ireo olona izay efa natokana sy nianatra ho amin'izany (olona nianatra teolojia).
-mazava aminao ireo teny mifangaro ireo raha toa ianao ka mandeha mihaino toriteny.
-nalatsaka tao anatinao ny Fanahy Masina dia mangataha mba hanazavany izany aminao @ fotoana izay mahamety azy.
-ny olona eto @ forum afaka hamaly koa ka raha misy tsy voavaly izao dia mahandrasa tantana fa aza maika.
-aza manadihady be koa (curieux) fa arakaraky ny savasavanao no vao maika miteraka fanontaniana tsy mitsahatra.
===
Nisy be fanontaniana nanao toy izao nataonao izao. Ka ny fanontaniany dia hoe :"inona no nataon'Andriamanitra alohan'ny nanaovany an'izao tontolo izao". Dia ny valiny azo omena azy dia "nanao ny afobe izy aloha mba handefasany ny olona curieux!!!"

42. ni81
(
17/09/2009 07:45)
Nisy be fanontaniana nanao toy izao nataonao izao. Ka ny fanontaniany dia hoe :"inona no nataon'Andriamanitra alohan'ny nanaovany an'izao tontolo izao". Dia ny valiny azo omena azy dia "nanao ny afobe izy aloha mba handefasany ny olona curieux!!!":-D :-D :-D
43. rasoan
(
18/09/2009 07:30)
Heverinareo fa nosorasoratana fahatany moa io Baiboly io rizareo an?!?!
T@ nanoratana an'io baiboly io dia efa fantatr'Andriamanitra fa tsy maintsy hisy ny curieux sy ny hitsingoloka ny teny ao anatiny.
Efa voasoratra ao daholo izany ary efa napetrak'Andriamanitra ao koa ny valiny omena an'ireo curieux ireo.
Dia mbola averiko ihany ny nolazaiko hoe "rehefa mbola tsy mazava aminao izao ny manitikitika anao ao anatin'io Baiboly io dia mahandrasa tantana ary mangataha amin'Andriamanitra hanome an'izany"
=====
20 fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany;
21 fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy.
II Petera 1:20-21

44. ni81
(
18/09/2009 08:34)
21 fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy.^:^
II Petera 1:20-21