Bon à savoir:qlq contradictions flagrantes dans la Bible

21. Veloo ( 29/08/2009 03:29)
rzakarivola [ Valio ] 28-08-2009 13:29:53
Lohateny : Re : Bon à savoir:qlq contradictions flagrantes dans la Bible
tsimiandravola, xxx >>> Hiezaka aho hitondra aminao ny fanazavana fa tsy misy contradictoire mihitsy ao na ny kely aza


Yep!

22. rijadolly ( 29/08/2009 08:50)
rzakarivola sy Veloo ary cutie sy soanja,ika>>>> misaotra anareo mitondra hevitra hanazavana ireo fanenjehana ny Baiboly ireo fa izaho kosa dia hanomana tsara hanampy izay fantatro.Tsy avelatsika ho lotoina tahak'izao ny kitsipona,Ra hanaratsy ohtrizao ve dia angina isika hoe tsara ny kitsipona,fa rehefa hankalaza sy hanambarany Fahalebiazan'Tompotsika dia tsy azo atao?Tsy manaiky isika,ny Fanahy ny Fahamarinana anie hanampy antsika handresy izao.Ho avy aho hanampy...
23. ikaretsaka ( 29/08/2009 12:29)
De ajanony @ zay io kitsimpona io...raha hitady an'Atra ianao dia tadiavo @ alalan'ny zavatra rehetra Izy fa tsy ao anaty boky na andalatsoratra notsindrohana tao anaty boky... tsy manam-petra Izy ary maniteraka anao @ maha zava boahariny anao
24. fahamarinana ( 29/08/2009 13:20)
:arrow: Ilay tsimpona kosa no mila fehezina tsara hifandraika amin'ny dinika tiana avoitra e fa tsy ny Baiboly akory no ratsy , marina fa tsy ho ampy ny famakiana azy fa mila ampiharina ny voalaza ary tsy raisina vilana arak'Olombelona fa ilay Tenin'Andriamanitra marina no raisina !
Za manokana aloha dia tsy hanary Azy na dradraina aza fa andalan-tsoratra notsindrohina tao anaty boky,na lazaina aza fa resabe sy tantaram-pitiavana noforonina sy tsy marina ,na lazaina fa nentina handemena vahoaka !sns...efa voavaky teny rehetra eny !
Samy manana ny fomba fandraisany azy tokoa dia samia mianona amin'ny heviny !Ny irariana dia ho feno ilay Fitiavan'Andrimanitra isika izay mampiray antsika ato e ! :D
Hevitro monja iny fa aereno amiko raha tsy azoazo e !... :wink: (l)
25. ni81 ( 29/08/2009 14:00)
Za manokana aloha dia tsy hanary Azy na dradraina aza fa andalan-tsoratra notsindrohina tao anaty boky,na lazaina aza fa resabe sy tantaram-pitiavana noforonina sy tsy marina ,na lazaina fa nentina handemena vahoaka !sns...efa voavaky teny rehetra eny =D> =D> !Samy manana ny fomba fandraisany azy tokoa dia samia mianona amin'ny heviny !Ny irariana dia ho feno ilay Fitiavan'Andrimanitra isika izay mampiray antsika ato e !
Hevitro monja iny fa aereno amiko raha tsy azoazo e !...
26. cutie ( 29/08/2009 14:15)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 29-08-2009 04:34:47
Lohateny : Re : Bon à savoir:qlq contradictions flagrantes dans la Bible
You know, Jesus said that spiritual things are spiritually discerned, and the unbelievers will not see but the wise will see.
:wink:
27. niryna ( 29/08/2009 18:44)
Veloo:

You know, Jesus said that spiritual things are spiritually discerned, and the unbelievers will not see but the wise will see.



aleloia ,praise the Lord . Vita tompoko misaotra veloo a,tsy avy aminao io fa ny fanahy no manazava izany aminao mba ho tonga ny hafatra

=))

satria tsy ny fanomezana ny valiny izay tsimpotsimponina ny tenin'
Atra mba ho contradictoire ny finoan'ny hafa akory ny tsy ampisy ny tenin'Atra izay voalaza ao anatin'ny baiboly sy ny hoe fa maninona ,raha mandalina ny tenin'Atra isika dia mifandray daholo ny voasoratra ao ,fanambarana any aloha ,mipoitra aty aoriana.
Ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalako tsy mba lalanareo .
izay mangetaheta ny tenin'Atra no omeny izany fa izay midiridiry manamafy ny fony dia tsy ho fantany velively tokoa ny tenin'Atra
efa nanontany ahy io ari malala
omen'Atra fotoana isika rehetra mba hibebaka,omeny antsika ny teny kanefa misy mandray ary misy vao maika manohitra izany teny izany no ataony,mbola omeny fotoana foana hoy aho isika ary efa nanao fanoharana koa kristy rehefa nanontany azy ny mpianany hoe fa maninona no fanoharana foana no ataonao rehefa mampianatra hianao?
ny valiny satria misy aminareo ireo manana sofina kanefa tsy maheno ,manana maso kanefa tsy mahita satria ahoana? satria tsy nino ny tenin'ilay kristy izy ireo fa miandry ny miracle lava ary tsy nasehony tamin'ireo niandry ny miracle ireo izany .Ny zavatra tsara anefa dia tsy ho kivy isika izay mizara ny tenin'Atra fa sao sokafan'Atra ihany ny masompanahin'ireo mijery fa tsy mahita ireo indray andro any

Ny fahasoavan'ilay Tompo malala anie hirotsaka ao amintsika rehetra .Tadiavo izy fa tsy lavitra antsika akory fa eto miaraka amintsika eto ihany izy.Ataovy ny fanandramana fa ny teniny no efa nanambara izany tamin'ireo olona marobe " izay mitady dia ahita ..ary raha mandona ny varavarany hianao dia ho vohainy tokoa izany satria midanadana ho an'ny rehetra ny varavaran'ny lanitra ka antsoy izy, fa ny finoanao azy dia ahamora ny fiainanao tsy atahotra na ho ketraka na ho irery ....fa ahoana ? miaraka amintsika mandrakariva izy 365 jours

^:^ ^:^
28. tsimiandravola ( 30/08/2009 23:17)
Ireto dia nalaiko tamin'ny rubrique hoe "le christianisme,un model de marketing" dia nampiako kely.Dia ho tsapanao eto ny "hintsindalana " fanaon'ny kristianina.Misaotra.
...Ces énoncés semblent délirants, et seraient rejetés méme par la plupart des chrétiens évangéliques. Mais c'est pourtant ce que nombre d'entre eux croient. Cependant, ils ont toutes sortes de manières de rendre plus agréables ces doctrines (=ces enseignements, ces théories...). Nous fournissons ici une liste parallèle d'énoncés doctrinaux et leurs rationalisations (=moyen pour tenter de rendre acceptables par la raison, des choses qui sont inacceptables):
Doctrine biblique (=enseignement biblique)mena Rationalisation(=moyen pour tenter de rendre acceptables par la raison, des choses qui sont inacceptables)manga
:
Tous les humains sont abjects et méritent de souffrir.(et mourrir) Tout le monde a déjà menti, volé, ou pire. Donc nous avons tous déjà péché, ce qui nous rend indignes d'étre avec Dieu après notre mort.
Les serpents peuvent parler. Le récit de la genèse affirme que le serpent s'est adressé à Adam et Ève. Dire que les serpents parle, c'est n'importe quoi. En réalité, le Diable a employé un serpent pour parler à Adam et Ève dans le jardin.
Les Noirs sont ainsi (=esclave) car ils ont été punis par Dieu. Les Noirs ne sont pas inférieurs. La Bible dit seulement qu'ils ont été en esclavage si longtemps à cause du péché de leur ancétre, Cham, le fils de Noé.(=il y a une histoire à ce propos, dans la bible, qui explique que l'ancetre des noirs est Cham.Et ce Cham a vu son père nu=c'est une faute=un péché selon la bible)
La terre est un disque plat et ne bouge pas.
(=c'est la terre plate comme une pizza qui est le centre de l'univers, et tout tourne autour d'elle, le soleil compris...)

La Bible dit que la terre est circulaire. Si je veux considérer que ça veut nécessairement dire sphérique, c'est mon droit.
Selon le Nouveau Testament, les chrétiens sont investies de pouvoirs surnaturels leur permettant par exemple de survivre à un poison mortel, ou de prédire l'avenir. Le Saint-Esprit peut te permettre de faire ces choses. Si tu acceptes Jésus tu pourrais aussi avoir ces dons.
L'univers a 6500 ans. J'ignore quel âge a l'univers. Peut-étre que le récit de la Genèse est une métaphore. Peu importe, la Bible demeure vraie à 100%.
Les athées militants sont sous l'emprise du Diable. (source) Tu ne réalises pas qu'un esprit de colère t'influence. (Ici, pour ne pas carrément dire que l'athée est possédé du démon, le croyant joue sur la signification du mot esprit, qui peut vouloir dire "attitude de colère".)(=souvent, et surtout parmis les chrétiens Malgaches, on n'hésite pas à traiter les incroyants de SATAN,ou de DIABLE.En tout cas, on les fait meriter l'enfer)
29. rzakarivola ( 31/08/2009 09:14)
ikaretsaka:

Betsaka ny fanazavana azo omena, fa ity misy anakiray : "The cock" ... akoholahy voafantina izy io izany,


aza mamorona...misy akoholahy voafantina izany koa???? :-D :-D :-D :-D
hanatitra akoholahimena eo aby koa fa

==> Zah ts d havanana @ le teny anglisy, fa raha tsy diso aho, samy hafa ny "The cock" sy ny "a cock"
30. rzakarivola ( 31/08/2009 11:48)
rijadolly:

rzakarivola sy Veloo ary cutie sy soanja,ika>>>> misaotra anareo mitondra hevitra hanazavana ireo fanenjehana ny Baiboly ireo fa izaho kosa dia hanomana tsara hanampy izay fantatro.Tsy avelatsika ho lotoina tahak'izao ny kitsipona,Ra hanaratsy ohtrizao ve dia angina isika hoe tsara ny kitsipona,fa rehefa hankalaza sy hanambarany Fahalebiazan'Tompotsika dia tsy azo atao?Tsy manaiky isika,ny Fanahy ny Fahamarinana anie hanampy antsika handresy izao.Ho avy aho hanampy...

==> Eny, maha tohina kely ny hambom-po kristiana ny tsikera sy fanakianana toy itony. Tato anatiko dia niboiboika tokoa ireo valiny izay ahitako mazava be fa tsy misy contradiction ... kanefa tsy nety nahatafavoaka izany rehetra izany aho. Tsapako fa kay tsy izaho no natao hiaro ny Tompo fa Izy no natao hiaro ahy, koa matoky aho ankehitriny, fa isika rehetra dia samy hiteny araka ny fanomezam-pahasoavana nomeNy, ary hatoky Azy ho Mpamonjy.
31. cutie ( 31/08/2009 21:07)
==> Eny, maha tohina kely ny hambom-po kristiana ny tsikera sy fanakianana toy itony. Tato anatiko dia niboiboika tokoa ireo valiny izay ahitako mazava be fa tsy misy contradiction ... kanefa tsy nety nahatafavoaka izany rehetra izany aho. Tsapako fa kay tsy izaho no natao hiaro ny Tompo fa Izy no natao hiaro ahy, koa matoky aho ankehitriny, fa isika rehetra dia samy hiteny araka ny fanomezam-pahasoavana nomeNy, ary hatoky Azy ho Mpamonjy.

tsy mazava mitsy zany resaka zany :-D
32. soanja ( 01/09/2009 00:56)
rzakarivola:

[quote=rijadolly]
Tsapako fa kay tsy izaho no natao hiaro ny Tompo fa Izy no natao hiaro ahy, koa matoky aho ankehitriny, fa isika rehetra dia samy hiteny araka ny fanomezam-pahasoavana nomeNy, ary hatoky Azy ho Mpamonjy.


Marina tokoa izany. Mahasoava ary!


33. niryna ( 01/09/2009 16:50)
xxx:

Désolé, j'ai eu le temps de vérifier les reférences , mais pas le tmps de traduire en français ou en Malgache:
77. (a) Adam was told that if and when he eats the forbidden fruit he would die the same day (Genesis
2:17)
(b) Adam ate the fruit and went on to live to a ripe old age of 930 years (Genesis 5:5)
----------------------------------------------------------------
78. (a) God decided that the life span of humans will be limited to 120 years (Genesis 6:3)
(b) Many people born after that lived longer than 120. Arpachshad lived 438 years. His son Shelah lived
433 years. His son Eber lived 464 years, etc. (Genesis 11:12-16)
---------------------------------------------------------------------
79.Apart from Jesus did anyone else ascend to heaven?
(a) No (John 3:13)
(b) Yes. «And Elijah went up by a whirlwind into heaven» (2 Kings 2:11)

------------------------------------------------------------------------
-------------------------------------
27.Jesus descended from which son of David?
(a) Solomon (Matthew 1:6)
(b) Nathan (Luke3: 31)
-----------------------------------------------
29.Which son of Zerubbabel was an ancestor of Jesus Christ?
(a) Abiud (Matthew 1: 13)
(b) Rhesa (Luke 3:27) but the seven sons of Zerubbabel are as follows: i. Meshullam, ii. Hananiah, iii.
Hashubah, iv. Ohel, v. Berechiah, vi. Hasadiah, viii. Jushabhesed (I Chronicles 3:19, 20). The names
Abiud and Rhesa do not fit in anyway.
---------------------------------------------------------------
35.Would Jesus inherit David’s throne?
(a) Yes. So said the angel (Luke 1:32)
(b) No, since he is a descendant of Jehoiakim (see Matthew 1: I 1, I Chronicles 3:16). And Jehoiakim was
cursed by God so that none of his descendants can sit upon David’s throne (Jeremiah 36:30)
------------------------------------------------------------------
37.How did Simon Peter find out that Jesus was the Christ?
(a) By a revelation from heaven (Matthew 16:17)
(b) His brother Andrew told him (John 1:41)
-------------------------------------------------------------------------
38.Where did Jesus first meet Simon Peter and Andrew?
(a) By the Sea of Galilee (Matthew 4:18-22)
(b) On the banks of river Jordan (John 1:42). After that, Jesus decided to go to Galilee (John 1:43)
------------------------------------------------------------------------
40.Did Jesus allow his disciples to keep a staff on their journey?
(a) Yes (Mark6: 8)
(b) No (Matthew 10:9; Luke 9:3)
---------------------------------------------------------------------
42.Did John the Baptist recognize Jesus before his baptism?
(a) Yes (Matthew 3:13-14)
(b) No (John 1:32,33)
43.Did John the Baptist recognize Jesus after his baptism?
(a) Yes (John 1:32, 33)
(b) No (Matthew 11:2)
----------------------------------------------------
47.Did Judas kiss Jesus?
(a) Yes (Matthew 26:48-50)
(b) No. Judas could not get close enough to Jesus to kiss him (John 18:3-12)
48.What did Jesus say about Peter’s denial?
(a) «The cock will not crow till you have denied me three times» (John 13:38).
(b) «Before the cock crows twice you will deny me three times» (Mark 14:30). When the cock crowed
once, the three denials were not yet complete (see Mark 14:72). Therefore prediction (a) failed.
49.Did Jesus bear his own cross?
(a) Yes (John 19:17)
(b) No (Matthew 27:31-32)
50.Did Jesus die before the curtain of the temple was torn?
(a) Yes (Matthew27: 50-5 1;MarklS: 37-38)
(b) No. After the curtain was torn, then Jesus crying with a loud voice, said, «Father, into thy hands I
commit my spirit!» And having said this he breathed his last (Luke 23:45-46)
51.Did Jesus say anything secretly?
(a) No. «I have said nothing secretly» (John 18:20)
(b) Yes. «He did not speak to them without a parable, but privately to his own disciples he explained
everything» (Mark 4:34). The disciples asked him «Why do you speak to them in parables?» He said, «To
you it has been given to know the secrets of the kingdom of heaven, but to them it has not been given»
(Matthew 13: 1 0-11)
---------------------------------------------------------------------
52.Where was Jesus at the sixth hour on the day of the crucifixion?
(a) On the cross (Mark 15:23)
(b) In Pilate’s court (John 19:14)
-------------------------------------------------------------
54.Did Jesus ascend to Paradise the same day of the crucifixion?
(a) Yes. He said to the thief who defended him, «Today you will be with me in Paradise» (Luke 23:43)
(b) No. He said to Mary Magdelene two days later, «I have not yet ascended to the Father» (John 20:17)
------------------------------------------------------------------
60.What did Judas do with the blood money he received for betraying Jesus?
(a) He bought a field (Acts 1: 18)
(b) He threw all of it into the temple and went away. The priests could not put the blood money into the
temple treasury, so they used it to buy a field to bury strangers (Matthew 27:5)
61.How did Judas die?
(a) After he threw the money into the temple he went away and hanged himself (Matthew 27:5)
(b) After he bought the field with the price of his evil deed he fell headlong and burst open in the middle
and all his bowels gushed out (Acts 1:18)
----------------------------------------------------------------
73.What did the centurion say when Jesus dies?
(a) «Certainly this man was innocent» (Luke 23:47)
(b) «Truly this man was the Son of God» (Mark 15:39)


xxx:
Who was the father of Joseph, husband of Mary?
(a) Jacob (Matthew 1:16)
(b) Hell (Luke 3:23)
santionany iray Heli fa tsy Hell


[ ireo fanontanian'i xxx ireo dia ao anatin'ny bokikelin'ny silamo avokoa,mbola hoa vy koa ny II Samoela
ny dikany tsy ny famaliana ny teny izay tsongoloanareo ho izy na tsy izy akory no tena zava-dehibe satria na Heli aza lazainao fa Hell lasa helo indray koa ahoana moa no amaliana an'izany >
Matio mitantara any Josefa rain'i kristy
Lioka mitantara any Maria renin'i kristy
Heli fa tsy Hell no izy

dia tsara ho fantatra koa fa lazaina fa mitovy foana ny Atrareo sy ny an'ny kristiana, ny anay manana zanaka iray izy dia zanaka lahitokana Kristy Jesosy izany ny anareo lazaina fa tsy ita maso izy kanefa lazaina fa manana zanaka vavy telo
ny anay ny didy folo miteny hoe aza mamono olona ary aza mamaly ratsy ny ratsy koa no nampianarina ,ny anareo ,vonoy ny fahavalo ,ary asio baomba ny vatana ka midira ao an-tranony fa ho lasa maritiora hianao

ary mbola hifankahita ny vady rehetra koa any an-danitra satria ny anareo mahazo manambady maro ary mieritreritra hianareo fa hiaraka anareo any an-danitra avokoa ireo vady marobe .Ny anay iray ihany no vady ary raha mihoatra dia fijangajangana izany (adultery) no nampianarina anay koa fa toy ny anjely isika rehefa any an-danitra ka tsy hisy ampakarina
tsotra ny teniko ny fihevitro hoy Atra tsy fihevitrareo ary ny lalako tsy lalanareo .
Te ahafantatra ny marina hianao ,manatona azy ,mivavaka aminy ary ny fanahy masina no anoro anao ny marina
ny fahafatesana no tambin'ny oda .....The wage of sin is death
fahafatesana .......spiritual death no lazaina eto ka tsy ho azonao mihitsy koa izany raha tsy miaraka amin'ilay nanome izany teny izany hianao
34. rzakarivola ( 04/09/2009 12:04)
Raha azoko tsara, ny tanjona eto dia ny hijery hoe marina ve ny ambaran'ny Baiboly sa tsy marina ?
Raha misy mikatsaka ny fahamarinana dia izao no voasoratra ao :
1- "Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa izy no hovokisana"
2- "... ny Soratra Masina ... no manambara Ahy"
Ka ny mora indrindra hi-vérifiena azy dia ny manatona an'i Jesoa izay ambarany aloha. Rehefa mahafantatra an'i Jesoa ianao dia ho hitanao mazava ny amin'ireo lazain'ny maro fa contradictions ireo.
Indray mandeha ny ankizy T3 nanakiana ny kilasy T9 fa hoe miteniteny foana hono ny mpampianatra azy ireo, rehefa namaky ilay cahier mathématiques. Nanomboka nampiasa ny raisonnement izay farany takany izy hanaporofoana an'izany. Raha ianao no teo @ toeran'ilay kilasy T9, inona no ho navalinao ? Moa ve ianao hanazava ny lesona T9? Raha izaho dia izao no teniko : eo fa ampiako ise hisondrotra T4, T5, ... dia ho azon'ise ihany ny dikan'ireo raha mitady ny marina ise
.

Koa aoka aloha hanaiky hampianarin'i Jesoa
35. xxx ( 04/09/2009 12:13)
rzakarivola:

Raha azoko tsara, ny tanjona eto dia ny hijery hoe marina ve ny ambaran\'ny Baiboly sa tsy marina ?
Raha misy mikatsaka ny fahamarinana dia izao no voasoratra ao :
1- \"Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa izy no hovokisana\"
2- \"... ny Soratra Masina ... no manambara Ahy\"
Ka ny mora indrindra hi-vérifiena azy dia ny manatona an\'i Jesoa izay ambarany aloha. Rehefa mahafantatra an\'i Jesoa ianao dia ho hitanao mazava ny amin\'ireo lazain\'ny maro fa contradictions ireo.
Indray mandeha ny ankizy T3 nanakiana ny kilasy T9 fa hoe miteniteny foana hono ny mpampianatra azy ireo, rehefa namaky ilay cahier mathématiques. Nanomboka nampiasa ny raisonnement izay farany takany izy hanaporofoana an\'izany. Raha ianao no teo @ toeran\'ilay kilasy T9, inona no ho navalinao ? Moa ve ianao hanazava ny lesona T9? Raha izaho dia izao no teniko : eo fa ampiako ise hisondrotra T4, T5, ... dia ho azon\'ise ihany ny dikan\'ireo raha mitady ny marina ise
.

Koa aoka aloha hanaiky hampianarin\'i Jesoa



Ka aiza nefa i Jesoa?Sa voatery hanaraka an\'i Zkarivola sy ny baiboly indray?
36. ni81 ( 04/09/2009 12:20)
Ka aiza nefa i Jesoa?Sa voatery hanaraka an'i Zkarivola sy ny baiboly indray?
hehe
37. fidinirina ( 04/09/2009 12:34)
xxx:
Ka aiza nefa i Jesoa?Sa voatery hanaraka an'i Zkarivola sy ny baiboly indray?

Efa nitady an'i Jesoa tokoa ve ianao sa ? Tena voatery mila mamaky baiboly tokoa aloha voalohany indrindra, mandray ny tenin'Andriamanitra, mianatra, mivavaka, mino sns. Ao no ahafantaranao ny momba Azy rehetra sy ny zavatra nataony. Manao effort kely dia hohitanao ny fahamarinana.
Miantsoa olona kristiana hanampy anao raha tojo olana ianao. Fa raha hiandry Azy ho hitan'ny masonao vao hino ianao dia sarotra be. Mitovy @ hoe ianao indray no mba mampitamby ka manao hoe :misehoa aloha amiko vao hino Anao aho.

38. fahamarinana ( 04/09/2009 12:42)
fidi:
Fa raha hiandry Azy ho hitan'ny masonao vao hino ianao dia sarotra be .Mitovy @ hoe ianao indray no mba mampitamby ka manao hoe :misehoa aloha amiko vao hino Anao aho

:arrow: kanefa koa dia betsaka no nilaza fa nanda ary tonga nino satria nisehoany sy tonga tao aminy Izy....
Misy angamba karazan'olona mila mahita fahitana na mahita fahagagana,na zavatra hafa maheresy lahatra azy mivantana vao tonga ao amin'ny Tompo !Samy manana ny lalana nidirany tao aby fa tsy misy rafitra maty paika ,eny na dia hoe misy lalana tokony hizorana sy efa voafaritra !....
amiko monja izay an ! :) (l)
39. ari.malala ( 08/09/2009 12:11)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D nataoko iany ny tsy hime :-D :-D :-D :-D :-D :-D misy oul zay eto d zany foooona no tantarainy sy dradrainy hoe mila mi teste kely alo we ra tena mis d misehoa... inoana nefa testena lay fisiany d in moa no dikany? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
40. xxx ( 08/09/2009 14:06)
Itony ilay karazan-javatra justement natao hanozongozonana finoana, ka raha toa tsy mandinika tsara dia latsaka ao anaty harato

Ny tsy mpino indray dia faly avy hatrany mahita ilay izy, tsy manadihady loatra fa avy dia manaparitaka

Mahagaga fa nahoana ny Baiboly no mbola misy sy mitohy malgré ny diso notsimponin'ny sasany tao, tsy efa tokony mba nanjavona @ izay ve ? boky be diso ve koa !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9244