maputo 2, tout mais pas le8

1. bazylou ( 27/08/2009 18:09)
izy telo mitsama contre le mpanao ronon antavy e; :-D :-D :-D :-D , aza manody ny ronono matsoboka marina, :-D :-D
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:23
2. patrick2002 ( 27/08/2009 19:00)
izay anie no hataoko hanao ra-Basil hoe ,@ fiainana mba misy tohatra hiakarana ,mandeha etape par etape ,fa raha tonga ianao dia misidina ambony dia manjary tra-pahoriana indray .
Tsy misy fantany amin`izay politika fa mitery ronono no mba hay ,hany ka manjary manaonao foana ,
Tsy misy hilaina punchiste eh! heveriny fa adala ny olona manasa an`i Andry any ,nefa na izy tenany aza auto-proclamation no naha prezida azy ,fa tsy nahasahy nanao 2 eme tour t@ Ratsiraka ,notsipahana ny Dakar 2 .
aleo mba hindramiko kely lesy ilay cri de guerre an`ialahy ra bazy ah!
VIVE TGV =D> =D> =D>
3. xxx ( 27/08/2009 21:41)
Tonga ato indray le tsisy saina roa tsisy niveau reto fa satria voakarama sy andevozin-drajoelina,radomelina fa diso aho ,na dia aminin'ny teny gasy aza ny vaovao mivoaka dia mbola haindreto bassy loha sy patrick tsy ampy sakafo sa tsy ampy solomaso ka mandika vilana ny voalazan'ny gazety,manao lohanna mpams tsy zara aza mba ekendravalo ny handehanana'io safon-dava io ,mitondra capsat lava fa tsy hapidirin'ny mozambikana fa ridicule ,ho hitantsika eo ny tohiny ry le dondrina voakarama hivovo reto à,ambany saina tsisy kilasy,wawawa mafy refa vendrana!!!
4. pink ( 27/08/2009 23:15)
Tsy zakany bazylou sy patrick intsony ny fandehany ny tantara. efa mi-delire sisa ry zareo0Tsy mahita izay ahatsara ny TGV sy ny Hat intsony fa dia vaovao mahamenatra sisa no heno lava.Ny olona efa leo sy tsy mila ireo intsony. Aza mba mamitaka ny vahoaka malagasy fa ny fankahalanareo any Ra8 akory tsy hampiova ny fony malagasy nahita soa sy fahombiazana azy. Tsy ny basy oa no atao hoe fitiavana ny malagasy.
5. penguin ( 28/08/2009 06:00)
Raha ady no zahavina dia misy tokoa ny resy sy mandresy ary fika efa lany andro izany satria ny firaisankinan'ny vahoaka no mampandroso ny firenena fa tsy ny fanilihana ny hafa. Fifanarahana ahafahan'ny vahaoaka miasa ampilaminana no kendrena fa tsy fanasarantsarahina azy.
6. mihitsy ( 28/08/2009 06:16)
xxx:

Tonga ato indray le tsisy saina roa tsisy niveau reto fa satria voakarama sy andevozin-drajoelina,radomelina fa diso aho ,na dia aminin'ny teny gasy aza ny vaovao mivoaka dia mbola haindreto bassy loha sy patrick tsy ampy sakafo sa tsy ampy solomaso ka mandika vilana ny voalazan'ny gazety,manao lohanna mpams tsy zara aza mba ekendravalo ny handehanana'io safon-dava io ,mitondra capsat lava fa tsy hapidirin'ny mozambikana fa ridicule ,ho hitantsika eo ny tohiny ry le dondrina voakarama hivovo reto à,ambany saina tsisy kilasy,wawawa mafy refa vendrana!!!


sao de enao tsy sahy mampiseho ny tenanao io no voakaramandra8 de very fihinana de mimenomenona?, le fomba ratsinareo any aza heverinareo ho ataon'olona koa, mahana ny mpanao ratsy tonga de ny zava-dratsy fanaony no lazainy fa ataon'ny sasany
7. ronaldo09 ( 28/08/2009 12:18)
Patrick2002 raha vehivavy ialahy dia tena tara taminao aho fa milay kosa io passe-nao eo ambony io an!Mpivaro-dronono tsy mahay mamaky teny tsy fantany fa olona katraka daholo ange reo tany Maputo afa tsy ledala e!Aleo izy asaina milatsaka ben'ny tananan'Imerinkasinina fa tsy hainy zany mitana firenena izany!
8. ronaldo09 ( 28/08/2009 12:19)
Patrick2002 raha vehivavy ialahy dia tena tara taminao aho fa milay kosa io passe-nao eo ambony io an!Mpivaro-dronono tsy mahay mamaky teny tsy fantany fa olona katraka daholo ange reo tany Maputo afa tsy ledala e!Aleo izy asaina milatsaka ben'ny tananan'Imerinkasinina fa tsy hainy zany mitana firenena izany!
9. terrywui ( 28/08/2009 13:22)
maputo 2, tout mais pas le8
izy telo mitsama contre le mpanao ronon antavy e; , aza manody ny ronono matsoboka marina,
:-D :-D =)) =)) =)) :-D :-D :-D
10. pikatti ( 01/09/2009 05:23)
de enao tsy sahy mampiseho ny tenanao io no voakaramandrajoelina de very fihinana de mimenomenona?, le fomba ratsinareo any aza heverinareo ho ataon'olona koa, mahana ny mpanao ratsy tonga de ny zava-dratsy fanaony no lazainy fa ataon'ny sasany

ka efa hita fa mpanompo sampy leity anie i wiwi kely é :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0649