vaovao tselatra: MAPUTO 2 : SATROBORY president HAT

1. salopard ( 26/08/2009 15:13)
C''est le seul à mettre tout le monde d'accord,
satria miresaka @ rehetra, tsy mba manana fahavalo na iray aza:

1)Ny satroboriny : mampahatsiahy an'i Pdt Tsiranana

2)1991-1992: akama farany AN-dRatsiraka nanohitra ny hery velona: SATROBORY contre SATROKA PENJY

3)2002-2003: mpitolona navitrika tao @ CRN, pmiaro ny tsy manana avy eny anjanomanalina : ZONARD contre ROUBLARD

4)2009: Mpitolona mavitrika Magro : KIMBAGUISTE Vs PUTCHISTE

Rasarla rahareo niteny hoe: tsy hisambotra azy aho satria c'est le seul gentil et pacifiste @ mpitolona Magro

zady raha zohina dia gasy d'origine Mozambicain toa an'i Joachim CHISSANO ra satrobory

SATROBORY PRESIDENT !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

dedicace ho an'i namako Bekintana, satria noana be leiry


tsy ampy dôzy aloha , fa sao misy any e!
sniff...
tchoufff.............
snifff...........
novalian'i pikatti ny 28/08/2009 06:02
2. TWING ( 27/08/2009 14:09)
...mdr...
3. bazylou ( 27/08/2009 18:12)
satrobory prezda, dia i satroka penjy pm, dia i bonnet blanc sy lesola min economie, :-D :-D :-D :-D
4. patrick2002 ( 27/08/2009 19:12)
dia Beret Noir PM ao @ ilay nosy kely hatao hoe MAGRO :-D :-D :-D
5. pikatti ( 28/08/2009 06:02)
de bitrovoalavo manao dj mampirevy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1232