Ahoana ny fika elàna @ vady refa misy zaza

21. xxx ( 27/08/2009 10:09)
Ramose ô, tsy misy mahalala ny tena iainanareo roa ny eto @ mpisera. Ny vehivavy manko raha ny fahafantarako azy de tsy mba mihevitra velively ny hampirafy fa antony roa no mahatonga azy hampirafy de ity:
- Voalohany, nahatratra andRamose nampirafy izy mamaly faty koa, ary eto aza raha mbola resaka fotsiny no henony de mandefitra izy fa raha efa hitany porofo de tsy zakany intsony fa MAMALY FATY izy .

- Faharoa, tsy ampy ny fanehoam-pitiavana asehonao azy ka mitady ny very na mameno ny BANGA izy . Ka sao de mbola tsy afa-po izy de efa miala ianao rehefa manao FRS ianareo roa. Ny lehilahy manko be fitavan-tena izay ka tsy mba manontany akory raha efa afa-po ramatoa fa avy de mitsiotsioka rehefa afapo.

Iray amin'ireo no nahazo ny vadinao matoa mampirafy, ary matoa nentiny tao an-trano de efa heveriny fa ara-dalàna satria ianao no nanomboka azy ka mora ny manaraka efa hoy ny fiteny.

Valiny , MIFAMPIRESAHA ianareo de miara-mandamina indray ny règle des jeux. Raha 1/1 ny baolina de miady tsara fa ianao aza angamba mety efa nahavita imbetsaka.
Mamelà ahy raha toa ka diso ny hevitro na nandratra anao.
22. nathie86 ( 28/08/2009 06:06)
hihihi, sendra tsy mavita devoir kosa ramose d niodina madama eh??? anontanio ihany izy aloha.
Variana miasa lôtra tsin nareo ko. Manimba fiainana indrindra ny akizy ny fisarahana indrindra refa tena hitany fa tia azy nareo mivady kely.
Aleo aloha miresaka ihany ramose an d courage, omeo vao2 ihany zay avy eo eh :)
23. mion ( 28/08/2009 06:26)
Satria zany ramose sahirana mitady vola sy manao andraikitra de niodina i Madama fa tsy zakany izany.

Tsotra ny ahy ny valiny: mila misaraka @ fomba rehetra ary tsy avela hotezain'ny vevavy tsivanona ny zanaka sao lasa toa azy eo koa rehefa lehibe.

Raha henatr'ol zany no atahorana hanenjika, ny oul ange manenjika foana na tsara ataonao na ratsy e, ary resaka henatra sy voninahitra izany tsy mampitombo na mapihena ny vola miditra ao an-trano hamelomanao ny zanakao.

Raha resaka kristianina: io dia fandemen-tsaina io. tsarovy fa manana devoir ianao : ny zanakao, ary raha tsy vitanao ireo zaza ireo na lasa zaza ratsy taiza dia heloka eo anatrehan'A/tra izany. Tsarovy fa A/tra dia tsy adala ary tsy anjarantsika olombelona no mitsara sy mi-interpréter ny fihevitr'A/tra.

Tsarovy fa tsy ianao ihany no voafitaka fa A/tra ihany koa satria izy efa nivoady teo anatrehaNy. Diso ianao raha toa ka kilemaina na simba tarehy na marary no antony isarahanao @ vadinao, fa eto kosa ianao tsy ho tsininao izany. Ny devoir aloha vao ny hambo: ny zanakao no devoir-nao voalohany

24. manangoro ( 05/09/2009 20:58)
misy fiteny vahiny hoe le divorce n'est pas fait pour les chiens,diniho tsara io fiteny io,tsy ny maha kristiana no tsy tokony isarahana fa rehefa mahafaty aleo ialana ihany satira ny aina an'andriamanitra fa tsy an'olombelona raha marina sy madio ianao t@ tokantranonao tsy tokony hisy nenina,izy ao ambony no aoka hitsara;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1204