Ahoana ny fika elàna @ vady refa misy zaza

1. xxx ( 25/08/2009 08:17)
I madama efa milamina be! sady tsy miasa, mahazo fiara, solàfa 2, tsisy blème ara-bola, miantsena fona.
Ramose ndray ny blèm, varina miasa sady be andraikitra, ka nihodina madama ary farany dia traingon'dramose tao antrano izy mi-tsam. Leo be ramose dia lasa ni-pà. Tsy te hody intsony nefa malahelo ny papoose sady matahotra ny avenir-ireto zaza. Madama aloha dia efa tsy kaonty intsony fa ireo zaza atao ahoana?
Ramose koa nefa sady kristianina, no mba menatra ihany raha manao divorce?
In 'ny fika, surtout @ le zaza 2?
Mba omeo soupapa. :?:
novalian'i manangoro ny 05/09/2009 20:58
2. ni81 ( 25/08/2009 08:26)
Ka noho ny hamenarana ve izany dia hiaritra trèfle eo ramose? I Madama ange no namitaka e! Na dia mody hivady ao ihany aza toa tsy hisy loatra ny filaminana satria efa misy ilay disadisa.
Fa firy taona aloha ny zaza?
3. xxx ( 25/08/2009 08:34)
6 taona ny voalohany 2sy1/2 ny faharoa?
4. tywa68 ( 25/08/2009 08:47)
xxx > ndàna miresaka @ madama aloha d miara-maka décision ho an'ny ankizy na d tsy te-hanohy hiaraka aminy intsony aza e :wink:
Samy diso matoa nanivaka ramatoa, fa zany hoe efa nifanome toky, d efa nahazo zaza 2, tsy ohatrany misolo akanjo zany divorce zany... asa anefa fa arakarak'ilay couple io. Mitady solution hiraisana ho an'ny zaza no tena tsara...
5. ni81 ( 25/08/2009 08:56)
Samy diso matoa nanivaka ramatoa, fa zany hoe efa nifanome toky, d efa nahazo zaza 2, tsy ohatrany misolo akanjo zany divorce zany... asa anefa fa arakarak'ilay couple io. Mitady solution hiraisana ho an'ny zaza no tena tsara...
ramose be asa sy andraikitra, madama tsy ampy fiarahana @ rams koa angamba dia lasa... ny fifampiresahana no hitako tsy ampy tao koa. :(
Tokony miverina i ramose aloha fa tsy mety ilay manao abandon de poste :-P (foyer). Ary tsy nifona ve i madama rehefa tratra sa ahoana izany no tena fandehany e?
6. tywa68 ( 25/08/2009 09:45)
ni81 > tsy kaonty intsony hono i madama e ! mety tsy nahay azy koa i xxx d nitodika tany ankafa izy...miresaka mazava ny solution n'io :wink:
7. rakapy ( 25/08/2009 10:18)
Io ra xxx dia tsy misy vahaolana afatsy 3 ihany.
1/Na ianreo hanao divorce
2/Na ianareo mody hiaraka nohon'ny zaza iraisana
3/Na ianareo hifandamina

Ny fampirafesana dia tsy misy hoe rehefa lhl dia tsy azo leferina fa rehefa vhv dia leferina sy itadiavana excuse, na ny vice versa.

-Raha hanao divorce ianareo satria ianao efa tsy mikonty an'i madama intsony nefa ny zaza dia tsy maintsy asiana kaontiny foana satria tsy manan-tsiny. Io dia arakarakareo roa ihany.

-Raha mody hiara-hipetraka ianareo nohon'ny zaza iombonana dia misy zavatra roa mety hitranga

A/ Mety ho helo ny fiananaareo, indrindra" emotional" satria dia olona tsy tinao ve no hiaranao mipetraka mandra-paha lehibe ny ankizy.

B/ Mety hiisy koa anefa ny fifandaminana afaka fotaoana vitsivitsy na maromaro. Mety hadino ilay disadisa ka hiravona indray.

-Raha hifandamina moa ianareo dia izay no tena tsara. Nefa tandremo fa misy karazan'olona mihevitra fa vita mora ilay nampirafy ka dia ataony fanao ilay izy.

8. ni81 ( 25/08/2009 10:24)

eritrereto tsara!
9. ni81 ( 25/08/2009 10:25)
ni81 > tsy kaonty intsony hono i madama e ! mety tsy nahay azy koa i xxx d nitodika tany ankafa izy...miresaka mazava ny solution n'io
mety efa ela koa i madama no te handeha fa niandry ny ora nahenety azy! :(
10. rakapy ( 25/08/2009 10:27)
Toro-hevitra sy filazana izay mba fantatra ny anay eto fa ianao sy ny madamanao no tompon'ny teny farany.
eritrereto tsara!
hoy i Ni81
11. Mirananirina ( 25/08/2009 11:55)
Manontany ianao hoe ahoana ny fika ialana amin'ny vady????? 8O 8O 8O Amiko tsy misy fika izany ny fiainana,fa inareo ihany no mandamina na misaraka.Tadidio fa nampirafy ramatoa :( zany hoe efa mijaly ireo zaza.Ka anjaranao ny misafidy na hiaritra eo na hijery ireo zaza.
Raha vao misy manitsaka ny tokatrano ny 1 dia efa mijaly izay ny zaza,misy fiatraikany betsaka eo amin'ny ankizy io.Indrindra raha hoe mbola hiaraka izy sy ilay sipany.
12. xxx ( 26/08/2009 07:41)
RAMOSE à adino ve le voady nantao teo ambony alitara eh na mahantra na malahelo ninonina zany eh tsy natao tsianjery iny fa iainana
marina fa ny fijangajangana no faratampony @ fisarahana kanefa mamelà ny helony fa tsy fantany ze ataony mahereza mivavaka sao de hisao- bady tanora eo ramose ka hanome zara ho any sasany
iny no efa anjaranao na tsara iny na ratsy ka miezaha mameno ny banga izay tsy hitany t@ nao ka nahatonga azy hitady hafa
tadidio koa fa tsy mahasambatra raha vola fotsiny fa ny zavatra rehetra dia miara miasa indrindra ny fanehoam-pitiavana
mirary andramose hahita vahaolana
13. ni81 ( 26/08/2009 07:43)
sao de hisao- bady tanora eo ramose ka hanome zara ho any sasany
ka efa lasan'ny sasany ilay madama koa! :(
tadidio koa fa tsy mahasambatra raha vola fotsiny fa ny zavatra rehetra dia miara miasa indrindra ny fanehoam-pitiavana
marina dia marina tokoa
14. tywa68 ( 26/08/2009 10:43)
xxx:

RAMOSE à adino ve le voady nantao teo ambony alitara eh na mahantra na malahelo ninonina zany eh tsy natao tsianjery iny fa iainana
marina fa ny fijangajangana no faratampony @ fisarahana kanefa mamelà ny helony fa tsy fantany ze ataony mahereza mivavaka sao de hisao- bady tanora eo ramose ka hanome zara ho any sasany
iny no efa anjaranao na tsara iny na ratsy ka miezaha mameno ny banga izay tsy hitany t@ nao ka nahatonga azy hitady hafa
tadidio koa fa tsy mahasambatra raha vola fotsiny fa ny zavatra rehetra dia miara miasa indrindra ny fanehoam-pitiavana
mirary andramose hahita vahaolana

Ka inn hono no banga tao nandehanany tany ankafa e ? Sao d variana @ hafa koa aza ramose d mody hoe asa, d efa nibolila izy vao taitra. Miresaka ampahatsorana no atao d mba eritreretina koa ny zaza fa tsy hoe samia manao ny tiany...d ho hita eo ... :wink:
15. ari.malala ( 26/08/2009 11:37)
mamelà ny helony fa tsy fantany ze ataony
8O 8O 8O 8O 8O olondehibe efa niteraka v d ts hahalala hoe ts mety ny atao? manamaivana ny fahorian'ny sasany kosa izany!

Mampalahelo lay tantara, fa hay v mafy hoan'ny lehilahy ian koou lay voahitsaka e! :P nefa refa ny lelà no manitsaka draisssssss solidarité masculine hoe mizara fitiavana s manin manin dool mou? :P mba mizara fitiavana kou izy e :P
16. tywa68 ( 26/08/2009 12:46)
Ari.malala > tsy nizara fitiavana izy fa nameno ny banga :-D :lol:
17. Ratoa ( 26/08/2009 14:05)
Nameno ny banga hono ramatoa. Mety ho nampirafy koa hono i rams. Ninoninona dia tsokiny nentina tao an-trano ilay anankiray. Tsy fanajana ny ankizy tsy manan-tsiny sy ny tokatrano. Efa lasa lavitra dia lavitra ilay ramatoa. Raha izaho teo amin'ny toerandrams; tonga aho dia nanantona ny fitsarana . Prise enflagrant déli d'adultère ramatoa, tongz dia an-drams irery madiodio ny zaza.
Mba misy lehilahy marina ihany indraindray. Sa tsia?
18. xxx ( 27/08/2009 06:14)
ratoa ah: tsy entina @ fo akory ny fiainana indrindra efa niteraka ka ho eny @ fitsarana mba eritreretina ihany ny ho avin'ny zaza
fa nizaniza hiteny hoe solution tsara ny misaraka de tsy mety izany satria voa ny sainy zaza na be vola aza enao ka hoe tsisy mahory mbola ao foana le fahabangana tsy antranon--dreny
mandefera ramose ah aleonao manao sorona ny fiainanao ka hiafy @ le vadinao (sady izy anie mety ho azonao hanarina ihany eh)toy izay ny avenir ny zanakao ho simba asanao anefa??????
19. ari.malala ( 27/08/2009 06:21)
tywa :-D :-D :-D :-D
20. tywa68 ( 27/08/2009 07:14)
xxx > tsy afaka hiteny an'i ramose aho hoe mamelà f'efa tsy mikaonty intsony hono i madama...mety niezaka izy fa tsy nety. Raha tsy hoe mameno ny banga koa angah ? d @zay 1 partout :lol: satria tsy maintsy hanao ny fiainany ihany ramose, d eo izy vao hamela an'ilay ramatoa. Fa mandrapahatongan'izay tsy maintsy tsinjovina ny ankizy. bon courage re :wink: Tsy very mandeha zay manao ny marina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2236