Le PM des légalistes libéré hier Manandafy parti à Maputo

1. diloo ( 25/08/2009 00:25)
Arabaina izany fa navoaka tsy fidiny ny Ray-aman-dreny be Manandafy.
Nilaza azy ho mafy be ingahy Sarles, kanefa dia very maina sy nampijaly olona @'ny tsisy antony.
Tsaroko falifaly ery ny mpiserasera tato tsy menatra mitehaka an'i ra-Sarles nampigadra sy nampijaly io loha olona io.
Izao zava-bitan'ny HAT izao, dia mihanjera tsikelikely:Ny famonona ny tsy manantsiny, ny fanagadrana olom-pirenena zoky olona, ny fampirorohana ny vahaoka, ny fangalarana @'by alalan'ny basy ny fananan'ny olona.
Izany no tena asa mivaingana ny HAT hatramin'ny efa fito volana izay, miampy ny fiadiana seza samy zareo manoloana ny Transition Maputo.
Fito voloana very @'ny tsy napany fotsiny: ny vahoaka noana, ry zalahy mizesta @'ny fiara UA manao matuvu eran'ny tanana.Habibina sy fitaka fotsony no misy fa ny fitiavana Tanindrazana haotra:famenohana paosy. :wink:
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:07
2. vitamatavy ( 25/08/2009 04:10)
ho vita tsy ho ela ny amin'ireny ,tsy hainy fa mandalo anie ny ohatran'ireny nefa be vava ry , =)) =)) =))
3. do68 ( 26/08/2009 07:07)
rasarla ve ?????
Ireny no manao an'Andriamanitra ho tsy misy. Mbola ho avy ny anjarany, ny tody tsy misy fa ny ataony no hiverina aminy
4. terrywui ( 26/08/2009 12:19)
io kou tena diso be mitsy fa tokony nampisotroina lay nomena an'i Rasendra aloha vao nalefa !! ha ha ha ! amzay fantany tsar ny valin'ny famadihana ! traitre !!!
5. pikatti ( 26/08/2009 18:07)
io kou tena diso be mitsy fa tokony nampisotroina lay nomena an'i Rasendra
ao elah aloha zao no, ampisotroina :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0478