aiza ho aiza amin'ireo i Andrywui
1. zoam
(
23/08/2009 21:33)
http://menalamba.wordpress.com/2009/08/
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 17:59
2. xxx
(
23/08/2009 21:38)
interview ny bofin'i wiwi koa ity e
http://www.youtube.com/watch?v=bk2obw0VVXo
http://www.youtube.com/watch?v=bk2obw0VVXo
3. diloo
(
23/08/2009 23:24)
Haotraotran'io madama natao interview io tokoa ny sasantsasan'ny mpanohana an'i Andry TGV, eto @'ny serasera. Izany hoe manohana zavatra pokaty.Io no porofo fa tsy misy zavabita an'ny HAT ho an'ny vahoaka izay nanohana azy ireo.
Mampalahelo sy maina fotsiny ilay ramatoa manantena ny tsy misy.
Ny hatahorako sao dia voatresak'i ra-Sarla na i Ramaroson iroa eo indray ny lohan'ity ramatoa ity.
Mampalahelo sy maina fotsiny ilay ramatoa manantena ny tsy misy.
Ny hatahorako sao dia voatresak'i ra-Sarla na i Ramaroson iroa eo indray ny lohan'ity ramatoa ity.
4. vitamatavy
(
24/08/2009 08:12)
i rapa aloha io mitondra kalaky flouté ny sary io e,
hivoaka daholo @ izay ny afera maloton'i tgv rehetra izany ko :-D :-D :-D
hivoaka daholo @ izay ny afera maloton'i tgv rehetra izany ko :-D :-D :-D
7. locl
(
24/08/2009 10:57)
Tena impressionné aho t@ le valinteny farany le ramatoa hoe "manaiky aho", izany hoe mahafatatra daholo ny olona fa ty nahavita i TGV.
8. Mirananirina
(
24/08/2009 12:46)
Hita mihitsy fa voarohirohy ny sain'ny vahoaka Malagasy.Izay tsy TGV dia vita matavy sy rahonana daholo.Hany ka voatery miteny ny vahoaka hoe TGV aho :x :x :x ,nefa hita miharihary ny zavatra tsy mety hataon'ireo.Tsy misy inona vita afatsy ny fandaniana ny volampanjakana efa tsy misy.
10. AndriambyII
(
24/08/2009 18:55)
Izahay indray tsy pour an' iza n'iza hatramin' izao , fa rehefa manao ny tsy izy dia fotsinay tanteraka an !! 8) 8)
11. terrywui
(
26/08/2009 12:09)
innn ndray ry batista ty resahanlah ato ty a!! sady elà amzany nampiesona be fotsn tamle samedi ry klé ! inn ary ty ! ary inona zany kozin"i bofin'i zoam zany on le !! atsoy ah lets ry lety rah azonlah ty a! laozanlah midelira ato fotsiny !!
