matotoa ve i jesosy
41. bor2lais
(
26/08/2009 11:56)
HS kely njay !
"matotoa ve i Jesoa ?"
Ouz le oul zay oue "tsy matotoa Izy satria nihinan-trondro" (talohan'ny nanontanian'i Petera in-3 raha tiany Izy na tsia) !! :D
"matotoa ve i Jesoa ?"
Ouz le oul zay oue "tsy matotoa Izy satria nihinan-trondro" (talohan'ny nanontanian'i Petera in-3 raha tiany Izy na tsia) !! :D
42. tywa68
(
26/08/2009 12:39)
Izy nandefa fanontaniana aza tsy hita intsony d tohizo ny HS ary e :-D
43. booboo
(
26/08/2009 12:46)
mety mbola hipoitra tampoka mazi mazi ...eto ampovoan'ny mpidinika ...izy angamba kah :°)
44. ni81
(
26/08/2009 13:04)
Izy nandefa fanontaniana aza tsy hita intsony d tohizo ny HS ary etsy azo atao ahoana mihitsy ireto sipa mpivanitikable ato ireto ka! :lol: :lol:
45. bor2lais
(
26/08/2009 13:10)
tywa68:
Izy nandefa fanontaniana aza tsy hita intsony d tohizo ny HS ary e :-D
-------
HS
Raha ny fahafantarako azy dia lasa any Maputo ilay mpandefa fanontaniana (raha ny sariny no jerena an !) sa ahoana ?
46. ni81
(
26/08/2009 13:11)
HS:-D :-D marina tokoa fa praiministra izy koa!
Raha ny fahafantarako azy dia lasa any Maputo ilay mpandefa fanontaniana (raha ny sariny no jerena an !) sa ahoana ?
47. tywa68
(
26/08/2009 13:19)
ary sao d tsara manokatra sujet vaovao ary hoe : matoatoa ve i ndotofetsy ? :-D :-D
48. ni81
(
26/08/2009 13:22)
ary sao d tsara manokatra sujet vaovao ary hoe : matoatoa ve i ndotofetsy ?manokafa ary e! satria vety² dia hita dia vety² dia tsy hita knou! :D
49. fahamarinana
(
26/08/2009 13:35)
:arrow: bord :lasa specialiste amin'ny hs koa ise zao an ! maputo tokoa angamba :-D
ni :tsy tsaroanjy angaha i dontofetsy nandalo niserana tao amin'ny kolotsaina dia tsa nipody koa iny ? Karaha tahaka izay koa ilay ato ! :^) (l)
ni :tsy tsaroanjy angaha i dontofetsy nandalo niserana tao amin'ny kolotsaina dia tsa nipody koa iny ? Karaha tahaka izay koa ilay ato ! :^) (l)
50. ni81
(
26/08/2009 13:38)
ni :tsy tsaroanjy angaha i dontofetsy nandalo niserana tao amin'ny kolotsaina dia tsa nipody koa iny ? Karaha tahaka izay koa ilay ato !kay ve e! Zà ange tsy mahalala izay atsimo sy avaratra fa dia mitafa sy mivanitika e! Ary tena totomà lé zalahy iny a! :-D :-D
51. bor2lais
(
26/08/2009 16:02)
fahamarinana:
:arrow: bord :lasa specialiste amin'ny hs koa ise zao an ! maputo tokoa angamba :-D
-----
Sao dia mba mahasoa antsika ihany ny HS 1-1 rehefa mitady ihenjana iny ny tady ! Sa ahoana ouz ise ?
52. cutie
(
26/08/2009 20:33)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 25-08-2009 04:40:51
Lohateny : Re : matotoa ve i jesosy
Araka ny tantara voasoaratr'i Toma moa dia rehefa maty i Krsity dia nidina tany amin'ny fiainan-tsy-hita/ Adesa/ Hell hoy THOMAS izay ka io no nahatonga ity soratra ity hoe
18 Fa Kristy koa aza efa nijaly indray mandeha noho ny ota, ny Marina hamonjy ny tsy marina, mba hitondra antsika ho amin'Andriamanitra, ka novonoina tamin'ny nofo, fa novelomina tamin'ny fanahy,
19 izay nandehanany sy nitoriany teny tamin'ireo fanahy tao an-trano-maizna,
20 dia izay tsy nanaiky fahiny, fony niandry ny fahari-pon'Andriamanitra tamin'ny andron'i Noa, raha mbola namboarina ny sambo-fiara, izay nidiran'ny olona vitsy, dia izy valo mianaka, ka dia namonjena azy ny rano.
18 Because Christ also suffered for sins once, the righteous for the unrighteous, that he might bring us to God; being put to death in the flesh, but made alive in the spirit;
19 in which also he went and preached unto the spirits in prison,
20 that aforetime were disobedient, when the longsuffering of God waited in the days of Noah, while the ark was a preparing, wherein few, that is, eight souls, were saved through water:
Tantara tsy vita hatramin'ny farany moa iny teto satria voatery najanona noho ny fotoana fa mbola hotohizako fa araky ny voalaza dia novotsoran'i Jesoa tamin'izany fotoana nankanesany tany amin'ny tranomaizin'i fanahy izany ry Adama sy hafa maro ary nisy roa lahy novelominy indray hitantara tamintsika ny zava-niseho tamin'izany.
Koa dia sokafy ny maso, areheto ny saina, inona avy no zavanisy tamin'io fotoana telo andro nahafatesany sy nitsanganany tamin'ny maty io. Be ny voalaza saingy noferana ny baiboly.....
soanja
mahaliana le izy fa tohizo refa manam-potoana njy :wink:
53. soanja
(
27/08/2009 02:07)
Ok Cutie. Ilay izy manko mbola mila adika teny gasy, izay no mahaela azy. Iny tsy mba nisy nandika tsinona. :(
Raha vao malalaka aho dia katrohako io ka. Mid -Octobre any. Azafady raha mbola ho ela an. :-* :-* :-* :-*
Raha vao malalaka aho dia katrohako io ka. Mid -Octobre any. Azafady raha mbola ho ela an. :-* :-* :-* :-*
54. rzakarivola
(
27/08/2009 06:46)
rakapy:
Tena ekena 100% mihintsy io Rzakarivola. FINOANA NY BAIBOLY. Ary mijanona ho finoana araka ny maha finoana azy.
==> fanambarana ny baiboly, afaka inoana na tsy inoana.
rakapy:
Izaho taloha nino be tsy nisy fisalasalana mihintsy fa nahatsapa fa tsy marina ilay finoana.
Raha avadika @ version-nao dia ndao atao hoe niteny tamiko i jesosy hoe aza manaraka ahy ianao.
==> Tsy mitovy ilay Jesosy (na le Baiboly) resahintsika angamba. Ilay Jesosy ambaran'ilay Baiboly resahiko eto mantsy dia nilaza mihitsy ny mpino mba hanaraka Azy, ka raha misy milaza @nao fa Jesosy kanefa miteny hoe "aza manaraka ahy", dia tsy Izy izany. Misy teny maromaro mihitsy aloha ambaran'i Jesoa ao mikasika ny fanarahana Azy e.
55. cutie
(
27/08/2009 13:09)
. Mpandefa : soanja [ Valio ] 27-08-2009 04:07:45
Lohateny : Re : matotoa ve i jesosy
Ok Cutie. Ilay izy manko mbola mila adika teny gasy, izay no mahaela azy. Iny tsy mba nisy nandika tsinona.
Raha vao malalaka aho dia katrohako io ka. Mid -Octobre any. Azafady raha mbola ho ela an.
ok akia :-*
