matotoa ve i jesosy
21. soanja
(
25/08/2009 02:40)
Araka ny tantara voasoaratr'i Toma moa dia rehefa maty i Krsity dia nidina tany amin'ny fiainan-tsy-hita/ Adesa/ Hell hoy THOMAS izay ka io no nahatonga ity soratra ity hoe
18 Fa Kristy koa aza efa nijaly indray mandeha noho ny ota, ny Marina hamonjy ny tsy marina, mba hitondra antsika ho amin'Andriamanitra, ka novonoina tamin'ny nofo, fa novelomina tamin'ny fanahy,
19 izay nandehanany sy nitoriany teny tamin'ireo fanahy tao an-trano-maizna,
20 dia izay tsy nanaiky fahiny, fony niandry ny fahari-pon'Andriamanitra tamin'ny andron'i Noa, raha mbola namboarina ny sambo-fiara, izay nidiran'ny olona vitsy, dia izy valo mianaka, ka dia namonjena azy ny rano.
18 Because Christ also suffered for sins once, the righteous for the unrighteous, that he might bring us to God; being put to death in the flesh, but made alive in the spirit;
19 in which also he went and preached unto the spirits in prison,
20 that aforetime were disobedient, when the longsuffering of God waited in the days of Noah, while the ark was a preparing, wherein few, that is, eight souls, were saved through water:
Tantara tsy vita hatramin'ny farany moa iny teto satria voatery najanona noho ny fotoana fa mbola hotohizako fa araky ny voalaza dia novotsoran'i Jesoa tamin'izany fotoana nankanesany tany amin'ny tranomaizin'i fanahy izany ry Adama sy hafa maro ary nisy roa lahy novelominy indray hitantara tamintsika ny zava-niseho tamin'izany.
Koa dia sokafy ny maso, areheto ny saina, inona avy no zavanisy tamin'io fotoana telo andro nahafatesany sy nitsanganany tamin'ny maty io. Be ny voalaza saingy noferana ny baiboly.....

22. niryna
(
25/08/2009 03:34)
ndotofetsy:
Azo atao hoe matotoa ve i jesosy raha nitsangana t@ maty (revenant) de avy eo niakatra any @ avo sa inona no azo hilazana azy
rzakarivola:
==> "Dia taitra sady raiki-tahotra izy, satria nataony fa nahita matoatoa izy.
Nefa hoy Jesosy taminy: Nahoana no taitra hianareo? Ary nahoana no miahanahana ny fonareo?
Izahao ny tànako sy ny tongotro, fa Izaho no Izy; tsapao Aho, ka jereo, fa ny matoatoa tsy mba manana nofo sy taolana, tahaka izao ahitanareo Ahy izao.". [Lioka 24:36-39]
=D> =D> ^:^ ^:^
soanja:inona izany ?" fanaovana tsolotra " hmm
raha mitsangana tamin'ny maty tokoa Jesoa dia tsy mila io teny faraparany io .....
Ny mpianany ,nampijaliana an-tranomaizina,tsy navela itory an'ilay kristy intsony,ny jamba nositranina ,tsy nahazo nivavaka tamin'i kristy intsony,ny mpanjaka ,nitady amono ny ainy raha voa zaza kely izy.mazava ho azy izany fa hatramin'izao mbola misy ihany no tsy mino ny filazantsara.
Na iza tenenina fa hoe nitsangana tamin'ny maty izy ary efa im-piry moa ny jiosy no nitora-bato azy(vakio ny tantara ao amin'ny Jaona fa vao avy namaky mihitsy izahay mivady izao) efa im-piry moa izy ireo no tsy nino azy,impiry moa ny olona ankehitriny na inona ambara mikasika an'ilay kristy no tsy mino,misy aza mino ny voasoratra ao amin'ny baiboly dia avy eo indray hoe ity indray tsy inoako. Rehefa tsy mino izy tsy midika izany fa nitsangana tamin'ny maty izy na tsia,izay voasoratra dia voasoratra ary fizarana izay mangetaheta ilay izy,mangatha amin'Atra mba omeny fo hino isika fa izy no anome antsika ny fanahy masina anazava ny Zanany amintsika
Ho antsika rehetra ary e Ity no hafany tao amin'ilay baiboly noheverin'ny hafa fa tsy ampy
Jaona 14
1 Aza malahelo ny fonareo; minoa an'Andriamanitra, ary minoa Ahy koa.
1 "Don`t let your heart be troubled. Believe in God. Believe also in me.
1 Que votre coeur ne se trouble point. Croyez en Dieu, et croyez en moi.
7 Raha nahafantatra Ahy hianareo, dia ho nahafantatra ny Raiko koa; ary hatramin'izao dia mahafantatra Azy hianareo sady efa nahita Azy.
7 If you had known me, you would have known my Father also. From now on, you know him, and have seen him."
7 Si vous me connaissiez, vous connaîtriez aussi mon Père. Et dès maintenant vous le connaissez, et vous l`avez vu.
Tapitra voasoratra ao anaty baiboly avokoa ve izany ny fahagagana nasehon'i kristy ?
Jaona 21
Ary misy zavatra maro hafa koa izay nataon'i Jesosy, ka raha voasoratra tsirairay avokoa izany rehetra izany, ataoko fa izao tontolo izao aza dia tsy omby ny boky voasoratra.
25 Jésus a fait encore beaucoup d`autres choses; si on les écrivait en détail, je ne pense pas que le monde méme pût contenir les livres qu`on écrirait.
25 There are also many other things which Jesus did, which if they would all be written, I suppose that even the world itself wouldn`t contain the books that would be written.
Ny fahasoavan'ny Tompo anio ho ao amintsika rehetra isan'andro,andro ka zahao fa tsara izy ary mandrakizay ny famindrampony .Tsy lavitra izy fa miaraka amin'izay rehetra mino ny anarany ary fahagagana maro tokoa no asehony ho an'izay mino ny Anarany.Ataovy ny fanandramana Amena
(l) niryna
23. soanja
(
25/08/2009 03:56)
niryna:
ndotofetsy:
Azo atao hoe matotoa ve i jesosy raha nitsangana t@ maty (revenant) de avy eo niakatra any @ avo sa inona no azo hilazana azyrzakarivola:

HS be mihitsy izy zany. Ilaina ny mandeha matory rehefa tahak'izao.
:-D :-D :-D :-D
24. niryna
(
25/08/2009 05:27)
ndotofetsy:
Azo atao hoe matotoa ve i jesosy raha nitsangana t@ maty (revenant) de avy eo niakatra any @ avo sa inona no azo hilazana azy
rzakarivola:
==> "Dia taitra sady raiki-tahotra izy, satria nataony fa nahita matoatoa izy.
Nefa hoy Jesosy taminy: Nahoana no taitra hianareo? Ary nahoana no miahanahana ny fonareo?
Izahao ny tànako sy ny tongotro, fa Izaho no Izy; tsapao Aho, ka jereo, fa ny matoatoa tsy mba manana nofo sy taolana, tahaka izao ahitanareo Ahy izao.". [Lioka 24:36-39]
niryna:manamporofo fa tsy matoatoa kristy ,misaotra rzaka nitsimpona
=D> =D> ^:^ ^:^
soanja:
raha mitsangana tamin'ny maty tokoa Jesoa dia tsy mila io teny faraparany io .....
misalasala hianao satria nilaza ny jiosy fa hatramin'izao dia tsy nino ny fitsanganan'i kristy tamin'ny maty izy ireo,hianao koa izany mobla misalasala be amin'ny resaka ao anaty baiboly, tsy maninona izany fa samy mandray izay fantany sy mizara izany ka anjaran'ny tsirairay no mandray ny tandrifiny avy
niryna:naveriko ny tenin'i soanja ao ambony eo miresaka tsolotra satria hoe notambazana volabe ireo miaramila tsy iteny ka nampandaingaina fa nangalarin'ny mpianany ny fatiny ary hatramin'izao dia mbola tsy mino izany ny jiosy.
inona izany ?" fanaovana tsolotra " hmm
niryna:
Ny mpianany ,nampijaliana an-tranomaizina,tsy navela itory an'ilay kristy intsony,ny jamba nositranina ,tsy nahazo nivavaka tamin'i kristy intsony,ny mpanjaka ,nitady amono ny ainy raha voa zaza kely izy.
dia hoy aho hoe mazava ho azy izany fa hatramin'izao mbola misy ihany no tsy mino ny filazantsara.
Na iza tenenina fa hoe nitsangana tamin'ny maty izy ary efa im-piry moa ny jiosy no nitora-bato azy(vakio ny tantara ao amin'ny Jaona fa vao avy namaky mihitsy izahay mivady izao) efa im-piry moa izy ireo no tsy nino azy,impiry moa ny olona ankehitriny na inona ambara mikasika an'ilay kristy no tsy mino,misy aza mino ny voasoratra ao amin'ny baiboly dia avy eo indray hoe ity indray tsy inoako. Rehefa tsy mino izy tsy midika izany fa nitsangana tamin'ny maty izy na tsia,izay voasoratra dia voasoratra ary fizarana izay mangetaheta ilay izy
,mangataha amin'Atra mba omeny fo hino isika fa izy no anome antsika ny fanahy masina anazava ny Zanany amintsika
Ho antsika rehetra ary e Ity no hafany tao amin'ilay baiboly noheverin'ny hafa fa tsy ampy
Jaona 14
1 Aza malahelo ny fonareo; minoa an'Andriamanitra, ary minoa Ahy koa.
1 "Don`t let your heart be troubled. Believe in God. Believe also in me.
1 Que votre coeur ne se trouble point. Croyez en Dieu, et croyez en moi.
7 Raha nahafantatra Ahy hianareo, dia ho nahafantatra ny Raiko koa; ary hatramin'izao dia mahafantatra Azy hianareo sady efa nahita Azy.
7 If you had known me, you would have known my Father also. From now on, you know him, and have seen him."
7 Si vous me connaissiez, vous connaîtriez aussi mon Père. Et dès maintenant vous le connaissez, et vous l`avez vu.
Tapitra voasoratra ao anaty baiboly avokoa ve izany ny fahagagana nasehon'i kristy ?
Jaona 21
Ary misy zavatra maro hafa koa izay nataon'i Jesosy, ka raha voasoratra tsirairay avokoa izany rehetra izany, ataoko fa izao tontolo izao aza dia tsy omby ny boky voasoratra.
25 Jésus a fait encore beaucoup d`autres choses; si on les écrivait en détail, je ne pense pas que le monde méme pût contenir les livres qu`on écrirait.
25 There are also many other things which Jesus did, which if they would all be written, I suppose that even the world itself wouldn`t contain the books that would be written.
Ny fahasoavan'ny Tompo anio ho ao amintsika rehetra isan'andro,andro ka zahao fa tsara izy ary mandrakizay ny famindrampony .Tsy lavitra izy fa miaraka amin'izay rehetra mino ny anarany ary fahagagana maro tokoa no asehony ho an'izay mino ny Anarany.Ataovy ny fanandramana Amena
(l) niryna
soanja:
HS be mihitsy izy zany. Ilaina ny mandeha matory rehefa tahak'izao.
:-D :-D :-D :-D
=)) =)) =)) :roll: :wink:
25. rakapy
(
25/08/2009 05:45)
Hoy i soanja:
raha mitsangana tamin'ny maty tokoa Jesoa dia tsy mila io teny faraparany io .....
misalasala hianao satria nilaza ny jiosy fa hatramin'izao dia tsy nino ny fitsanganan'i kristy tamin'ny maty izy ireo,hianao koa izany mobla misalasala be amin'ny resaka ao anaty baiboly, tsy maninona izany fa samy mandray izay fantany sy mizara izany ka anjaran'ny tsirairay no mandray ny tandrifiny avy
Hoy i niryna:
inona izany ?" fanaovana tsolotra " hmm
naveriko ny tenin'i soanja ao ambony eo miresaka tsolotra satria hoe notambazana volabe ireo miaramila tsy iteny ka nampandaingaina fa nangalarin'ny mpianany ny fatiny ary hatramin'izao dia mbola tsy mino izany ny jiosy.
Izaho kosa aloha raha namaky ny baiboly iray manotolo fahiny dia nahatsapa fa betsaka tantara noforonina sy namboarina ,nanampiana sy nanalana ilay boky e!
Amiko dia boky tanatara natao mba hananan'ny xana conscience sy filozofia ilay boky.
Ilay fitsanganan'i rajesosy t@ maty aloha dia azo atao hoe tantara noforonina. Nefa moa izay no finoan'ny xana dia izay izany. Tsy hampiova izay hinoanareo no nandehanako eto ary mino koa aho fa tsy ny hampiova izay hinoako no tanjonareo fa ady hevitra no alefa.
26. ni81
(
25/08/2009 05:56)
Izaho kosa aloha raha namaky ny baiboly iray manotolo fahiny dia nahatsapa fa betsaka tantara noforonina sy namboarina ,nanampiana sy nanalana ilay boky e!
28. mion
(
25/08/2009 06:43)
Natao clonage lezy izy a, nisy agent naka cellule taminy t@ la avy nokaravasiana de nanatitra an'iny tany @ labo tany "an-danitra".
le izy niseho iny hologramme, azo heverina koa oe teleportation.
andriamanatra ane tompon'ny fahalalana be rehetra e, fa ny civilisation n'ny oul t@ zany mbola age de fer, tsy takatry ny sain'oul zany t@ zany

29. rakapy
(
25/08/2009 06:47)
andriamanatra ane tompon'ny fahalalana be rehetra e, fa ny civilisation n'ny oul t@ zany mbola age de fer, tsy takatry ny sain'oul zany t@ zany
Nefa vao nisy nilaza tato fa nisy tsiny hono ilay fifanekena taloha dia ilay testameta taloha izany ka novaina ho testameta vaovao???
30. mion
(
25/08/2009 07:33)
Nefa vao nisy nilaza tato fa nisy tsiny hono ilay fifanekena taloha dia ilay testameta taloha izany ka novaina ho testameta vaovao???
Iza no sahy milaza eto fa misy tsiny ny Tenin'Andriamanitra ???
31. tywa68
(
25/08/2009 07:43)
mion:
Natao clonage lezy izy a, nisy agent naka cellule taminy t@ la avy nokaravasiana de nanatitra an'iny tany @ labo tany "an-danitra".
le izy niseho iny hologramme, azo heverina koa oe teleportation.
andriamanatra ane tompon'ny fahalalana be rehetra e, fa ny civilisation n'ny oul t@ zany mbola age de fer, tsy takatry ny sain'oul zany t@ zany
:-D :-D
32. rakapy
(
25/08/2009 08:06)
hoy Mion
Ity misy andalana izay nosoratan'ny namana mpahay baiboly tatsy @ dinika tatsy ambadika.
Ka asa na marina io na tsia???
Iza no sahy milaza eto fa misy tsiny ny Tenin'Andriamanitra ???
Ity misy andalana izay nosoratan'ny namana mpahay baiboly tatsy @ dinika tatsy ambadika.
Nahoana moa no nisy fanekena voalohany sy faharoa ?
Ny fanekena voalohany, izay miresaka ny namoronana izao tontolo izao, dia nataon’i Jehovah Andriamanitra tamin'ny zanak’Isarely, izay vahoaka nofidiany manokana. Tamin’izany dia nifototra tamin'ny lalàn’i Mosesy ilay fanekena izay nifandraisan’i Jehovah Andriamanitra sy ny zanak’Israely.
Saingy nisy zavatra niseho araka ny voasoratra ao amin'ny Hebreo 8 : 7 « Fa raha tsy nanan-tsiny izany fanekena voalohany izany, dia tsy mba nisy fitoerana hotadiavina ho an'ny faharoa. »
Ka asa na marina io na tsia???
33. ni81
(
25/08/2009 08:09)
Maninona hono ry Ni81? misy diso ve sa...?tsisy diso fa ianao niala an-daharana no nahagaga ahy?
34. rakapy
(
25/08/2009 08:26)
hoy Ni81
Fomban'ny fiainana io ka tsy atao mahagaga. Maro ny antony.
Maro koa anie no manantevin-daharana e! Tsy hoe izaho no nialala dia rava ny xanisme fa vao maika aza miroborobo izy @ tsy maha eo ahy.
tsisy diso fa ianao niala an-daharana no nahagaga ahy?
Fomban'ny fiainana io ka tsy atao mahagaga. Maro ny antony.
Maro koa anie no manantevin-daharana e! Tsy hoe izaho no nialala dia rava ny xanisme fa vao maika aza miroborobo izy @ tsy maha eo ahy.
35. ni81
(
25/08/2009 08:28)
Fomban'ny fiainana io ka tsy atao mahagaga. Maro ny antony.ay moa! Fa ianao mbola hiverina ka! :)
Maro koa anie no manantevin-daharana e! Tsy hoe izaho no nialala dia rava ny xanisme fa vao maika aza miroborobo izy @ tsy maha eo ahy
36. rakapy
(
25/08/2009 08:31)
ay moa! Fa ianao mbola hiverina ka!
Tsy izaho no mpandahatra ny fianako ka tsy fantatro izay ho avy. Fa raha ny faniriko dia ny tsy hiverenako ao intsony.
37. rzakarivola
(
25/08/2009 08:54)
tsetsatsetsa tsy aritra :
1- finoana ny Baiboly ho marina 100%.
Izaho koa taloha tsy nino, fa tena ohatra an\'i rakapy sy ny hafa, feno fisalasalana nefa sady nandray ny zavatra sasantsasany ho marina sy azo ekena. Fa rehefa nisy fotoana nangatahan\'ny foko fahamarinana, ka nanaovako izao vavaka izao \"raha misy marina ianao Jesosy, lazao amiko ...\", dia namaly ahy Izy, izay no inoako fa Velona Izy, ary miteny amin\'ny olombelona @ alalaNy Andriamanitra, ary tsy isalasalako intsony ny @ fahamarinan\'ny fanambaran\'ny BAiboly.
2- Lolo vokatra.
Izaho tsy mbola nahita an\'izany lolo vokatra izany fa henoko tantarain\'olona. Ary raha ny fitantaran\'ny olona momba ny lolo vokatra no ampitahaiko @ izay fahafantarako an\'i Jesoa araka ilay notantaraiko tetsy ambony dia toy izao :
1- Ny LV hitan\'ny maso foana (fa tsy mahay manjavona) ~~ JK tsy voatery hitan\'ny maso
2- Ny LV maimbo ~~ Jesoa tsy maimbo
3- Ny LV mety miteny @ vavan\'ny tenany ka renesin\'ny sofina ~~ JK sady mahay miteny @ vavan\'ny tenany, no mahay miteny @ alalan\'ny vavan\'ny hafa horenesin\'ny sofina, ary mahay miteny @ fo indrindra indrindra, mahay mamaly ny fangetahetan\'ny fo ao anaty tsy miloa-peo.
4- Ny LV misy fomba atao (hono) hamonoana azy tsy hitsangana intsony (hoe fantsiana @ lakana d atao eny ambony hazo) ~~ Jesoa Kristy velona mandrakizay ary na ny fahafatesana aza resiNy.
5- Ny LV mitsangana im-pito saingy ho faty ihany ~~ Jesoa Kristy indray maty ary velona ho mandrakizay.
6- Ny LV nofo aman-drà ~~ JK Fanahy
Ny lohahevitra :
==> Tsy haiko ity na tena ao anatin\'ny lohahevitra na HS, fa na izany na tsy izany dia hita mifandray @ lohahevitra ilay izy, misy tenin\'i Jesoa mamaly tsara an\'io.
\"Vetivety foana dia tsy hahita Ahy intsony izao tontolo izao; fa hianareo no hahita Ahy; satria velona Aho, dia ho velona koa hianareo. ... Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian\'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy.\" [Jaona 14:19-25]

ravonjison:
Fa naninona izy no tsy niseho intsony avy eo ?
==> Tsy haiko ity na tena ao anatin\'ny lohahevitra na HS, fa na izany na tsy izany dia hita mifandray @ lohahevitra ilay izy, misy tenin\'i Jesoa mamaly tsara an\'io.
\"Vetivety foana dia tsy hahita Ahy intsony izao tontolo izao; fa hianareo no hahita Ahy; satria velona Aho, dia ho velona koa hianareo. ... Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian\'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy.\" [Jaona 14:19-25]
38. rakapy
(
25/08/2009 09:04)
hoy Rzakarivola
Tena ekena 100% mihintsy io Rzakarivola. FINOANA NY BAIBOLY. Ary mijanona ho finoana araka ny maha finoana azy.
Izaho taloha nino be tsy nisy fisalasalana mihintsy fa nahatsapa fa tsy marina ilay finoana.
Raha avadika @ version-nao dia ndao atao hoe niteny tamiko i jesosy hoe aza manaraka ahy ianao.
1- finoana ny Baiboly ho marina 100%.
Izaho koa taloha tsy nino, fa tena ohatra an'i rakapy sy ny hafa, feno fisalasalana nefa sady nandray ny zavatra sasantsasany ho marina sy azo ekena. Fa rehefa nisy fotoana nangatahan'ny foko fahamarinana, ka nanaovako izao vavaka izao "raha misy marina ianao Jesosy, lazao amiko ...", dia namaly ahy Izy, izay no inoako fa Velona Izy, ary miteny amin'ny olombelona @ alalaNy Andriamanitra, ary tsy isalasalako intsony ny @ fahamarinan'ny fanambaran'ny BAiboly.
Tena ekena 100% mihintsy io Rzakarivola. FINOANA NY BAIBOLY. Ary mijanona ho finoana araka ny maha finoana azy.
Izaho taloha nino be tsy nisy fisalasalana mihintsy fa nahatsapa fa tsy marina ilay finoana.
Raha avadika @ version-nao dia ndao atao hoe niteny tamiko i jesosy hoe aza manaraka ahy ianao.
39. ni81
(
25/08/2009 09:11)
Raha avadika @ version-nao dia ndao atao hoe niteny tamiko i jesosy hoe aza manaraka ahy ianao.
40. ravonjison
(
26/08/2009 09:29)
ni81:
ie divay niotrika honoKa hoe taingena hoy Ravonjison tetsy ambony?? dia lasa vinaigitra indray eto, dia divay niotrika koa???
Mety ho gilomidro no iafarany marina
divay niotrika kosa angaha moa tsy = vinaingitra?
Fa tsy tangena kosa ka! Tsisy tangena raha tsy any dago :D
Ahitsiko kely fa misy diso ilay voalazako : vinaingitra ilay izy araka ny ao anaty baiboly ( fa misy ihany anefa no milaza fa tangena ).
Na izany anefa dia tsy miankina @ izay mihitsy ilay izy, satria efa nokarihina fa tsy miankina @ iny zavatra nisotroiny iny mihitsy ilay fitsanganana t@ maty ( raha izy irery nofo sy taolana tsy possible ahasokatra ilay varavara-pasana).
Ny fantatra fotsiny dia izao :
- maty izy ary foana ny fasany avy eo
- niseho izy avy eo ( nisy nitsapa mihitsy ny tenany )
Ireo hypotheses rehetra dia efa nolavina daholo satria tsy possible ( halatra, tsolotra, poizina.....sns)
Hatramin' izao aloha dia tsy maintsy raisina hoe zava-nisy iny fitsanganana iny. Eto izany dia tsy resaka finoana mihitsy fa resaka " realité " tsotra izao.
Mety hoe afaka 3000 ans angamba dia mety hanana fanazavana mikasika izany isika, fa hatramin' izao aloha dia tsy misy ny fanazavana possible.
Niho izany dia laviko ilay filazana fa matoatoa izy. Satria raha matoatoa izy ( matoatoa araka ny finoan' ny gasy) dia tsy nisokatra ilay varavara-pasana ( ny matoatoa dia tsy mila manokatra varavara-pasana raha hiala avy ao ampasana !)