Na ondry iray ihany aza no voavonjy dia efa zava-dehibe izay
1. niryna
(
21/08/2009 15:32)
Ny fahasoavan'ny Tompo anie homba antsika tsirairay avy.Andramo ka zahao fa tsara izy ary mandrakizay ny fitiavany ,ny fahasoavany ,ny famonjeny ary ny famindrampony ho antsika rehetra.
Hoy ny tantara hoe manana ondry zato ity olona ary very ny ondry iray ,rehefa nozahaviny io ondry io dia itany ka faly tokoa izy,toa izany koa Atra .Ondriny iska ary tiany ho voavonjy avokoa fa ny fotoanany no tsy mitovy , ka raha ondry iray ihany aza no voavonjy dia efa fifaliana lehibe any an-danitra izany.Koa mivavaha mandrakariva mba hamonjy ny namantsika isika,mety tsy mino ny tenin'Atra izy anio kanefa dia Atra irery ihany no afaka manova ny fony.Mety ho kivy isika fa nomena ny tenin'Atra kanefa ny mpanohitra no betsaka ,tsy maninona izany fa any ho any misy ondry iray very ka itan'Atra indray ,mety ho azy ny tenin'Atra androany .
Tsy kivy amin'ny voa nafafy sy mbola hafafy koa anefa isika fa misy mamoa ary misy tsy mamoa fa na dia iray fotsiny aza no mamoa dia efa zava-dehibe izany any an-danitra ary ny anjelin'Atra no miara mifaly aminy amin'izany koa moa ve tsy tokony ho faly koa isika fa mba afaka mizara ny tenin'Atra eto?
sa ahoana ?
(l) (l) (l) :-* :-* :-*
(l) niryna

novalian'i niryna ny 25/08/2009 04:55
2. rijadolly
(
21/08/2009 16:08)
Ilaina tokoa ny mifanohana amin'sehatra ohatry tony,Satria Fitaovana iray hampandrosoana ny Fanjakan'Andriamanitra.Tanjona iray ny iraisana ka izay ny antony hifanazavana sy hifanomezana ny fahalalana ananan'tena.Mety hisy tokoa ny fifanoheran-kevitra nefa dia iray ihany ny Marina.Anjaran'ts11 ny maka izay tandrify azy.Mety misy ihany koa ny fahadisoan'tena eto izay ataon'sasany hirahira ka mitarika anao ho kivy araka ny tenin'Niryna,ka mahatonganao tsy hizara ny Fahalalanao sy ny tenin'Andriamanitra,tohero zany fa efa nomena maimaipona isika fa aza fihinina irery ny fahasoavana azonao.Ny fanadinana ho an'ny mahalala ka tsy mizara no mafimafy kokoa noho ny an'tsy mahalala.Sao Ianao no andrasana ho an'ol iray mba tsy ho very.Sao dia ny fahalalanao omena ny hafa no vala iray hitazona,na hanitsy,na hampody ny solafaka ka hampisy fifalina lehibe eo ankaikin'Ray.Mazotoa dia aza kivy fa io no anisany iray entin'ilay ratsy tsy ahatanteraka ny iraka izay ataonao.Mazotoa daholo e!
4. fidinirina
(
22/08/2009 10:45)
Miombon-kevitra aminareo koa aho. Fa ny fifaliana, indrindra ao amin'ny Tompo, dia mitombo rehefa zaraina ka tsy hay ny hitazona azy. Isaorana Andriamanitra manome antsika fitaovana hiseraserana sy hifampianarana. Ny zavatra rehetra dia miara-miasa ahasoa izay tia an'Andriamanitra.
Mahereza ary tazony mafy ny fahazavana (Jesoa Kristy) fa rehefa tonga ny mazava tsy maintsy miala ny aizina na tiany na tsy tiany.

7. niryna
(
25/08/2009 03:53)
rijadolly:
Ilaina tokoa ny mifanohana amin'sehatra ohatry tony,Satria Fitaovana iray hampandrosoana ny Fanjakan'Andriamanitra.Tanjona iray ny iraisana ka izay ny antony hifanazavana sy hifanomezana ny fahalalana ananan'tena.Mety hisy tokoa ny fifanoheran-kevitra nefa dia iray ihany ny Marina.Anjaran'ts11 ny maka izay tandrify azy.Mety misy ihany koa ny fahadisoan'tena eto izay ataon'sasany hirahira ka mitarika anao ho kivy araka ny tenin'Niryna,ka mahatonganao tsy hizara ny Fahalalanao sy ny tenin'Andriamanitra,tohero zany fa efa nomena maimaipona isika fa aza fihinina irery ny fahasoavana azonao.Ny fanadinana ho an'ny mahalala ka tsy mizara no mafimafy kokoa noho ny an'tsy mahalala.Sao Ianao no andrasana ho an'ol iray mba tsy ho very.Sao dia ny fahalalanao omena ny hafa no vala iray hitazona,na hanitsy,na hampody ny solafaka ka hampisy fifalina lehibe eo ankaikin'Ray.Mazotoa dia aza kivy fa io no anisany iray entin'ilay ratsy tsy ahatanteraka ny iraka izay ataonao.Mazotoa daholo e!
rija a> manana andraikitra lehibe anie isika rehetra e,ny misintona ny ondry very ary ny miezaka mizara izany fitiavan'ny ray izany aminy .Didy lehibe no omeko anareo hoy kristy dia ny hifankatiavanareo toy ny mpirahalahy
8. niryna
(
25/08/2009 04:47)
tywa68:
nyrina > betsaka ny ondry f'aza manahy e :lol:
:D
ondry mania sy very sa ondry ao anaty vala ?
:-*
9. niryna
(
25/08/2009 04:55)
Ratoa:dia hiaraka hiredona anao ny hira avokoa isika rehetra ,tsy misy fotsiny na mainty na fiangonana avy aiza fa zanak'Atra avokoa e
Amen!
Miara mizotra isika ho any ,Jerosalema vaovao
Tompo malala tsy fohy ity aho
dia mandeha daholo ny hira fanampiny rehetra,mety mahay teny maro koa aza isika e,mety mihira ny Above all
Tsy hisy na fahoriana na ahiahy ,na fahatezerana na aretina fa fifaliana sy fiadanana no anehoantsika ilay fitiavan'Atra lehibe satria voavonjy avokoa isika rehetra ,Ny aiza moa dia tsy hisy intsony fa ny fahasoavan'ilay Tompo mahery no amirapiratra antsika rehetra