Tsara sady Marina ny tenin'Andriamanitra
1. fidinirina
(
21/08/2009 12:49)
Tsara sady Marina ny tenin’Andriamanitra
I Timoty 4:4-5 Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny fisaorana, satria hamasinin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fivavahana izany.
Hebreo 6.4-5 Fa izay efa nohazavaina indray mandeha sady efa nanandrana ny fanomezana avy any an-danitra sy efa nandray ny Fanahy Masina ary efa nanandrana ny teny tsaran'Andriamanitra sy ny herin'ny fiainana ho avy …
Jaona 1.14 Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana.
Jaona 17:17 Manamasina azy amin'ny fahamarinana; ny teninao no fahamarinana.
Kolosiana 1.5 noho ny fanantenana izay tehirizina any an-danitra ho anareo, dia ilay efa renareo fahiny tamin'ny tenin'ny fahamarinan'ny filazantsara.
Efesiana 1.13 Ao aminy koa hianareo, rehefa renareo ny tenin'ny fahamarinana, dia ny filazantsara famonjena anareo,-- eny, ao aminy koa hianareo, rehefa nino, no nasiana tombo-kase tamin'ny Fanahy Masina araka ny teny fikasana.
II Timoty 2.14 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan'ny Tompo izy mba tsy hiady teny, satria tsy mahasoa akory izany, fa mamadika ny mpihaino.
2.15 Mazotoa manolotra ny tenanao amin'Andriamanitra ho olona voazaha toetra, dia mpiasa tsy mahazo henatra, mizara tsara "Na: mamoaka tsara" ny teny fahamarinana.[/color]
II Korintiana 4.2 Fa efa nolavinay ny zavatra takona mahamenatra, ka tsy mandeha amin'ny fihendrena, na manatsatso ny tenin'Andriamanitra izahay; fa amin'ny [color=blue]fanehoana ny marina no ideranay tena amin'ny fieritreretan'ny olona rehetra eo imason'Andriamanitra.
I Tesaloniana 1.8 Fa avy taminareo no nanenoan'ny tenin'ny Tompo, tsy tany Makedonia sy Akaia ihany, fa teny tontolo eny no nielezan'ny lazan'ny finoanareo an'Andriamanitra, ka dia tsy misy holazainay intsony.
1.9 Fa ireny ihany no milaza ny aminay, dia izay fidirana azonay ho aty aminareo sy ny nialanareo tamin'ny sampy hiverenana amin'Andriamanitra mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina,
1.10 ary mba hiandry ny Zanany avy any an-danitra, Izay natsangany tamin'ny maty, dia Jesosy, Izay Mpanafaka antsika amin'ny fahatezerana ho avy.
II Korintiana 6.4 fa amin'ny zavatra rehetra dia nampiseho ny tenanay ho mpanompon'Andriamanitra izahay, dia amin'ny faharetana be…
6.7 amin'ny teny fahamarinana, amin'ny herin'Andriamanitra, amin'ny fiadian'ny fahamarinana, na amin'ny ankavanana na amin'ny ankavia.
I Mpanjaka 17.24 Ary hoy ravehivavy tamin'i Elia: Ankehitriny izao dia fantatro fa lehilahin'Andriamanitra tokoa ianao, ary marina ny tenin'i Jehovah aloaky ny vavanao.
Salamo 119.41 [VAO] Aoka ho tonga amiko ny famindram-ponao, Jehovah ô, Dia ny famonjenao, araka ny teninao.
119.42 Dia hamaly izay miteny ratsy ahy aho, Satria matoky ny teninao.
119.43 Ary aza dia esorina amin'ny vavako ny teny marina; Fa miandry ny fitsaranao aho.
119.160 Fahamarinana no tontalin-kevitry ny teninao; Ary mandrakizay ny fitsipikao marina rehetra.
Isaia 45.22 Mijere Ahy, dia ho voavonjy ianareo, ry vazan-tany rehetra! Fa Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy hafa.
45.23 Ny tenako no nianianako, nisy teny efa naloaky ny vavako tamin'ny fahamarinana [Na: Nisy teny naloaky ny vavan'ny fahamarinana] ka tsy hitsoaka: Izaho no handohalehan'ny lohalika rehetra, sy hianianan'ny lela rehetra hoe :
45.24 Ao amin'i Jehovah ihany no misy fahamarinana be sy hery, ka izy ihany no hohatonin'ny olona, ary ho menatra izay rehetra tezitra aminy.
Hosea 4.1 Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ianareo Zanak'Isiraely! Fa Jehovah manana ady amin'ny mponina amin'ny tany, satria tsy misy fahamarinana, na fitiavana, na fahalalana an'Andriamanitra eo amin'ny tany.
Tsy misy fahamarinana ety ambonin’ny tany sy izay fiheveran’ny olona. Andriamanitra sy ny tenin’Andriamanitra irery no Marina ary Jesoa Kristy rahateo koa Fahamarinana mpitari-dàlana antsika.

répondu par niryna le 11/09/2009 05:23
2. cutie
(
21/08/2009 12:51)
de................... in ny tohiny fa toa fitanisana lava be fotsiny :roll:
3. rzakarivola
(
21/08/2009 13:48)
cutie >>> Fahalalako ny fizarana tsotra toy itony, dia afaka maneho ny heviny, mitsipaka ilay hevitra, na manampy, na mamelabelatra, na mitsikera, na koa maka anakiray mba hiaraha-midinika.
Izaho manokana resy lahatra fa "raha misy roa na telo mivory @ anaran'i Jesosy, dia ho eo afovoany Izy". Ary isika izao no roa sy telo, koa ndeh hidinika, ny hafa koa raha tonga eto mitafatafa dia isaorana an' Andriamanitra daholo izany rehetra izany.
Ny zavatra tiako hambara mikasika ity lohahevitra ity dia ireto :
- "Andriamanitra irery ihany no marina" [Joba]
- "Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany, dia Andriamanitra" [Marka]
Izaho manokana dia mijoro vavolombelona fa i Jesosy Kristy no tenin' Andriamanitra velona, izany hoe :
1- Andriamanitra miteny @ olona @ alalaNy
2- Velona Izy, araka izay anambarana Azy ao @ Baiboly
Ho anareo tsirairay avy, inona na Iza i Jesosy Kristy ?

4. cutie
(
21/08/2009 13:51)
Ho anareo tsirairay avy, inona na Iza i Jesosy Kristy ?
mpaminany nirahin'Atra ho ety an-tany. :)
5. rijadolly
(
21/08/2009 15:38)
Misaotra betsaka Fidinirina nampatsiaro sy ny tsipona ho anay tsy mbola nahare sy nahita ny sasany amin'ireo ao anaty Baiboly a!Hita mihitsy ialay izy fa mampirisika handray Baiboly.Kay misy teny mamy tahaka izao izy io an! ^:^ ^:^ ^:^
6. niryna
(
22/08/2009 05:15)
fidinirina:
Tsara sady Marina ny tenin’Andriamanitra
I Timoty 4:4-5 Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny fisaorana, satria hamasinin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fivavahana izany.
Hebreo 6.4-5 Fa izay efa nohazavaina indray mandeha sady efa nanandrana ny fanomezana avy any an-danitra sy efa nandray ny Fanahy Masina ary efa nanandrana ny teny tsaran'Andriamanitra sy ny herin'ny fiainana ho avy …
Jaona 1.14 Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana.
Jaona 17:17 Manamasina azy amin'ny fahamarinana; ny teninao no fahamarinana.
Kolosiana 1.5 noho ny fanantenana izay tehirizina any an-danitra ho anareo, dia ilay efa renareo fahiny tamin'ny tenin'ny fahamarinan'ny filazantsara.
Efesiana 1.13 Ao aminy koa hianareo, rehefa renareo ny tenin'ny fahamarinana, dia ny filazantsara famonjena anareo,-- eny, ao aminy koa hianareo, rehefa nino, no nasiana tombo-kase tamin'ny Fanahy Masina araka ny teny fikasana.
II Timoty 2.14 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan'ny Tompo izy mba tsy hiady teny, satria tsy mahasoa akory izany, fa mamadika ny mpihaino.
2.15 Mazotoa manolotra ny tenanao amin'Andriamanitra ho olona voazaha toetra, dia mpiasa tsy mahazo henatra, mizara tsara "Na: mamoaka tsara" ny teny fahamarinana.[/color]
II Korintiana 4.2 Fa efa nolavinay ny zavatra takona mahamenatra, ka tsy mandeha amin'ny fihendrena, na manatsatso ny tenin'Andriamanitra izahay; fa amin'ny [color=blue]fanehoana ny marina no ideranay tena amin'ny fieritreretan'ny olona rehetra eo imason'Andriamanitra.
I Tesaloniana 1.8 Fa avy taminareo no nanenoan'ny tenin'ny Tompo, tsy tany Makedonia sy Akaia ihany, fa teny tontolo eny no nielezan'ny lazan'ny finoanareo an'Andriamanitra, ka dia tsy misy holazainay intsony.
1.9 Fa ireny ihany no milaza ny aminay, dia izay fidirana azonay ho aty aminareo sy ny nialanareo tamin'ny sampy hiverenana amin'Andriamanitra mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina,
1.10 ary mba hiandry ny Zanany avy any an-danitra, Izay natsangany tamin'ny maty, dia Jesosy, Izay Mpanafaka antsika amin'ny fahatezerana ho avy.
II Korintiana 6.4 fa amin'ny zavatra rehetra dia nampiseho ny tenanay ho mpanompon'Andriamanitra izahay, dia amin'ny faharetana be…
6.7 amin'ny teny fahamarinana, amin'ny herin'Andriamanitra, amin'ny fiadian'ny fahamarinana, na amin'ny ankavanana na amin'ny ankavia.
I Mpanjaka 17.24 Ary hoy ravehivavy tamin'i Elia: Ankehitriny izao dia fantatro fa lehilahin'Andriamanitra tokoa ianao, ary marina ny tenin'i Jehovah aloaky ny vavanao.
Salamo 119.41 [VAO] Aoka ho tonga amiko ny famindram-ponao, Jehovah ô, Dia ny famonjenao, araka ny teninao.
119.42 Dia hamaly izay miteny ratsy ahy aho, Satria matoky ny teninao.
119.43 Ary aza dia esorina amin'ny vavako ny teny marina; Fa miandry ny fitsaranao aho.
119.160 Fahamarinana no tontalin-kevitry ny teninao; Ary mandrakizay ny fitsipikao marina rehetra.
Isaia 45.22 Mijere Ahy, dia ho voavonjy ianareo, ry vazan-tany rehetra! Fa Izaho no Andriamanitra, ka tsy misy hafa.
45.23 Ny tenako no nianianako, nisy teny efa naloaky ny vavako tamin'ny fahamarinana [Na: Nisy teny naloaky ny vavan'ny fahamarinana] ka tsy hitsoaka: Izaho no handohalehan'ny lohalika rehetra, sy hianianan'ny lela rehetra hoe :
45.24 Ao amin'i Jehovah ihany no misy fahamarinana be sy hery, ka izy ihany no hohatonin'ny olona, ary ho menatra izay rehetra tezitra aminy.
Hosea 4.1 Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ianareo Zanak'Isiraely! Fa Jehovah manana ady amin'ny mponina amin'ny tany, satria tsy misy fahamarinana, na fitiavana, na fahalalana an'Andriamanitra eo amin'ny tany.
Tsy misy fahamarinana ety ambonin’ny tany sy izay fiheveran’ny olona. Andriamanitra sy ny tenin’Andriamanitra irery no Marina ary Jesoa Kristy rahateo koa Fahamarinana mpitari-dàlana antsika.
misaotra nizara e
=D> ^:^ ^:^
7. sapele
(
22/08/2009 09:04)
:) ,Vao nifoha za de eto tsy mbola namaky baiboly akory!fa naita ity dinika ity kosa za de matsiaro fa nahavaky baiboly androany,misaotra e!
misy ange ny olona vao mifoha de misasa,misakafo de miasa,,adino le mamaky baiboly ka raha mba mamaky isan'andro ny baiboly eto @ serasera eto isan'andro,de mino aho fa ho faly Atra.tohizo fa tsy ho foana akory ny fikelezanareo aina ao @ tompon-tsika! indraindray de adinon-tsika Atra izay manome ny aina isan'andro sy mbola antony hahaveloman-tsika. nefa vao misy zavatra mafy mahazo de Atro!:cry: :cry: :cry: :cry: :cry:

8. rzakarivola
(
24/08/2009 12:11)
cutie:
mpaminany nirahin'Atra ho ety an-tany.
==> Ny dikan'izany izany, tenin' Andriamanitra no ambaran'i Jesoa ? (izany hoe marina fa tsy misy fitaka na kely aza) ?
9. ikaretsaka
(
24/08/2009 17:12)
De aza ovaivaina sy tsimpotsimponina araka izay itiavanareo azy ary e...aleo I paoly ho paoly de I hosea ho hosea fa tsy phrase 1 de ny teny 4 paoly tany korint de ny 5 hosea..de tsy hay intsony hoe iza ny pistilin fidinirina ho an'ny ankizin'ny serasera....lol
10. tywa68
(
25/08/2009 07:50)
Ika > aza masiaka hoa :wink: samia mizara arak'ilay principe de base = am-pitiavana foana :lol:
11. ikaretsaka
(
25/08/2009 14:03)
tywa68:
Ika > aza masiaka hoa :wink: samia mizara arak'ilay principe de base = am-pitiavana foana :lol:
ka ny zavatra de base mihitsy ro tsa mandeha @ laoniny ny azy ko... tsy nifanarahana mihitsy hoe compose soratra masina no atao entree
12. niryna
(
11/09/2009 05:23)
tywa68:
Ika > aza masiaka hoa :wink: samia mizara arak'ilay principe de base = am-pitiavana foana :lol:
ikaretsaka:
ka ny zavatra de base mihitsy ro tsa mandeha @ laoniny ny azy ko... tsy nifanarahana mihitsy hoe compose soratra masina no atao entree
:roll: ka maninona no tsy mizara izay fantatra ika raha izany ,tsy mandeha ny base dia omeo izany ny olona zarao izay entree ananao :-D