Famelan-keloka ... @ fomba ahoana?
41. rzakarivola
(
27/08/2009 14:58)
simplex:
...ary mino aho fa tsy misy manohitra ny voalazan'ny baiboly ireo voalazako ireo. Raha misy dia azavao kely, azavao tsirairay...
1- "ny anah tsy misy idiran'ny resam-pinoana ny famelan-keloka fa par principe fotsiny hoe: ..."
Hoy Jesoa Kristy : "Raha manota aminao impito ny rahalahinao ka mifona aminao impito, dia mamelà foana ny helony".
bor2lais >>> Mampme tkou le zavtara notsimponinao, kanefa mampianatra ahy zavatra izany : Ny relation entre lahy sy vavy hoy i Paoly dia fitaratry ny relation entre Kristy sy ny Fiangonana ...
42. ikaretsaka
(
27/08/2009 22:21)
rzaka> de tsy mbola azon"i rzaka ihany ve ny tiana hahatongavana :D
43. bor2lais
(
28/08/2009 09:27)
Ny HS ataoko eto dia fomba 1 entiko manao "fizarana" ihany koa amintsika : samy mandray izay tandrify azy raha toa ka heveriny fa misy tokony ho raisina ny voalazako !
44. tywa68
(
28/08/2009 09:48)
bor2lais:
Ny HS ataoko eto dia fomba 1 entiko manao "fizarana" ihany koa amintsika : samy mandray izay tandrify azy raha toa ka heveriny fa misy tokony ho raisina ny voalazako !
+1 :lol:
45. ari.malala
(
28/08/2009 11:22)
ika, zà meo tsinay kely alo fa tena tady ho tapaka ny ahy ato! loza lotra le fampimehezana mantsy =)) =)) =)) =)) sady misy giravy raha handray zavatra antendrony =)) =)) =))
47. rzakarivola
(
31/08/2009 13:50)
Ikaretsaka:
rzaka> de tsy mbola azon"i rzaka ihany ve ny tiana hahatongavana
==> Samy manana izay tiany hampitaina ny rehetra, ny tiako fantatra dia ilay tian' Andriamanitra ampitaina.
48. ari.malala
(
31/08/2009 13:58)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
49. ikaretsaka
(
31/08/2009 19:49)
Rehefa tsy metimety aminao izany le izy de hoe tsy hafatr'atra?
Dia manontany anao za hoe iza marina rzaka no inoanao? Atra s sa ny metimety tenanao fa miody sandohanao fotsiny hoe Atra? Hmm?
Dia manontany anao za hoe iza marina rzaka no inoanao? Atra s sa ny metimety tenanao fa miody sandohanao fotsiny hoe Atra? Hmm?
50. rzakarivola
(
04/09/2009 13:53)
ikaretsaka >>> Mino an' Andriamanitra efa hatry ny ela ihany aho. Ianao koa mino, i rakapy koa mino ... Ny tsy itovizana dia hoe : ahoana no fomba ifandraisana amin' Andriamanitra?
Ho ahy dia fantatro mazava izay inoako : i Jesoa Kristy no tenin' Andriamanitra Velona.
Andriamanitra efa mahafantatra ny tian'ny olona hotenenina foana na dia tsy miteny aza, fa ny olona no tsy mahalala izay tenenin' Andriamanitra aminy, fa @ i Jesoa Kristy kosa no handrenesany ny feon' Andriamanitra miteny aminy.
Izay no finoako. Ka ho ahy, izay tenin'i Jesoa no tenin' Andriamanitra, satria Izy dia ny teniNy.
- Mijoro vavolombelona aho amin'izay tsy mino Azy
- @ireo izay (milaza fa) mino Azy aho dia tsy mampihambahamba ahy ny mampitaha ny tenin'ireo @ tenin'i Jesoa ilazako hoe marina sa tsia.

52. ikaretsaka
(
07/09/2009 18:47)
I Jesoa anie razaka ka tsy teny fotsiny e..Tonga nofo izy. Ary tonga mofo koa...
53. ari.malala
(
08/09/2009 12:38)
Andriamanitra efa mahafantatra ny tian'ny olona hotenenina foana na dia tsy miteny aza,efa haindrazakarivola izany ko in no antony itsingolohanao lava izao izay lazain'ny oul e!
NB? aza mijoro vavolombelona amko alou fa za ts mila anizany e!